SITLO
106. fasaly
(
13/12/2006 19:21)
sao mitady ho torana aza i sitlo no mitifitifitra be otran'io no hoe borkéo amzay ity resaka ity:-D:-D efa we reveo de reveo zany:-D
108. sitlo
(
13/12/2006 20:08)
Tslem ianao ra-tslem, raha tantaraiko anareo daholo ny nampihomehy tao dia ho gaga fotsiny ianareo.:°)
111. fasaly
(
13/12/2006 21:08)
:-D:-D:-Dsoa ihany fa tsy injy zany fa saika nidehaka nikopak'elika teo ndray ra stilo!!!:-D:-D:-D
fa in azany io e! ny fahatezeran'i sitlo ve otrzao????:roll::-D:-D:-D refa lany ranomainty...:-D:-D de asiny mande manondraka twalety kely alou!:-D:-D
fa in azany io e! ny fahatezeran'i sitlo ve otrzao????:roll::-D:-D:-D refa lany ranomainty...:-D:-D de asiny mande manondraka twalety kely alou!:-D:-D
113. xxx
(
14/12/2006 09:59)
be vava fotsiny le sitlo nefa tsy makaiza akory!
raha ny sarinao no jerena , tsy makaiza enao nefa be tsikera , tsy bogany, tsy alehany nefa ny kiana tssssssssss!mipetraha tsara e, sarony ny sitlo!
raha ny sarinao no jerena , tsy makaiza enao nefa be tsikera , tsy bogany, tsy alehany nefa ny kiana tssssssssss!mipetraha tsara e, sarony ny sitlo!
115. fasaly
(
14/12/2006 15:40)
tsy afa nanoratra zà tam maraina fa maty ny sitlo ko nefa sitlo kinga:wink::-D
116. Fiffi
(
14/12/2006 16:09)
xxx:mba aoka zay ry zareo fa shhh ! nareo ve mba olon-dehibe sa zazakely eh ?
be vava fotsiny le sitlo nefa tsy makaiza akory!
raha ny sarinao no jerena , tsy makaiza enao nefa be tsikera , tsy bogany, tsy alehany nefa ny kiana tssssssssss!mipetraha tsara e, sarony ny sitlo!
za tsy hoe momba an'i sitlo fa inona ary ity ?
118. fasaly
(
14/12/2006 16:15)
adino tany antokotany de nangatsika lotra fa nila nafanaina klks heures vao nande indray:-D
120. fasaly
(
14/12/2006 16:18)
an han! liana be an! natakosokosoko teo ambony latabatra :roll::-D:-D:-D:-D