SITLO

201. kelly13 ( 20/12/2006 16:59)
hahahahaha, efa dila tsy hita tsony iny sary iny eeee!! efa lanin'i ingahibesola mdrrrr
202. sitlo ( 20/12/2006 17:03)
tsss, nefa izaho mba tia hahafantatra hoe, mba iza mihitsy aza ity Kelly Therese ity :-o
203. kelly13 ( 20/12/2006 17:04)
hé hé hé, zany refa tara train, mdrrr
204. sitlo ( 20/12/2006 17:08)
eo moa eeehhh

alefaso tsimoramora aty. :wink:
205. kelly13 ( 20/12/2006 17:15)
mdrrrrrrrrrr, mangata klou @ dadabe noely ra d'akoro lery, lollll
206. sitlo ( 20/12/2006 17:17)
sakelidalana ve?
Tsy d'akoro lery fa tonga dia any amin'i therezy kelly hono maka
207. kelly13 ( 20/12/2006 17:18)
hahahahahahahaha
208. sitlo ( 20/12/2006 17:21)
zay dia imemezana fotsiny ny ol

tsy asiako tsikera vinany ange fa tonga dia ilay dokadoka tadiavin'ny rehetra mihitsy eh.
Ohatra hoe: dray, manja kely kelly13 :wink:
209. fasaly ( 20/12/2006 17:36)
:-:-D:-D:-D
210. sitlo ( 20/12/2006 17:40)
dia ny sarin'i fasaly koa ange eh
211. fasaly ( 20/12/2006 17:42)
ny ahy tsy asehoko tsony......tsony.....tsony.....
zé namako manokana ihany no mahita azy:-D:-D:-D am manaraka
212. sitlo ( 20/12/2006 17:43)
za ataovy namana manokana fa tsy ataoko M M intsony ;-)
213. kelly13 ( 20/12/2006 17:47)
a a a nenà le tsikera tsy maly no tiko :p
214. sitlo ( 20/12/2006 17:50)
nanenjika aho nanenjika fa nalama ny tanako.

maly???
milay angamba no saika nosoratanao.

Eo ary fa ataoko tsikera tsy maly eh
215. kelly13 ( 20/12/2006 17:53)
milay e, lolllll, hozy enao zay hoe "teny diso tsy mba kabary" :b fa tsy apetrako hoa le sary lollllllll
216. fasaly ( 20/12/2006 17:56)
kouy ny sarin'i kitjo aza vô nasian'i sitlo M M< ao kou!:?:idea::roll::-D M M angah????? hita fa manao makiazy ny oul kou!:-D:-D:-D
217. sitlo ( 20/12/2006 17:56)
8-)
aleo fa velomiko an'eritreritra, miala tsiny aho raha ratsy be an
218. sitlo ( 20/12/2006 17:57)
fasaly: hihihi, ka i kitjo ange tsy maharaka eh
219. Bakobako2 ( 20/12/2006 19:07)
sitlo>:b
220. sitlo ( 20/12/2006 19:12)
bakobako2: tapahako eo koa io lela mipelipelika kely io fa enh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1097