SITLO
265. fasaly
(
20/12/2006 21:36)
kelly: efa mandam anlay sary ngah njy kalou jereko aza de lazaiko eto injy
:-*
:-*
266. fasaly
(
20/12/2006 21:41)
ntooonanééééé! bobonatakely mitsy ny sarin'i zanakanjy an!
aotoroy ahy aky ny re-7 nanaovanjy an'io a! efa nasiko tsikera fa nety tsara ny nampidrianjy ny namana manokana ka! mciiii an!:wink::-*
aotoroy ahy aky ny re-7 nanaovanjy an'io a! efa nasiko tsikera fa nety tsara ny nampidrianjy ny namana manokana ka! mciiii an!:wink::-*
269. sitlo
(
20/12/2006 21:48)
za ko aloha andeha hatory fa amin'ny manaraka indray
Mpandray anjara: sitlo, kelly13, fasaly, Fiffy ary Bakobako2
Ny mpanatontosa: sitlo
ary ny teo amin'ny lafiny teknika: hery
:-*
Mpandray anjara: sitlo, kelly13, fasaly, Fiffy ary Bakobako2
Ny mpanatontosa: sitlo
ary ny teo amin'ny lafiny teknika: hery
:-*
271. kelly13
(
21/12/2006 10:55)
lollll, d miarahaba antsika indray isika zany @ zao ora 11h45 zao, mdrrrr
273. sitlo
(
21/12/2006 14:14)
kay le, efa adiny 3 lasa sahady kay re terezy no teo. ngeda loatra koa ity tany ity.
275. Stretch
(
22/12/2006 00:03)
:-D nahavarina sy napmé ny tantara nolalaovinareo.
de nankaiza ny sasany .
sa nareo mitsam afaka apina , sa mila mbola manao casting ? :-D :-D
de nankaiza ny sasany .
sa nareo mitsam afaka apina , sa mila mbola manao casting ? :-D :-D
276. fasaly
(
22/12/2006 06:48)
strech: tsy mila casting fa refa manana talenta na kely fotsiny aza defa afaka landray anjara:wink:^^:-D:-D
278. sitlo
(
22/12/2006 15:46)
mahazo mandray anjara daholo fa saingy ilay fotoana no tsy hitovizana.
Nefa hay tokoa moa izy ity forum fa tsy tsaty dia mety na dia tsy mitovy aza ny ora.
PS: ny dikan'ny stretch ve tsy hoe mihizatra eh? Tokony hoe mihizatra izany no fiantsoina anao rehefa atao teny gasy. :°)

279. fasaly
(
22/12/2006 23:04)
in zany mihizatra ry sitlo???:roll:strech zany etirement tsy haiko am teny gasy ny manambara azy:roll: rehefa mmarana ny sport no manao an"'io:°):-P na sport malefaka aza mety:-D na lay enjana be reny:-P