SITLO

281. sitlo ( 23/12/2006 15:13)
:-D, ka izay ange wa ilay lazaiko hoe mihizatra eh. Ohatra ireny sigoma sotonina lasa lava be reny.

Ary inona ny dikan'ilay fasaly eh, ny an'i terezy moa iny efa fantatra.
282. kelly13 ( 23/12/2006 15:31)
:-D:-D:-D
283. sitlo ( 23/12/2006 17:40)
:evil:
284. Stretch ( 23/12/2006 17:58)
=)) tapaka ny sinaiko ,
zany tokony an ! le patalou lastika reny angé ko no stretch e!
tsy maninn zany fa zay e!
tena tsy tiko fa an de hikirimba a io nefa a te hanala miaraka am nareo
sura sura daôly e!
285. fasaly ( 23/12/2006 18:27)
zà io avy nikirimba defa tonga ....:°)
sitlo zany fasaly zany tsy misy hafa ts izà ihany no mahalala ny dikan'io vôkabilerako io:wink:
kelly: fangah raterezy ny tena anaranjy????:roll::roll::roll: mbô ratsy anrana kou zany!!!!:roll::-D:-D:-D:-D:-D
286. kelly13 ( 23/12/2006 21:24)
stretch>ndao zany zay mba taomy hiaraka hikirimba aminjy eeee, lolllll

fasaly>le sitlo-ndoza io iany no manaratsy ny anarako ho raterezy eto nge eeehhhh

sitlo>penina, mipenipenina, pendina :b
287. Fiffi ( 23/12/2006 21:27)
288. kelly13 ( 23/12/2006 21:30)
joyeux noel ankia fiffi d gros bisous aaaaaa!!!!

et mes meilleurs voeux a toutes et a tous!!! biz bdb manerana ny arabé!!! hihihihi


d ndao mbola hivanitika fôna eeee hahahahaha
289. sitlo ( 23/12/2006 22:34)
Hay ve misy pataloha lastika izany eh. Dia hitan'i stretch mitovitovy amin'i strech ilay izy dia natao an'izay koa ny ps. Hafa koa iny.

Fasaly, teneno ary ny dikany eh. Za ange efa manana ny dikany an'eritreritra dia sao diso dia himenomenona eo indray.

Kelly13> Ny teny hoe Kelly dia avy amin'ny teny indonezianina hoe koely izay midika hoe kitoza. :°)

Fiffi: adinoko ny niteny taminao tamin'ny farany hoe joyeuse paque :-*
290. Stretch ( 24/12/2006 10:07)
=D =D =D
De nareo anie zany fa marary tsy vanina ny loha avy nikirimba e! sady matiny hatsika tany .fa nilay ka , sady natsiaro anareo iany a!
fa ity dinika ity ngé mba tokony amen'ny webmast
record e!
nijery ny ps nareo a, de tsisy afa tsy ol 5 sa 6 ny eto nefa efa kely sisa de ho 300 ny entrée.
291. Stretch ( 24/12/2006 10:10)
Fiffi> ôtrany maheno ol misika manao signal an lé oe
(sôbakaka mipatalouuu)
a mahita ny ps njy

fa le fasaly kosa tsy ratsy an, tsy mety anianina fa tonga de anarana. beuuuuu.
292. Stretch ( 24/12/2006 10:15)
xxx> etiketina akanjo :-D :-D :-D
xxx
100% coton
ny ana zao xxl 50%coton :-D :-D

Bakobako2 le vorona mitady . . . . reny de miro miro miro miro =)) =)) =))
293. sitlo ( 24/12/2006 10:29)
;-)
Ny tsy araky stretch dia izao, aleo azavaiko tsara, ireny xxx ireny dia olona be dia be samihafa. Na ianao aza afaka manao xxx. Eo amin'ilay hoe mpanoratra io fotsiny no atao hoe "tsy lazaina" dia basy io.

Koa noho izany dia ireny xxx be dia be ireny dia misaro-tava daholo. Ninja sy zorro sy totomax sy ...

Fa taiza aloha no nisy "sôbakaka mipatalouuu" misioka Fiffi izany eh. Mbola tsy nahare izany aho. :°)
294. fasaly ( 24/12/2006 11:06)
xxx = fantômas;-):-P:-D


xtrech: ny ahy ny psko tran'ny hoe andrely latsaka an-tany:wink::-D:-D:-D:-D
295. kelly13 ( 24/12/2006 13:48)
sitlo>kitoza nge ka matsiro e, tsarovy za zany refa minana kitoza eny @ sisiny eny enao an :p

stretch> laingan'i sitlo ankia fa xxx reny d i sitlo dol an, hihihii. domazy njy tsy mba nahita ny sarin'i fasaly sa efa nahita njy?

fasaly> hihihi andrely latsaka antany an? hihhihi!! peka ny 5 eeee!!!! hihihi, za njay ravanitika latsaka antany hihihi
296. fasaly ( 24/12/2006 16:02)
kelly: vive lay vanitika latsaka an-tany ety an-tany ka hatrany an-danitra any:wink::-D:-D
297. Stretch ( 24/12/2006 16:20)
:-D ndrely latsaka atany v :-D nefa ôtrany fahenoko azy ôtrany oe , "efa lasa ary" fanafoizateny fa le oe lasa aiza no mbola :-w

merçi ra sitl a , tara ny vendrana venansa ny dondrona ndray a zany tam n'iny :-D
tsy koi zany fa hitako miadan'eo daôly ny fikanareo eto e
fa le sôbakaka mipatalo ngé io signalnay tam zay mbola tany am lycée e , fa tsy oe misy dikany akory,
siaho anie ! de zay le signal
ra tsy diso a ny akizy ao Parsa ko manana an le oe :
telo ariary ro ny paiso.
de le oe misioka ny tiko atongavana , oe fiffi.
milay e!
milay ko tsika.
298. sitlo ( 28/12/2006 13:21)
Mandalo kely amin'ny vam aloha vvvvvvvmmm
satria mbola vacance dia mbola tsy mitohy ny tantara
299. kelly13 ( 28/12/2006 13:25)
ary aza mirimorimo ry anona fa limité a 90km/h nge ny nationale eeeee!!! heverinao fa eny @ autoroute nga enao io? hihihihihihihi joyeux noel sitlo kely maditra beuuuuu!!!!

joyeux noel kou ny hafa an, tara fa tsy koi eee!!!! hihihihihihii
300. Aino ( 29/12/2006 13:39)
:-D:-D:-D mampihomehy nareo hireto ka...

ny ahy ilay tsikera @ sary aloha aleo tsy hivakiana loha hintsony, ampre any le tsikera ny zefalah resaka mikondrakondrana be iny dia tsy hivakiloha hintsony na inn miainga eo na inn. cool fotsony;)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4519