Ny maha Kristianina sy nytenin'Andriamanitra
101. ikaretsaka
(
06/12/2006 00:53)
ka manjary tsy mazava hono raha tsy atao wawawa be e
efa zatra angamba de zay
le mampatory mpiangona ohatran'ilay sujet ary ve?

106. xxx
(
06/12/2006 16:23)
Fanontaniana 1 :
Inona aloha no tena tiana noporofoina na nazavaina tamin'ilay post e ? :lol:
Ilat titre ve ? Izany hoe >
Sa hoe : >
Sa izy roa mitambatra :

107. dailynews
(
06/12/2006 16:23)
Fanontaniana soanja:
Baiboly ekena fa TA hoy izy saingy izay voasoratra t@ io baiboly io ihany ve fa tsy nisy olona intsony taty aoriana nahazo tsindrimandry.
famintinana tao @ io resaka lavabe io dia izao:
-Ie, io ny baiboly io ihany.
-taorian ny boky apokalipsy izay nosoratan i jaona dia efa voasoratra fa tsy azo ampiana intsony ny boky. Io izany no boky farany.
-raha toa i soanja izany ka mino fa misy ny tsindrimandry hafa ankoatra ny baiboly ho an ny olona taty aoriana dia ny zavatra tokony jereny dia voalohany indrindra dia ny hoe: mifanaraka sa mifanipaka @ filazantsara ilay izy.
farany: raha tsy azonareo dia aza miditra lalina ny @ izany na aza mamaky akory fa sao vao may mikorontana ny saina. Efa zavatra mivoaka ny ligne ary lalindalina ihany ity resahinay sy soanja ity tsinona.
fafako io article nosoratako ao @ blaogy-ko io afaka roa andro.

108. Rasiligaoma
(
06/12/2006 16:36)
dailynews:
-taorian ny boky apokalipsy izay nosoratan i jaona dia efa voasoratra fa tsy azo ampiana intsony ny boky. Io izany no boky farany.
fanamarihana kely fotsiny:
efa ho 200 taona mahery taorian'ny nanoratana ny apokalipsa vao nivory ny fiangonana nisafidy hoe iza amin'ireo boky sy soratra sy taratasy ireo no atambatra ka atao hoe baiboly ny anarany.. ny sasany lasa apocryphes, ny sasany nariana mihitsy
1500 taona taty aoriana dia tonga i Lotera dia nampipiany sy nanesorany ilay izy .. de lasa baoboly protestanta
dia ahoana io voalazanao io?
109. xxx
(
06/12/2006 16:42)
Efa valin'ny fanontaniako ve io nosoratan'i Dailynews io sa tafaraka nanoratra fotsiny ?
Aza alana ao amin'ny blaogy ilay post raha azo atao ka. Isan'ny hevitra mandeha eto io ka manjary lasa toy ny miteniteny foana izay mamaly an'io avy eo ... mamaly zavatra tsy misy :roll:

110. dailynews
(
06/12/2006 17:00)
rasiligaoma> ny zavadehibe tokony ho fantatra dia ny mpianatra no nahazo ny tsindrimandry ka nahatonga azy ireo hitory ary nandray antsoratra izay asany vita satria izany no voalaza ombieny ombieny t@ epistily izay nosoratan i paoly.
ny asa nataon ireo olona ireo taty aoriana kosa dia nanambatra izay efa voasoratra. Ny anisan ny nesorin i lotera dia ny boky izay nisy nanampy taty aoriana izay mitory ny doctrine ny purgatoire izay hita fa mifanipaka tanteraka t@ filazantsara rehetra izay efa nisy. ary ny sasany moa dia mbola hita any @ baiboly katolika ihany. debat be io .... izany no nahatonga ny olona hiresaka ity hoe sola scriptura ity.

111. Rasiligaoma
(
06/12/2006 17:04)
dailynews:
rasiligaoma> ny zavadehibe tokony ho fantatra dia ny mpianatra no nahazo ny tsindrimandry ka nahatonga azy ireo hitory ary nandray antsoratra izay asany vita satria izany no voalaza ombieny ombieny t@ epistily izay nosoratan i paoly.
de tsisy mpianatra mety hahazo tsindrimandry intsony izany izao fa dia vita hatreo?^:^:-@
112. dailynews
(
06/12/2006 17:10)
xxx> tafaraka manoratra tokoa.:D
ilay titre dia titre nofidiako haingana fotsiny ihany satria t@ farany indrindra aho vao nanapak'hevitra hoe ataoko any @ blaogy ity anefa tsy maintsy nasian titre dia izay tao titre haingakaigana tao no napetrako.
efa nivaly kosa angamba ilay resaka chronologie o?
tsy alana ve??? ny tsy tiako anie raha tsy manaraka ny hevitra tato ny olona sasany dia heverindreo fa mitory fampianarana diso aho satria tsy nanaraka ny resaka izy e, indrindra moa raha mamakimaky tapany izay:wink:

113. dailynews
(
06/12/2006 17:26)
misy ny mahazo tsindrimandry aty aoriana momba ny fiainany manokana, fiainan ny manodidina azy, ny fireneny saingy kosa tsy tokony hampidirina anaty baiboly intsony na entina hanaovana fampianarana.
raha misy ny olona milaza fa manana tsindrimandry ary te hampianatra sy hampita izany dia mila mailo foana ary ny fanontaniana tokony hipetraka hatrany dia ny hoe: mifanaraka @ TA ve?? Jesoa ve no torina sa olona hafa ankoatra Azy..dia raha vao mitory zavatra hafahafa tsy mifanaraka @ filazantsara izay efa misy dia ialao fa:-w

114. Rasiligaoma
(
06/12/2006 19:07)
Marina izany!
ary ahoana ireny masina maria sy papa sy olona nahazo tsindimandry ireny? misy tsy avy @ baiboly fa TA an

116. ikaretsaka
(
07/12/2006 04:46)
« Lorsqu'on s'accroche aux illusions, on détruit la vie; lorsqu'on s'attache à quoi que ce soit, on cesse de vivre. »
Anthony Demello
il y a l'illusion qui vous pousse à croire que vous êtes toutes ces étiquettes que les autres vous ont collées ou que vous
vous êtes collées. C'est faux, archi faux!
Tout cela n'est qu'illusions créées par l'endoctrinement et l'habitude:
le lavage de cerveau auquel on a été soumis depuis l'enfance (avec la
meilleure intention et pour notre bien, sans doute) a causé notre perte.
Il nous a forcés à penser d'une certaine manière, à jouir ou à souffrir de certaines choses ou à ne pas pouvoir nous en passer.
Ce n'est que pure illusion. Nous pouvons très bien nous en passer et être heureux. Si tu arrives à te libérer de la conviction que toutes ces choses te sont nécessaires, tu seras surpris de voir à quel point il est facile de vivre sans elles.

117. soanja
(
07/12/2006 07:10)
misaoatr aky Dailynews miezaka manazava a. Fa tsy mety resy lahatra koa aho na dia izany aza satria toa mifanohitra ihany ny famohana-dry zany hevitra izany.
Raha mbola misy ny tsindrimandrin'Andriamanitra , tsy azoko hoe nahoana no tsy henoinareo nefa indry ihany no miteny fa i Andriamanitra io miteny io amin'ny alalan'io tsindrimandry io? save fidina koa ny tenin'Andriamanitra toy ny nahazo ny Apocrypha izay mpaminany notsindriany ihany no namoaka ilay teny fa nofidian'ny tao amin'i Loterana hoe ity avoaka ity tsy avoaka. Iza no mifidy ary nahoana ireo no no masin-teny sa ve ireo no Andriamanitra manapaka ny momba ny finoanareo. Izay no maha lavage de cerveau azy. Satria voafetra ny fahafahan'ny saina mandalina sy mivoatra manaraka ny takian'Andriamanitra amin'ny fiainantsika andavanandro. Mahereza aky mitady ny marina ary mivavak aho andry aho. Bizz

118. dailynews
(
07/12/2006 14:33)
azoko aky ny tenenindry kah.
ny tsindrimandry na olona milaza fa notarihin ny Fanahy Masina sns... na avy aiza na avy aiza ilay izy ny mila jerena aminy dia izao fotsiny hoe mifanaraka @ TA ve ary manadratra an I Jesoa fa tsy olonkafa. Izay ihany. izay no tena fotokevidehibe teo ambony fa raha tahaka ny mifanohitra aza ny hevitro ny fahitandry azy dia io fotokevidehibe io fotsiny raisina fa izay no tena tiako lazaina. ny teo ambony dia en details be fotsiny ihany ka mi comprendre aho raha very ny sasany mamaky azy, izaho koa angamba tsy mahay manazava loatra
tsy misy fisaorana fa sady mianatra koa anie aho e. :D

119. Rasiligaoma
(
07/12/2006 14:43)
Ary raha manandratra an'i Jesoa izy fa tsy misy reference TA mihitsy na kely aza?
120. ikaretsaka
(
08/12/2006 03:35)
Rasiligaoma:
Ary raha manandratra an'i Jesoa izy fa tsy misy reference TA mihitsy na kely aza?
za manokana aloha tsy mahita olana @ zany e...
ny ahy rehefa mino izy de zay..
ny fomba hinoany indray de samy manana ny tiany io
ny an'ny Baibolista asiany TA kely aloha reference .. ny ahy tonga de direct mankany amin'ilay niteny, ny an-Rasiligaoma mety izy 2 mitambatra..
ny mihambo hoe ny an'ny tena irery no mety de tsy fanao...
raha te hahalala misimisy kokoa ny momba izany de asaivo midina mihitsy ilay niteny hanazava!