Ny maha Kristianina sy nytenin'Andriamanitra
142. Zina
(
14/12/2006 15:17)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 13-12-2006 14:31:26
Lohateny : Re : Ny maha Kristianina sy nytenin'Andriamanitra
Hoy i Achia:
ka tsy afaka mifanitsy izany ny samy Kristiana fa tonga de hoe samy mandeha samy mitady
Ie izay no tsy mahaAndriamanitra ny baiboly ary raha tena teniny tanteraka ny ao dia tsy tokony hisarantsaraka isika mianakavy. Saingy olona ihany no nanoratra an'io ary asasoratra filozofika no nataon'ireo (ny fikatsahana an'Andriamanitra) ka ao ny mitombina ary ao ny efa nilaozan'ny teotrandro efa ela.
aleo specifiena fa soa dia misy tsy-pige ndray.... io no valiko....
143. Rasiligaoma
(
14/12/2006 15:37)
Tsi maka parti an'iza na iza aho an fa manao compilations fotsiny
fa:
fa tsy la BIBLE etait Dieu
die hoy @ izay Ikaretsaka
satria andriamanitra NISY talohan'ny baiboly
ary mbola misy sy miteny foana na efa najanona tsy nosoratana sy tsy nampiana intsony ny baibolyy
CQFD!!
fa:
izay no tsy maha Andriamanitra ny baiboly ary raha tena teniny tanteraka ny ao dia tsy tokony hisarantsaraka isika mianakavy. Saingy olona ihany no nanoratra an'io ary asasoratra filozofika no nataon'ireo (ny fikatsahana an'Andriamanitra) ka ao ny mitombina ary ao ny efa nilaozan'ny teotrandro efa ela.
fa tsy la BIBLE etait Dieu Tsy nisy "bible" akory tamin'izany raha tsy diso zah, sa nanomboka tamin'ny taona firy vao nisy ny Dieu ?
fa tsy la BIBLE etait Dieu
die hoy @ izay Ikaretsaka
zahay ange manaiky hoe manaraka tenin'andriamanitra ny maha kristianina e... fa zahay miteny hoe tsy izay ao amin'ny baiboly ihany ny tenin'andriamanitra
satria andriamanitra NISY talohan'ny baiboly
ary mbola misy sy miteny foana na efa najanona tsy nosoratana sy tsy nampiana intsony ny baibolyy
CQFD!!
144. Achia
(
14/12/2006 16:25)
ka i soanja ve tsy mino izay rehetra voalaza ao @ baiboly izany raha ny fahazoako ny hevitrao ?
145. Rasiligaoma
(
14/12/2006 17:48)
Ataoko angamba fa mino daholo na izaho na Ikaretsaka na i Soanja sy ireo tsy baibolista rehetra
fa manao hoe tsy ny ao ihany
fa manao hoe tsy ny ao ihany
146. soanja
(
15/12/2006 02:17)
Zina:
oy ko i soanjo oe:
Ie izay no tsy mahaAndriamanitra ny baiboly
Jean: 1: 1
1.1
Au commencement était la Parole, et la Parole était avec Dieu, et la Parole était Dieu.
ary io Parole io lasa
1:14
Et la Parole a été faite chair, et elle a habité parmi nous, pleine de grâce et de vérité; et nous avons contemplé sa gloire, une gloire comme la gloire du Fils unique venu du Père
Tsy maintsy milaza ny izay fantatro aho mba tsy ho diso eo anatrehan'Andriamanitra, mahafantatra nareo izao anareo sisa no mieritreritra
Zina> Raha azoko tsara ny teninao dia Andriamanitra ny baiboly. Izay ve?
Amiko mantsy ny tiany tenenina raha tsotsorina vetivety dia tsy ny baiboly no tiany tenenina fa i Kristy. Izy ilay TENY TONGA NOFO. Ary inoako tanteraka fa Izy ilay Andriamanitra resahina amin'ny antsakany sy andavany ao amin'ny baiboly.
Izay taty afara dia lasa FANAHY MASINA ka mitoetra ao anatintsika. Satria ilay Jesoa izay notompoatsika dia efa lasa any an-danitra ary ny Fanahy Masina indray no asa solony. Zany hoe izy ihany io fa amin'ny endrika fanahy. TEMPOLIN'ANDRIAMNITRA NY TENANTSIKA rehefa vonona handray azy isika ary madio eo anatrehany.
Io FANAHY MASINA IO, izay ataoko hoe Andriamanitra endrika ety ambonin'ny tany dia miresaka amintsika lalandava rehefa mivavaka sy mkatsaka azy isika ary manaiky fa izy no Andriamanitra. Io ilay miseho n'aiza n'aiza manome fahendrena ireo olona be dia be mandala ny Fifankatiavana amin'ny samy mpiarabelona ary mitory koa Fifankatiavana na amin'ny samy mpifahavalo aza. Io Ilay Mpampihavana , io fanahy masina io ihany.
Io FM io ihany ilay miasa amin'ny fotoantsarotra ary tsy mila eo amiko akor ny baiboly dia afaka mahatsapa aho fa io Ilay miresaka amiko rehefa mitory Fifankatiavana, fandavan-tena, famelan-keloka, fitiavana namana, fifonana ary Fiderana an'Andriamanitra ao anatiko.
Raha tsy misy ifaraisana amin'io ny finoanao dia tsy mitovy izany isika saiy amiko dia Kristianina aho ary Mino an'i Kristy Mpanjaka sy Andramanitra ary Mahery ao anatiko.
Ho samy tahin'Andriamanitra daholo ary.
147. prime
(
15/12/2006 10:54)
Tsy lany andro ny baiboly ary tsy ho lany andro mandrakizay... misy zavatra iray loha tsy mazava ny fahitako azy...
Ka ho anareo izay mandray azy toy ny boky dia tsy misy mahadiso anareo izany fa azonareo fenoina amina boky hafa mety mahafeno kokoa ny tena fisehoan\'ny niforonan\'izao tontolo izao sns... sy izay boky rehetra mety @ vaninandro ankehitriny...
Fa ho ahy ohatra, tsy boky fehy boky fotsiny no andraisako azy fa [size=16]izay voambara ao amin\'ny baiboly ka Andriamanitra manambara ny tenany no inoako tsy misy ihambahambàna...[/size]
Ny amin\'ny vaninandro ankehitriny mikasika ny tsindrimandry na faminaniana mihitsy koa aza, (mbola maro ny mpaminany no mbola velona) dia asan\'Andriamanitra izany izay manaporofo izay voambara ao amin\'ny baiboly fa tsy maneho ny tsy fahampiany na ny fahalaniany andro velively... ary ny baiboly no mirakitra ny Tenin\'Andriamanitra azo izahàna toetra sy anamarinana na andisoana tanteraka izay zava-miseho rehetra...
- Ny baiboly dia boky ary izany rahateo no dikany amin\'ny fiteny fototra... boky mirakitra ny tantara nifandraisan\'Andriamanitra tamin\'ny vahoakany sy ny mpanompony ary nanehoan\'Andriamanitra ny fitiavany an\'izao tontolo izao hatramin\'ny namoronany azy ka hatrany aorian\'ny handravany azy koa...
- Ny baiboly koa nefa no fehin\'ny Tenin\'Andriamanitra mahalaza ny momba Azy feno...
Ka ho anareo izay mandray azy toy ny boky dia tsy misy mahadiso anareo izany fa azonareo fenoina amina boky hafa mety mahafeno kokoa ny tena fisehoan\'ny niforonan\'izao tontolo izao sns... sy izay boky rehetra mety @ vaninandro ankehitriny...
Fa ho ahy ohatra, tsy boky fehy boky fotsiny no andraisako azy fa [size=16]izay voambara ao amin\'ny baiboly ka Andriamanitra manambara ny tenany no inoako tsy misy ihambahambàna...[/size]
Ny amin\'ny vaninandro ankehitriny mikasika ny tsindrimandry na faminaniana mihitsy koa aza, (mbola maro ny mpaminany no mbola velona) dia asan\'Andriamanitra izany izay manaporofo izay voambara ao amin\'ny baiboly fa tsy maneho ny tsy fahampiany na ny fahalaniany andro velively... ary ny baiboly no mirakitra ny Tenin\'Andriamanitra azo izahàna toetra sy anamarinana na andisoana tanteraka izay zava-miseho rehetra...
148. ikaretsaka
(
15/12/2006 13:38)
izao indray izany ny conclusion:
Efa samy d'accord izany fa tsy ao amin'ny baiboly ihany ny anambaran'Andriamanitra ny teniny an
Ny baiboly koa nefa no fehin'ny Tenin'Andriamanitra
Ekena io..
fa azafady re tompoko o... eo @ ilay [size=14px]IHANY[/size] NO TIAKO TSIPIHINA BE aminareo a
Efa samy d'accord izany fa tsy ao amin'ny baiboly ihany ny anambaran'Andriamanitra ny teniny an
prime:
Ny baiboly dia boky ary izany rahateo no dikany amin'ny fiteny fototra... boky mirakitra ny tantara nifandraisan'Andriamanitra tamin'ny vahoakany sy ny mpanompony ary nanehoan'Andriamanitra ny fitiavany an'izao tontolo izao hatramin'ny namoronany azy ka hatrany aorian'ny handravany azy koa...
Ny baiboly koa nefa no fehin'ny Tenin'Andriamanitra mahalaza ny momba Azy feno...
Ny baiboly koa nefa no fehin'ny Tenin'Andriamanitra
Ekena io..
fa azafady re tompoko o... eo @ ilay [size=14px]IHANY[/size] NO TIAKO TSIPIHINA BE aminareo a
153. Zina
(
19/12/2006 19:53)
non aleo atao hoe tsy azo discutena intsony.
Satria samy manana ny heviny
Satria samy manana ny heviny
155. soanja
(
20/12/2006 17:18)
Isika izao no antsoina hoe olon'ny Safidy. Ary mino marimarina aho fa tsy hisy ho voasasa atidoha intsony satria efa malama aby. :D
157. prime
(
21/12/2006 14:11)
Izaho dia mbola manamafy sy mamerina fa ny teny heverina ho avy amin\'Andriamanitra tsy voamarina ara-tsoratra masina dia tsy misy fa teny tsotra fotsiny ihany... betsaka no mihevitra ho mandray ny Tenin\'Andriamanitra mivantana fa eo indrindra no mahavoafitaka ny maro satria hain\'ilay ratsy koa izay efa mpandainga rahateo ny mandresy lahatra fa tsy mila soratra masina ny fandraisana ny Tenin\'Andriamanitra...
