Ny maha Kristianina sy nytenin'Andriamanitra
42. prime
(
01/12/2006 13:32)
majesty> :-D:-D:-D
ouf ouf... saiky tara... hihihihi
Raha ny fandalinana dia mazava fa Tenin'Andriamanitra feno ny Baiboly, mizara ho sokajy maromaro vitsivitsy ho tantara, soratra sy faminaniana...
Tsy ny zavatra miseho andavanandro amin'ny fiainana no tenin'Andriamanitra fa asan'Andriamanitra na asana fanahy hafa...

43. LazaDaddy
(
01/12/2006 14:38)
hihihi! Aleo averiko soratana ilay voalazako etsy ambony etsy fa misy manao "rasiligaoma" indray eto :)
xxx:
Raha izaho mantsy no mamaky an'ireo dia izao no zavatra hitako :
- Tenin'Andriamanitra ny baiboly. Tsy mila hazavaina angamba fa rehefa hoe Tenin'Andriamanitra dia avy amin'Andriamanitra.
LazaDaddy:
io anefa dia lavin'ikaretsaka tanteraka. Izay no tsy itohizan'ny adihevitra :)
44. Zina
(
01/12/2006 17:23)
Miteny amintsika isan'andro i Kristy Andriamanitra, ary tsy amin'ny alalan'ny baiboly ihany. Io no tsy hitovizan'ny Kristianina amin'ny Baibolista. Ny finoan'ny Kristianina dia miorina amin'i Kristy, fa ny an'ny baibolista kosa dia miorina amin'ny baiboly.
Zany dia tsy ekeko mihitsy...
Miteny amintsika isan'andro i Kristy - Au commencement était la Parole, et la Parole était avec Dieu, et la Parole était Dieu. John 1: 1
dikan'izany Baiboly = Kristy , ary @ alalan'ny baiboly i Kristy no miresaka amin-tsika
Consultez le livre de l'Éternel, et lisez! Aucun d'eux ne fera défaut, Ni l'un ni l'autre ne manqueront; Car sa bouche l'a ordonné. C'est son esprit qui les rassemblera. Isa.40:8
Toute Écriture est inspirée de Dieu, et utile pour enseigner, pour convaincre, pour corriger, pour instruire dans la justice. II Tim.3:16
Lazy sy Nyrina :-*
45. booboo
(
01/12/2006 17:33)
hono ho'aho ? Ianareo zay miteny fa @ alalan'ny Baiboly ihany Atra no miteny. Rehefa tsy mamaky baiboly zany nareo dia mangiana Atra sa mijerijery fotsiny sa maninn ?
46. xxx
(
01/12/2006 17:57)
Miandry ny valin'ireto :
Zina : Tsy voafehin'ny Baiboly i Kristy :) ka ahoana no hilazanao fa Baiboly = Kristy ?
http://baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=20&andininy=30-31&dika=
http://baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=21&andininy=25&dika=
Mino ve ianareo fa misy fomba hafa hitenenan'Andriamanitra amintsika, ankoatra ny Baiboly ?
Mba ataovy ENY na TSIA koa ny valiny
hono ho'aho ? Ianareo zay miteny fa @ alalan'ny Baiboly ihany Atra no miteny. Rehefa tsy mamaky baiboly zany nareo dia mangiana Atra sa mijerijery fotsiny sa maninn ?
Zina : Tsy voafehin'ny Baiboly i Kristy :) ka ahoana no hilazanao fa Baiboly = Kristy ?
http://baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=20&andininy=30-31&dika=
http://baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=21&andininy=25&dika=
47. Imahaka
(
01/12/2006 18:04)
i LazzaDaddy toa ohatran'ny tsy mahazo teny gasy e. Namaky za dia gaga be fa tsy azony mihitsy ny zavatra soratan'Ikaretsaka.
Za koa miandry ny valin'ireo fanontaniana namafisin'ny xxx ireo e!mahaliana an!Nefa mety tsy manan-kavaly angamba ny baiboliste :roll:
Za koa miandry ny valin'ireo fanontaniana namafisin'ny xxx ireo e!mahaliana an!Nefa mety tsy manan-kavaly angamba ny baiboliste :roll:
49. xxx
(
01/12/2006 18:35)
Zina : saika mbola hamaly za fa tadidiko tampoka oe hay moa ilay Kristy mihitsy no tsy hitovizantsika finoana :) Izaho mino fa Andriamanitra Izy ; aminao Izy toa tsy izay mihitsy.
Fa aleo miandry ny valin'ilay fanontanina etsy ambony.
Fa aleo miandry ny valin'ilay fanontanina etsy ambony.
50. Rasiligaoma
(
01/12/2006 19:17)
Zina:
la Parole était Dieu
[/quote]
La parole est DIEU mais PAS forcement LA BIBLE
Ny teny rehetra nivoaka ny Vavan'Atra dia tsy ao anaty baiboly ihany!
Vo teo za sy izy no niresaka zao
51. LazaDaddy
(
01/12/2006 19:28)
Izy ity anie fanontaniana efa voavaly tsinahy tatsy ambadika taty fa nisy namoron-dainga tany dia mba nasiako nanoratra adihevitra vaovao eto e :).
Izao ny voalaza tany:
Izao ny voalaza tany:
ikaretsaka:
fa za koa mino fa tsy avy amin'ny baiboly irery ihany i Andriamanitra no miteny amiko sy @ izay tontolo izao .. fa @ zavatra rehetra ataoko andavanandro syy @ alalan'ny zavatra rehetra homeny ahy hamitako ny andavanandroko...
LazaDaddy:Teo dia voavaly ito fanontaniana ito :) Saingy angamba tsy namaky tsara ny namana ka lasa niampanga tena:
1) I Satana koa dia mamaky ny Baiboly hanamarinany ny fitaka ataony, saingy fantatrareo avy hatrany ny maha fitaka azy raha tena mandalina sy miaina ny Baiboly manontolo sy tena tia an'i Kristy ianareo. (ohatra: i Satana naka fanahy an'i Jesoa)
2) Eny tsy voafetra ny firesahan'Andriamanitra amin'ny olona. Afaka miresaka amintsika amin'ny alalan'ny namantsika Izy ohatra; saingy ilaina ampilaharina @ Teniny voasoratra ao @ Baiboly izany . Ny antony dia afaka mampiasa ny namantsika sy izao tontolo izao koa i Satana iresahana sy amitahana amintsika
Ohatra: "omeko anao izao tontolo izao" hoy i Satana mantsy an'i Jesoa, saingy rehefa nampilaharin'i Jesoa t@ Tenin'ny Soratra Masina dia fantany fa feon'i Satana ilay izy.
Fehiny: Vakio, tiavo, halalino, ary hiaino mandrakariva ny Tenin'Andriamanitra voarakitra ao @ Baiboly.
ikaretsaka:
ny tiako halalinina de ohatra hoe ny cas an'i Laza (ohatra fotsiny an)
mino ianao ?? fa maninona ny MA(HA)mpino anao
.. mino ianao fa Kristianina?
ahoana ny MAHA kristianina anao?
Fa ahoana ny hoe baiboly irery no MAHA kristianina?
LazaDaddy:
ikaretsaka kosa mamoron-dainga e!:) Tsy mbola nisy niteny teo hoe "ny Baiboly irery no maha Kristianina"
Kristianina = manara-dia an'i Kristy sy mankatoa ny Teniny
ikaretsaka:
ok ok.. za ange manaiky an'io e efa vita io
fa ny chapitre vaovao zao de hoe
fa avy aiza ilay teniny?? ao anaty Baiboly irery ve????
eo sika zao..
a la page @ zay?
52. xxx
(
01/12/2006 20:17)
Hay ve e :
Mitovy hevitra i LazaDaddy sy i Ikaretsaka amin'ny hoe
ary tsy amin'ny Baiboly ihany i Kristy Andriamanitra no miteny amintsika :
... sa tsy izany no dikan'io. Fa tsy nifankahazo fotsiny tany ambadika.
Miombon-kevitra :)
Mitovy hevitra i LazaDaddy sy i Ikaretsaka amin'ny hoe
LazaDaddy:
Kristianina = manara-dia an'i Kristy sy mankatoa ny Teniny
ary tsy amin'ny Baiboly ihany i Kristy Andriamanitra no miteny amintsika :
LazaDaddy:
Eny tsy voafetra ny firesahan'Andriamanitra amin'ny olona.
... sa tsy izany no dikan'io. Fa tsy nifankahazo fotsiny tany ambadika.
Miombon-kevitra :)
53. LazaDaddy
(
01/12/2006 20:21)
xxx> Aza tapahina fa lasa adikan'ny sasany vilana eo indray :)
LazaDaddy:
Eny tsy voafetra ny firesahan'Andriamanitra amin'ny olona. Afaka miresaka amintsika amin'ny alalan'ny namantsika Izy ohatra; saingy ilaina ampilaharina @ Teniny voasoratra ao @ Baiboly izany . Ny antony dia afaka mampiasa ny namantsika sy izao tontolo izao koa i Satana iresahana sy amitahana amintsika
Ohatra: "omeko anao izao tontolo izao" hoy i Satana mantsy an'i Jesoa, saingy rehefa nampilaharin'i Jesoa t@ Tenin'ny Soratra Masina dia fantany fa feon'i Satana ilay izy.
Fehiny: Vakio, tiavo, halalino, ary hiaino mandrakariva ny Tenin'Andriamanitra voarakitra ao @ Baiboly.
54. xxx
(
01/12/2006 20:35)
Tsia ka. Valiny : ENY sa TSIA toy ny nanontanianao sy niryna an'i Ika no tena notadiaviko manokana.
Izay no nandraisako io ampahany io fotsiny :oops:
Ny tohiny dia fanazavana hevitra fotsiny. Tsy nofafako sady tsy manana alalana hamafa aho, fa mbola io ambony io ny soratrao. Mbola azon'ny hafa vakiana sy iadiana hevitra ...
Eny sa tsia no fanontaniana fa tsy valianao tsara.
Izay no nandraisako io ampahany io fotsiny :oops:
Ny tohiny dia fanazavana hevitra fotsiny. Tsy nofafako sady tsy manana alalana hamafa aho, fa mbola io ambony io ny soratrao. Mbola azon'ny hafa vakiana sy iadiana hevitra ...
55. LazaDaddy
(
01/12/2006 20:40)
xxx> Eny ny valins, ary ilaina tanteraka ny tohiny nosoratako, izay no antony nanontaniako hoe: "mino ve ikaretsaka fa avy amin'Andriamanitra ny tantara ao @ Baiboly".
Io mantsy no arofanina ka mahatonga ilay tohiny:
Io mantsy no arofanina ka mahatonga ilay tohiny:
LazaDaddy:
Eny tsy voafetra ny firesahan'Andriamanitra amin'ny olona; saingy ilaina ampilaharina @ Teniny voasoratra ao @ Baiboly izany . Ny antony dia afaka mampiasa ny namantsika sy izao tontolo izao koa i Satana iresahana sy amitahana amintsika
Fehiny: Vakio, tiavo, halalino, ary hiaino mandrakariva ny Tenin'Andriamanitra voarakitra ao @ Baiboly.
56. Zina
(
01/12/2006 20:53)
xxx [ Valio ] 01-12-2006 19:35:30
Lohateny : Re : Ny maha Kristianina sy nytenin'Andriamanitra
Zina : saika mbola hamaly za fa tadidiko tampoka oe hay moa ilay Kristy mihitsy no tsy hitovizantsika finoana Izaho mino fa Andriamanitra Izy ; aminao Izy toa tsy izay mihitsy.
Fa aleo miandry ny valin'ilay fanontanina etsy ambony
izay tianao samy manana ny azy ka
jereo Jaona1:14
1.14
Et la parole a été faite chair, et elle a habité parmi nous, pleine de grâce et de vérité; et nous avons contemplé sa gloire, une gloire comme la gloire du Fils unique venu du Père.
57. xxx
(
01/12/2006 21:08)
Efa hoe ze tiko mbola be teniteny eo ihany :lol: Tsy mila mijery an'io za de efa haiko ze tiko fa reraka fotsiny ndriko : za Kristianina fa tsy Baibolista :-D
59. ikaretsaka
(
01/12/2006 22:30)
Et la parole a été faite chair, et elle a habité parmi nous,
Faite chair fa tsy faite livre an