Ny maha Kristianina sy nytenin'Andriamanitra
21. LazaDaddy
(
01/12/2006 05:34)
ikaretsaka:
fa raha misy mitantara ve ao momba ny mahababo ny andian'olona 1 de teny koa izany sa tantara??
Sarotra be amin'ikaretsaka ny mamaly ilay fanontaniako :)
Mino ve ikaretsaka fa avy amin'Andriamanitra ny tantara ao amin'ny Baiboly?
22. niryna
(
01/12/2006 05:49)
Ikaaretsaka ,pardon kely ary e. Sady tsy mangatsiaka no tsy mafana hono, ary tsy mahazo manompo roa hono fa ny iray ho tiany,ny iray hohalany. Ao anaty baiboly daholo ireo.Henoy tsara ary aho, ny baiboly dia tsy azo anasorana na analana hoy ny soratra masina.Tamin'ny fiandohana Genesisy ka hatramin'ny fiafarana Apokalipsa dia olona samy hafa no mitantara ny ao anaty baiboly.
Ny Genesisy no niresaka nivantana tamin'ny mosesy Atra.
Ahoana koa izany? Tamin'ny andro fahahenina vao niforona ny olom-belona koa ny tantara ny niandohan' izao tontolo dia noresahin'Atra mivantana an'i mosesy.
Ny TT sy TV dia misy fifandraisany daholo,izay voasoratra ao anaty Testameta Taloha dia misy voasoratra ao anaty Testameta Vaovao.Ny apokalipsa na ny fiafarana na ny revolition dia Jesosy no niresaka.
Raha samy manana tantara daholo ireo olona rehetra izay nomena tsindrimandry ireo dia tsy ho vita mihitsy ny baiboly.Ny olona manenjika fivavahana dia mitovy an'i saoly na novain'i Jesosy ho Paoly izy.
Tadidio anefa fa Paoly dia nanoratra soratra masina maro.Manomboka ny Romana-Tesaloniana.

23. ikaretsaka
(
01/12/2006 05:50)
ny ahy dia hoe tsy avy @ andriamanitra ny tantara ao anaty baiboly fa
1)"Mitantara ny zavatra nataon'Andriamanitra sy nambarany " tamin'ny olona ny baiboly (karazana Temoinage)
2)Misy tenin'andriamanitra ao fa kely fotsiny. [/B]. de ireo izay nolazainy t@ alalan ilay niteny ireny faminaniana iznay na epistola na ny navoaka-drajesoa mivantana ... IRENY NO TOKONY ARAHANA
[
fa tsy heo MIAKATRA AVIAVY ny soratra ao de avy amin'andriamanitra izany ny miakatra aviavy! tsia kosa e!
NA OE LASA SESITANY TANY EJIPTA ny soratra ao de oe tenin'andriamanitra ny hoe sesitany

b]DONC
--->Histoire et message ny baiboly: le message de avy any ambony.... fa le histoire non
-----> misy message=tenin' andriamanitra ao fa KELY.... ====>CQFD SY NAZAVAIKO HATRANY AMBONY
fa tsy heo MIAKATRA AVIAVY ny soratra ao de avy amin'andriamanitra izany ny miakatra aviavy! tsia kosa e!
NA OE LASA SESITANY TANY EJIPTA ny soratra ao de oe tenin'andriamanitra ny hoe sesitany
24. ikaretsaka
(
01/12/2006 05:54)
RAHA ZA VE NY MITANTARA NY NATAON'ANDRIAMANITRA TAMMIKO dia soratako .. de avy @ andriamanitra izay?
Hmm?
Fa ra nahita faminaniana za de hoe zao hono hozizy i Jesoa de zay de manaiky za!

25. LazaDaddy
(
01/12/2006 05:54)
ikaretsaka> Tena tsy afaka hanohy fifanakalozan-kevitra momba ny maha Kristianina sy ny Tenin'Andriamanitra aminao aho. Ny antony dia satria ianao aza tsy mino fa avy amin'Andriamanitra ny tantara ao amin'ny Baiboly.
niryna> inona moa no tombontsoa itanisanao ny tantara ao amin'ny Baiboly raha izy aza tsy mino fa avy amin'Andriamanitra izany? :)

26. ikaretsaka
(
01/12/2006 05:56)
LazaDaddy:
ikaretsaka> Tena tsy afaka hanohy fifanakalozan-kevitra momba ny maha Kristianina sy ny Tenin'Andriamanitra aminao aho. Ny antony dia satria ianao aza tsy mino fa avy amin'Andriamanitra ny tantara ao amin'ny Baiboly.
ary BornE ihany kay ianao ity!
28. niryna
(
01/12/2006 06:01)
Tantara hoy ianao? Fanoharana no nataon'i jesosy satria ny fariseo sy ny mpanora-dalana dia manao lalana kanefa tsy manaraka ny lalana,raha tsy nisy izany ny lalana dia tsy nahalala fa nanota ny olona,saingy tamin'ny andron'i mosesy iny.Tsy fantatr'i Fajio sy Ikaretsaka fa ny tanan'Andriamanitra no nanoratra ny didy folo tao amin'ny tendrombohitry Sinay? Nataon'i Jesosy ho fanoharana ilay izy satria araka ny teniko ery aloha dia izay antsoin'Atra ihany no antsoiny,satria ry fariseo mihizinizina amin'ny heviny dia fanoharana daholo no nataony mba ho fantatry ny mpino azy.Izay tsy manana dia ny kely ananany no hesorina aminy.Izay manana indray dia hanambe.Ny dikany raha kely ny finoanao dia tsy hiditra ao aminao mihitsy ny fahasoavan'ny tompo, raha mino kosa ianao na dia kely toy ny voan-tsiperifery dia afaka mangataka izay tianao ianao. Tadidio fa aoka tsy ny sitraponao fa ny azy ao ambony
29. ikaretsaka
(
01/12/2006 06:05)
haiko daholo izany e...
fa iza no nitantara an'izany rehetra izany ry niryna?
Toa tantara daholo izany zavatra tantarainao amiko izany ko...
samy tsy nisy nahita fa tantara daholo izany

30. LazaDaddy
(
01/12/2006 06:14)
niryna> shhhhh! Ka ny tantara ao anie hono tsy avy amin'Andriamanitra e :)
31. xxx
(
01/12/2006 06:17)
Toa miverina imbetsaka ito fanontaniana ito :
Asa raha mba mamaky tsara izay voasoratra ny mpametraka azy na tsia. Ny hevitra nosoratan'i Ikaretsaka voalohany no efa mamaly an'io :
Raha izaho mantsy no mamaky an'ireo dia izao no zavatra hitako :
- Tenin'Andriamanitra ny baiboly. Tsy mila hazavaina angamba fa rehefa hoe Tenin'Andriamanitra dia avy amin'Andriamanitra.
- Tsy amin'ny alalan'ny baiboly ihany nefa Andriamanitra no afaka miteny amiko.
Miombon-kevitra amin'i Ikaretsaka aho amin'io. Miteny amintsika isan'andro i Kristy Andriamanitra, ary tsy amin'ny alalan'ny baiboly ihany. Io no tsy hitovizan'ny Kristianina amin'ny Baibolista. Ny finoan'ny Kristianina dia miorina amin'i Kristy, fa ny an'ny baibolista kosa dia miorina amin'ny baiboly.
Mino ve ikaretsaka fa avy amin'Andriamanitra ny tantara ao amin'ny Baiboly?
Asa raha mba mamaky tsara izay voasoratra ny mpametraka azy na tsia. Ny hevitra nosoratan'i Ikaretsaka voalohany no efa mamaly an'io :
Ikaretsaka:
Avy aiza ary ilay teniny??? ireo izay voalaza ao anaty baiboly ihany ve??
Ikaretsaka:
fa za koa mino fa tsy avy amin'ny baiboly irery ihany i Andriamanitra no miteny amiko sy @ izao tontolo izao .. fa
Raha izaho mantsy no mamaky an'ireo dia izao no zavatra hitako :
- Tenin'Andriamanitra ny baiboly. Tsy mila hazavaina angamba fa rehefa hoe Tenin'Andriamanitra dia avy amin'Andriamanitra.
- Tsy amin'ny alalan'ny baiboly ihany nefa Andriamanitra no afaka miteny amiko.
Miombon-kevitra amin'i Ikaretsaka aho amin'io. Miteny amintsika isan'andro i Kristy Andriamanitra, ary tsy amin'ny alalan'ny baiboly ihany. Io no tsy hitovizan'ny Kristianina amin'ny Baibolista. Ny finoan'ny Kristianina dia miorina amin'i Kristy, fa ny an'ny baibolista kosa dia miorina amin'ny baiboly.
32. LazaDaddy
(
01/12/2006 06:22)
xxx:io anefa dia lavin'ikaretsaka tanteraka. Izay no tsy itohizan'ny adihevitra :)
Raha izaho mantsy no mamaky an'ireo dia izao no zavatra hitako :
- Tenin'Andriamanitra ny baiboly. Tsy mila hazavaina angamba fa rehefa hoe Tenin'Andriamanitra dia avy amin'Andriamanitra.
33. ikaretsaka
(
01/12/2006 06:28)
misy karazana kristianina 2 indray izany:
Ny 1 Kristianina Baibolista de ny 1 kristianina euh... inona re e... tsy baibolista!
zay zany!
De aoka samy mba hampiseho ny sokajiny rehefa miady hevitra fa lasa tsy miady!:-D

34. ikaretsaka
(
01/12/2006 06:33)
fa zao.. ny baibolista mihambo ho kristianina dia izay tsy baibolista lazainy fa tsy izy...
Ny baibolista tsy mamaky teny hafa intsony... ka mila averina imbetsaka ilay fanazavana vao azony!
tsy mamorona za fa zavatra miseho eto io an

35. ikaretsaka
(
01/12/2006 06:36)
LazaDaddy:
xxx:io anefa dia lavin'ikaretsaka tanteraka. Izay no tsy itohizan'ny adihevitra :)
... Tenin'Andriamanitra dia avy amin'Andriamanitra.
ilay teny... fa tsy ilay Tantara ...nuance! VAKIO TSARA
36. niryna
(
01/12/2006 06:47)
Ny mitovy ihany hono no miaraka.Lazao ahy ny namanao ahalalako ny toetranao. Velona sy mahery ny tenin'Atra ka na dorana aza izy dia tsy ho levona.EFa feno ny jiosy mino an'i jesosy,ary efa mitsangana koa ny anti-
christ.Koa aza mandany andro miady hevitra ho an'ny olona izay tsy mitovy finoana eo fa reraka be eo fontsiny ny tena, ny hitaraka sy hampi-verindalana izay efa mizotra any jerosalema no ataony.Indrisy anefa.

37. xxx
(
01/12/2006 07:15)
Fanontaniana mba apetrako amin'i LazaDaddy sy i niryna :
Mino ve ianareo fa misy fomba hafa hitenenan'Andriamanitra amintsika, ankoatra ny Baiboly ?
Mba ataovy ENY na TSIA koa ny valiny :)
Dia tonga soa eto amin'ny serasera aloha i niryna :-*

38. booboo
(
01/12/2006 07:20)
rhôôôôôôôô ! mitsiky kely aho mamaky ny hevitr'i Laza sy Niryna.
Miombon-kevitra @ Ikaretsaka sy xxx.
Amiko manokana, rehefa mahita ny hatsaran'ny zava-boahary manodidina anà zà, rehefa mahita zazakely mitsiky, rehefa manao jery todika ny lalana nandalovako hatrizay, rehefa mahatsiaro sambatra @ pitsopitsom-piainana mbola avelany hiainako, rehefa sns. dia zay aby aby zay = miresaka amiko Izy zay. Tsy miteny mivantana fa ampitainy @ alalan'ireo raha booooooooobaka beeeeee iainako isan'andro ny tiany tenenina amiko : ny fitiavany, ny lesona tiany omena, ny fananarana, ny famindra-pony sns
Dia raha zay, dia tsy mino/tsy mafana tsy mangatsiaka/tsy kristiana sy ny tariny ve zà ? tsy olana amiko fa rehefa mahatsiaro fa mihavana zahay sy Izy dia zay no zava-dehibe amiko

39. besoiiin
(
01/12/2006 11:51)
kanefa tsarovy ry zareo fa ny baiboly no nentina nanapariahana ny tenin'Atra, sy nampitana ny finoana an'Atra teto @zao tontolo izao ary io no arofanina ho an'ny kristianina, na izany aza anefa rehefa ao anatinao Atra dia afaka mifanerasara sy miray aminy mandrakariva ianao n'aiza n'aiza misy anao ary na oviana na oviana, ary tsy voatery mila baiboly @ zany,
ny momba ny we tantara izany, marina fa tantara io ary misy kosa ny azo anaporofona fa zavatra nitranga tokoa izany, ohatra tendrombohitra sinai izany izao mbola hita hatramizao, babilona izany dia mbola io irak io, Jesosy Kristy zany dia tena nandalo teto antany tokoa matoa nalaina reference @ date, ohatra: 100 ans avant Jesus Christ 300 ans apres JC etc.
Na izany aza miankina @ finoana iany io, aza matahotra, minoa fotsiny iany.... mino ianao dia tsara izany, si non mou dia tsisy azo atao aminao zany

40. majesty
(
01/12/2006 13:05)
hiandry an'i prime handalo eto fotsiny za fa tsy hamaly kely aloha,hi hi hi,hitako mihazakazaka be ao aoriako ao izy tsinn:D