Ny mivavaka sy mino @ gasy
101. ikaretsaka
(
01/12/2006 02:07)
kitjo:
ikaretsaka
Jereo ny Baiboly fa ao dol ny torolalana...
rehefa iainanao zay dia ianao ihany koa no mahalala na mety na tsy mety ny ataonao araka ny Soratra masina avy amin'ny tsindrimandrin'Andriamanitra!
Haiko fa hanohy indray izao ianao hoe fa taiza no Baiboly no inoana sns...dia hoy ihany aho hoe vakio aloha dia ao ny valiny!
HIfaninana aminy enao zany? tsy aleonao izy mitsy no anontanianao?
Ny fihevitr'olombelona manko tsy mba fihevitr'olombelona!
za mamaky baiboly an... aoka hazava fa tsy LOATRA na mandika na mandray isan'andalany de mampirindraan'iny @ fiainako toy ny ataon'ny SASANY ato
fa za koa mino fa tsy avy amin'ny baiboly irery ihany i Andriamanitra no miteny amiko sy @ izay tontolo izao .. fa @ zavatra rehetra ataoko andavanandro syy @ alalan'ny zavatra rehetra homeny ahy hamitako ny andavanandroko...
raha sendra mila azy za na ao anaty fisalasalana na hivavaka de tsy voatery hipetraka aloha de hitady ny baiboliko fa tonga de izy mihitsy no anontaniako.. de mamaly ahy tsy mila baiboly koa izy ao anatin'ny meditation ko sy ny vavako lalina ao
tsy mila soratra aho tsy mila mamaky fa tonga de ao
olana be ve ny @ izany hoe tsy kristianina aho satria tsy mamaky baiboly LOATRA?
Ny ahy tsy ao anaty Boky ny Andriamanitro sy ny Jesoako no miteny fa ao anaty Fo ko
Tsy za ilay hoe "efa ho faty ko mbola hoe "nankaiza ny baiboliko teo""? (Tenin'olomasina io dicton io an)
102. LazaDaddy
(
01/12/2006 02:27)
Tsy ny "famakiana" Baiboly no ahafantarana ny Kristianina fa ny Fitiavana sy fankatoavana ary fanarahana an'i Kristy. :) I Kristy ilay Teny tonga nofo, koa raha milaza fa tia Azy dia tsimaintsy tia sy mankatoa ny Teniny araka ny nambarany.
Betsaka ny olona milaza fa mamaky Baiboly kanefa tsy tia Azy sy ny Teniny, ary manohitra ny Baiboly mihitsy aza. Eny fa na ny Anaran'Andriamanitra Aza sahin'ireny olona ireny vetavetaina sy ivaivaina, ka lasa "tsianjery" miverimberina fotsiny ao am-bavany sisa ilay hoe "hohamasinina anie ny Anaranao"

103. LazaDaddy
(
01/12/2006 02:32)
Toy izao ny voalazan'ilay Baiboly vakiantsika :) ao @ Romana 1:21-23
"[size=12]fa na dia nahalala an'Andriamanitra aza izy, dia tsy mba nankalaza Azy toy izay miendrika ho an'Andriamanitra, na nisaotra Azy, fa tonga zava-poana izy tamin'ny fisainany, ary tonga maizina ny fony donto. Nandoka tena ho hendry izy ka tonga adala, koa ny voninahitr'Andriamanitra tsy mety lo dia nosoloany zavatra tahaka ny endriky ny olona mety lo sy ny vorona sy ny biby manan-tongotra efatra ary ny zavatra mandady sy mikisaka[/size]"

104. ikaretsaka
(
01/12/2006 02:50)
LazaDaddy:

1) raha tsy diso ny famakiantsika an'io dia ho an ny romanina no nanoratan-DRapaoly an'io teny io..... fa iny tsy asiantsika resaka lava fa fehezina ny vokany de hoe raha ohatran'izany ny andraisana azy dia ny "zavatra nolazainao sy nataonao t@ vadinao dia azo atao sy lazaina amin-janakao vavy"
2)taiza sy tao @ lalanan'iza no nisy famaritana hoe " ny mamaky baiboly irery ihany no mendrika atao fankalazana an'Andriamanitra sy fisaorana azy?..
sao hiteniteny foana eo e
105. ikaretsaka
(
01/12/2006 02:56)
koa raha milaza fa tia Azy dia tsimaintsy tia sy mankatoa ny Teniny araka ny nambarany.
Ka efa hoe tsy voatery ho ao anaty baiboly irery ihany izy no manambara @ alalan'ny fomba maro samihafa...
inona no mbola tsy mazava @ zany?
106. LazaDaddy
(
01/12/2006 02:57)
Miala tsiny fa saika tsy hanoratra an'ito aho kanefa ho soratako ihany noho ny adidiko amin'ny namana hafa rehetra sao hisy ho voafitaka.
1) I Satana koa dia mamaky ny Baiboly hanamarinany ny fitaka ataony, saingy fantatrareo avy hatrany ny maha fitaka azy raha tena mandalina sy miaina ny Baiboly manontolo sy tena tia an'i Kristy ianareo. (ohatra: i Satana naka fanahy an'i Jesoa)
2) Eny tsy voafetra ny firesahan'Andriamanitra amin'ny olona. Afaka miresaka amintsika amin'ny alalan'ny namantsika Izy ohatra; saingy ilaina ampilaharina @ Teniny voasoratra ao @ Baiboly izany :). Ny antony dia afaka mampiasa ny namantsika sy izao tontolo izao koa i Satana iresahana sy amitahana amintsika :)
Ohatra: "omeko anao izao tontolo izao" hoy i Satana mantsy an'i Jesoa, saingy rehefa nampilaharin'i Jesoa t@ Tenin'ny Soratra Masina dia fantany fa feon'i Satana ilay izy.
Fehiny: Vakio, tiavo, halalino, ary hiaino mandrakariva ny Tenin'Andriamanitra voarakitra ao @ Baiboly.
Tsy misy fika fa tsimaintsy mirona @ Kristianisma ihany isika e? :wink:
ikaretsaka:
fa za koa mino fa tsy avy amin'ny baiboly irery ihany i Andriamanitra no miteny amiko sy @ izay tontolo izao .. fa @ zavatra rehetra ataoko andavanandro syy @ alalan'ny zavatra rehetra homeny ahy hamitako ny andavanandroko...
1) I Satana koa dia mamaky ny Baiboly hanamarinany ny fitaka ataony, saingy fantatrareo avy hatrany ny maha fitaka azy raha tena mandalina sy miaina ny Baiboly manontolo sy tena tia an'i Kristy ianareo. (ohatra: i Satana naka fanahy an'i Jesoa)
2) Eny tsy voafetra ny firesahan'Andriamanitra amin'ny olona. Afaka miresaka amintsika amin'ny alalan'ny namantsika Izy ohatra; saingy ilaina ampilaharina @ Teniny voasoratra ao @ Baiboly izany :). Ny antony dia afaka mampiasa ny namantsika sy izao tontolo izao koa i Satana iresahana sy amitahana amintsika :)
Ohatra: "omeko anao izao tontolo izao" hoy i Satana mantsy an'i Jesoa, saingy rehefa nampilaharin'i Jesoa t@ Tenin'ny Soratra Masina dia fantany fa feon'i Satana ilay izy.
Fehiny: Vakio, tiavo, halalino, ary hiaino mandrakariva ny Tenin'Andriamanitra voarakitra ao @ Baiboly.
Tsy misy fika fa tsimaintsy mirona @ Kristianisma ihany isika e? :wink:
108. LazaDaddy
(
01/12/2006 03:37)
Mahafinaritra fa tsy Kristianisma intsony izany izao ny olan'ikaretsaka fa hoe ahoana ny fanarahana an'i Kristy?
Efa dingana iray lehibe izay :)
Efa dingana iray lehibe izay :)
109. ikaretsaka
(
01/12/2006 03:45)
za ange tsy nanana olana t@ kristianina mihitsy e... @ MAHAkristianina no ananako olana
ny toerako sy ny toeranao @ ilay MAHA...... anao anao no tiako ho velabelarinao!
ry Radanielina sy Razaia sy Rajanbadista sy Ramadalenina sy ry Ramaria zao tsy namaky baiboly nefa miresaka @ andriamanitra.. de ahoana ireny?
110. LazaDaddy
(
01/12/2006 03:51)
ikaretsaka> rehefa tsy manana olana amin'ny Kristianisma intsony ianao dia andao indray hanangana adihevitra vaovao hoe:
"ahoana ny fizarana ny ilay Vaovao Mahafaly" ho an'ireo tsy mahalala na kamo na tsy tia an'i Kristy sy ny Tenin'Andriamanitra. :)

111. ikaretsaka
(
01/12/2006 03:55)
ny tiako halalinina de ohatra hoe ny cas an'i Laza (ohatra fotsiny an)
mino ianao ?? fa maninona ny MA(HA)mpino anao
.. mino ianao fa Kristianina?
ahoana ny MAHA kristianina anao?
Fa ahoana ny hoe baiboly irery no MAHA kristianina?
MAHAKristianina ve ny manao fomba hafa fiderana sy firesahana @ Ilay KRISTY tsy mampiasa baiboly? satria izay koa hitako fa MAHAtonga ahy handalina be ilay finoana azy!
MAHAtonga inona aminao raha ny fombako no ataonao de ataoko ny fombanao?
efa NAHita ny vokany angaha ianao?
de NAHAsoa anao ve?
Izany no tiao hidirana raha tonga de potserina e

112. LazaDaddy
(
01/12/2006 03:57)
ikaretsaka kosa mamoron-dainga e! :) Tsy mbola nisy niteny teo hoe "ny Baiboly irery no maha Kristianina" :)
Kristianina = manara-dia an'i Kristy sy mankatoa ny Teniny :)

113. ikaretsaka
(
01/12/2006 04:00)
ok ok.. za ange manaiky an'io e efa vita io
fa ny chapitre vaovao zao de hoe
fa avy aiza ilay teniny?? ao anaty Baiboly irery ve????
eo sika zao..
a la page @ zay?

114. LazaDaddy
(
01/12/2006 04:02)
Sokafy any @ adihevitra vaovao fa hifangaro voraka be eto isika mianakavy :)
116. prime
(
01/12/2006 12:33)
Tsy ara-tsaina sy ara-pahalalàna no fanarahana dia an\'i Jesosy fa na voavaly aza ireo fanontaniana manitikitika rehetra ireo nefa Jesosy tsy hainoina sy inoana ary raisina dia zava-poana ihany...
117. kitjo
(
01/12/2006 16:47)
zay lazain'i prime zay mitsy no marina!
pire noho le adihevitra politika ary inty marina..ilay fifamaliana no lazaiko an!
dia tsy haiko ny hanazavana ny sainao ry ikaretsaka sady tsy anjarako fa aleo ny Fanahy masina no hanao ny asany
raha izaho manokana aloha tsy nilaza anizany oe "ny baiboly ihany no maha-kristiana"
ny azoko antoka kosa anefa ary tsy iadiko hevitra na amin'iza na amin'iza dia Marina ary Masina ny tenin'Andriamanitra, marina tanteraka io
misy koa ireo boky hafa zay hevitra sy nosainin'olombelona ary mety ho inspiration avy @ baiboly iany saingy olontsaotra fts no milaza ny heviny ka mety ho contradictoire sy zay mahafalifaly ny sainy no soratany ao...misy tena marina ihany koa anefa
fa ny azoko antoka fa Marina sy masina dia ny Baiboly mirakitra ny teniny
Tsy hiadiako hevitra io hoy ao..fa izay ny finoako!

118. Zina
(
01/12/2006 17:29)
Ahoana moa ny fomba arahin-tsika @ Kristy raha tsy manaraka ny Teniny isika (Baiboly)
ny baiboly no mitondra antsika ho Kristina
"ny baiboly ihany no maha-kristiana"
ny baiboly no mitondra antsika ho Kristina
120. soanja
(
04/12/2006 14:36)
Ny fomba anarahana an'i Kristy dia manaraka ny hafatra nomeny dia ny fitivana an'Andriamanitra amin'ny fonao rehetra sy ny sainao rehetra ary tokana izy, ny fitiavana ny namanao tahaka ny tenanao ary ny fitiavana ny fahavalonao. Ireo no hafany ka raha azonao ireo de azonao ny tian'ny baiboly ampitaina. Ankoatr'izay dia boky ny baiboly fa tsy Andriamanitra akory.