Ny mivavaka sy mino @ gasy
41. cutie
(
27/11/2006 14:26)
Mpandefa : majesty [ Valio ] 27-11-2006 14:36:08
Lohateny : Re : Ny mivavaka sy mino @ gasy
ikaretsaka:mety ho marina ihany izany teninao izany ka,fa izay indrindra no hanoroana ny olona miditra ato hoe refa resaka finoana sy fivavahana dia tsy voatery ho ny kristianisme foana izany,ohatra hoe raha mijery any aloha any enao dia mahita fa misy dinika bdb any mikasika ny silamo,ny athé,ny tsy mino an'Atra,ny resaka angatra sns
ka misy kristiana conservatif be eto koa :-D:-D:-D
42. prime
(
27/11/2006 14:31)
Ny zavatra tsapako hatr@ izay fotoana fohy mba nidirako teto @ sera2 izay dia tsy betsaka velively kristiana izany eto fa saingy mandray anjara mavitrika izy ireo ato dia toy ny hoe tsy misy finoana sy fivavahana afatsy ny an'ny kristiana...
Raha miresaka ny gasy koa dia mbola toy izay ihany fa tena vitsy dia vitsy no mbola kristiana raha ny statistika no jerena saingy matanjaka izy ka toy ny hoe maro an'isa...

43. cutie
(
27/11/2006 14:33)
Mpandefa : prime [ Valio ] 27-11-2006 15:31:36
Lohateny : Re : Ny mivavaka sy mino @ gasy
Ny zavatra tsapako hatr@ izay fotoana fohy mba nidirako teto @ sera2 izay dia tsy betsaka velively kristiana izany eto fa saingy mandray anjara mavitrika izy ireo ato dia toy ny hoe tsy misy finoana sy fivavahana afatsy ny an'ny kristiana
tsy mazava :roll::roll::roll:
44. kitjo
(
27/11/2006 19:49)
tsy mazava ny tian'i prime holazaina!
ikaretsaka> tsisy idiran' Andriamanitra ny zavatra tiantsika inoana?
Za loha tsy mino bozaka aman'ahitra fts amzao e!
asa tsy haiko raha toa ka milaza ho kristiana ianao nefa tsy misy idiran' Andriamanitra ny finoanao..hhmmm..tsy haiko na za mitsy no tsy mahazo in in amzany!
tsy mampaninona mihitsy ny miresaka..ohatra ra hanisy sujet ianao oe "inona kay ny tantaran'i boudha?" ohatra, mba samy miteny zay fantany eo e!
zany tsy midika oe za zany d hanompo an i boudha satria miresaka momba azy NON:!:
kanefa araka nolazaiko tery ambony ihany oe hita foana ny influence @maha kristiana raha kristiana tokoa ilay olona mamaly
za zao ary @ Politika na zavatra tsisy idirany aza dia hita foana ny maha pro-ravalo anah na tsy miteny mivantana aza oe fidio ravalo..d toy izay io...
tsy haiko aloha zay iaidn-kevitra amzany fa norme be zany amiko e!
misy manaratsy ve ny fianakaviana tsy hiaro ianao ohatra?
d hisy sahy hilaza ve hoe fa maninona no arovana foana ny fianakavianao? raha tsy d tena oe nanao flagrant deliiiiia angah!

45. LazaDaddy
(
27/11/2006 20:07)
prime:Marina tanteraka ny voalazanao ry prime. Ary izay "hery anaty" ananany izay foana no mahatonga ny olona mankahala ny Kristianina. Maro tokoa ny antsoina fa vitsy no voafidy!
Ny zavatra tsapako hatr@ izay fotoana fohy mba nidirako teto @ sera2 izay dia tsy betsaka velively kristiana izany eto fa saingy mandray anjara mavitrika izy ireo ato dia toy ny hoe tsy misy finoana sy fivavahana afatsy ny an'ny kristiana...
Raha miresaka ny gasy koa dia mbola toy izay ihany fa tena vitsy dia vitsy no mbola kristiana raha ny statistika no jerena saingy matanjaka izy ka toy ny hoe maro an'isa...
47. ikaretsaka
(
27/11/2006 20:33)
Za loha tsy mino bozaka aman'ahitra fts amzao e!
za nga niteny hoe hinoana ny bozaka aman'ahitra fa azo ampiasaina hanampiana ny tena mba hiderana ilay andriamanitra hinoana hoa .. io mitovy @ sary vongana, baiboly, saple, rano voahasina sns ihany
misy manaratsy ve ny fianakaviana tsy hiaro ianao ohatra?
d hisy sahy hilaza ve hoe fa maninona no arovana foana ny fianakavianao? raha tsy d tena oe nanao flagrant deliiiiia angah!
ka izay.. raha hitako be kosa ve hoe misy tsy mety ny ataony de mbola harovako ihany izy.. aleoko aza tenenina sy abaribary le izy mba hiovany
48. LazaDaddy
(
27/11/2006 22:32)
ikaretsaka:Tsy iadian-kevitra fa tsy misy idiran'Andriamanitra izany ny finoan'ikaretsaka fa izay tian'ikaretsaka inoana dia inoany. Izany tokoa ny "fivelarana @ fisainana maoderina".
tsy hoe miangavy Azy hino izay tiantsika inoana isika..
isika no mino izay tiantsika hinoana fa tsy misi hidirany mihitsy ko
50. Rasiligaoma
(
27/11/2006 22:52)
mba raiso lojika kosa le izy eh:
raha misy olona nitory teny aminao sy mandresy lahatra anao ve ka tsy tianao inoana ny zavatra lazaina de forcena fotsiny? satria tenin'andriamanitra iny?
sa raha misy zavatra tianao hinoana dia forcevanao andriamanitra hoe tsy maintsy mino koa?
mba mafoka amin-dranahary zalahy anareo zany e

51. LazaDaddy
(
27/11/2006 22:59)
Rasiligaoma:Ny finoana sy ny lojika dia samihafa tanteraka
mba raiso lojika kosa le izy eh:
Rasiligaoma:Andriamanitra tsy manery na iza na iza. Izay no mampisy ilay safidy hoe:
raha misy olona nitory teny aminao sy mandresy lahatra anao ve ka tsy tianao inoana ny zavatra lazaina de forcena fotsiny? satria tenin'andriamanitra iny?
- na ianao mino ny Fahazavana
- na ianao mino ny haizina
Misy indray ny adihevitry ry zareo "relativiste" hoe "ny mazava aminao mety ho maizina amiko". Kanefa raha @ Kristianina dia Kristy ihany no mazava. I Jesoa akory sanatria tsy marina 50% na 90% fa 100%. Rehefa tsy mino an'izay dia mibaribary tsara amiko fa tsy Kristianina na dia "miantso ny tenany" ho "Kristianina" aza. :)
52. Rasiligaoma
(
27/11/2006 23:14)
Andriamanitra tsy manery na iza na iza. Izay no mampisy ilay safidy hoe:
- na ianao mino ny Fahazavana
- na ianao mino ny haizina
Tsy iadian-kevitra fa tsy misy idiran'Andriamanitra izany ny finoana fa izay inoana dia inoany
ohatran'ny mifanipaka be ireo hevitra ireo nefa olona irayihany no nilaza azy:
fa hono tokoa hoa : angaha misy kristianina manavaka izany? i jesoa kristy aza lohan'ny kristianina tsy nanavaka!
ny anay aloha rehefa hoe mino an'i jesoa dia izay fa fa tsy voatery mitory teny be ka...
Ilay fomba finoana azy no samy manana ny azy... ny sasany tapohany saple, ny sasnay asiany relativisme, ny sasany asiany philosofika, ny sasany toriany era-dalambe...
tsy tokony hanao hoe ny an'iza no mety
sady tsy ianao no mitsara anie fa i Jesoa e
izay fa Dominus obiscum daholo e
53. LazaDaddy
(
27/11/2006 23:25)
Rasiligaoma> tena siligaoma marina ianao ka manitatra sy miampanga lainga izay zavatra tsy nolazaiko.
LazaDaddy niteny hoe:
Andriamanitra tsy manery na iza na iza. Izay no mampisy ilay safidy hoe:
- na ianao mino ny Fahazavana
- na ianao mino ny haizina
LazaDaddy nilaza ny hevitr'ikaretsaka hoe saingy novainao ilay fehezanteny:
Tsy iadian-kevitra fa tsy misy idiran'Andriamanitra izany ny finoan'ikaretsaka fa izay tian'ikaretsaka inoana dia inoany

54. LazaDaddy
(
27/11/2006 23:27)
Rasiligaoma:hoy i Jesoa hoe "ataovy mpianatro ny firenen-drehetra", dia anjaranao ny mijery hoe "tena mino" an'i Jesoa ve ianao?
ny anay aloha rehefa hoe mino an'i jesoa dia izay fa fa tsy voatery mitory teny be ka...
55. Rasiligaoma
(
27/11/2006 23:34)
ka ny ezaka ho fanaovana ho mpianatr'i jesoa ny firenena rehetra Ramose tsy voatery ho fitoriana teny ihany fa misy fomba maro samihafa a.. oadray!
56. LazaDaddy
(
27/11/2006 23:36)
Rasiligaoma> mba liana te ahafantatra aho fa ampianaro. Tandremo anefa sao mivaona @ Tenin'Andriamanitra fa ianao toa miharihary arak'io adihevitra ambony io fa "mpanitatra" sy "mpiampanga lainga"
57. Rasiligaoma
(
27/11/2006 23:51)
Be loatra ny copie coller nandeha teo ramose de tsy arako intsony fa miala tsiny a
aza mifampitsara hoa fa tsy mety izany...
misy fomba maro sahimafa tokoa.. tsy voatery handeha couple couple na hitatatata baiboly be eny an-dalambe ange Ramose de mahatarika e...
jereo ny ataon-dry Masera Theresa ohatra, ry Abbe Pierre, ry Mopera pedro, ny Croix rouge (croix=lakroa, misy ifandraisany @ kristianina ), ireo masera sy mopera sy frera marobe, ny hopitaly loterana sy katolika eran'ny tanana ....
tsy mbola nahita an'ireo nitory teny nivantana sy nitondra baiboly an-dalambe aho fa nanampy ny olona izy de manao ohatra tsara @ fiainany nefa bedebe ny convertis azony a!
Izay izao fomba 1 fisarihana olona ho mpianatr'i jesoa
Ohatra fotsiny izany

58. LazaDaddy
(
27/11/2006 23:55)
Rasiligaoma:Kanefa tsy copie coller no nataonao fa copie, coller, et transformer.
Be loatra ny copie coller nandeha teo ramose de tsy arako intsony fa miala tsiny a
LazaDaddy:Tsy mitsara anao aho fa tohina ny foko nahita anao "miampanga lainga". Tsy tezitra anefa aho sanatria fa tsy ampahafiriny izany. I Jesoa aza voafantsika :)
aza mifampitsara hoa fa tsy mety izany...
60. LazaDaddy
(
28/11/2006 00:43)
Rasiligaoma:"Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko" Galatiana 2:20 :-*
fantsio (l)koa ny fonao aza fa aza tohina tsony e