Ny mivavaka sy mino @ gasy
21. kitjo
(
26/11/2006 11:24)
ekena nge fa marina e
ary io lazaiko oe extremism no manao anzany fa na za ko aza tsy tiako ny ol manao oh an'io
misy namana ray zay ato mpanao an'io ary aminy zay olona rehetra dia mpanota dol fa izy rery ngamba no masina d asiany toriteny foana
mahatonga fafintohinana le izy nddray satria resaka tsisy idirany mits
amiko raha vao mi-juger be d eeeeee

24. Fiffi
(
26/11/2006 20:57)
ikaretsaka:iza ny olombelona tsy manota ?
ko raha tsy manota ny olona.. inona intsony ny hivavahana ?
26. LazaDaddy
(
27/11/2006 00:12)
ikaretsaka> ela be ny namana tsy hita an! :wink:
- mivavaka sy mino ny herin'ny haizina
- mivavaka sy mino amin'ilay Fahazavana
"efa tonga zavatra rehetra aho amin'ny olona rehetra, mba ahavonjy ny sasany na iza na iza." 1 kor 9:22a
ikaretsaka:Misy maharatsy azy angaha raha mirona 100% any @ Kristianisma izy?
ny gasy toko hoa rehefa hoe resa-pivavahana sy finoana dia lasa mirona be any @ Kristianisma e!
ikaretsaka:TSIA, misy ny:
Sa ko @ gasy rehefa hoe "mivavaka sy mino" dia =kristianina izany?
- mivavaka sy mino ny herin'ny haizina
- mivavaka sy mino amin'ilay Fahazavana
ikaretsaka:Somary afangaronao ny olona sy fivavahana eto. Ny fivelarana amin'ny hafa dia tsy midika velively ho fankatoavana sy fiarovana ny "fanompoan-tsampy" ataony; fa kosa fitiavana azy sy hibebaka sy fampahafantarana azy ny fahamarinana.
nefa dradradradraina hoe mivelatra @ hafa ny kristianina
"efa tonga zavatra rehetra aho amin'ny olona rehetra, mba ahavonjy ny sasany na iza na iza." 1 kor 9:22a
27. xxx
(
27/11/2006 04:00)
Izay anie no mahatonga ny fanontaniana hoe velabelaro tsara ny hevitra tianao ho resahina fa hatramin'izao aloha dia mbola tsy misy mahazo ny tianao ho resahina."ny mivavaka sy mino"
Mivavaka= miresaka,manantona amin'ny zavatra na olona tsy hita maso na hita maso, izay hifikirana, angatahana zavatra ilaina ara-batana na ara-nofo.
Mino= manana finoana fa rehefa mivavaka amin'io olona na zavatra io isika dia mino sy manantena fa hamaly izy.

28. xxx
(
27/11/2006 04:54)
1kor 1:26-27 "Fa hevero ny fiantsoana anareo ry rahalahy,fa tsy firy no olon-kendry araka ny nofo, tsy firy ny olona mahery, tsy firy no avo razana.Fa ny adala amin'izao tontolo izao no nofidin'Atra hampahamenatra ny hendry, ny malemy @izao... hampahamenatra ny mahery.Maro izany ny olona manam-pahalalana, manao azy ho zavatra, mitsambiky mikipy ka miantehatra amin'ny heriny irery.Fahendrena an'izao tontolo izao na " wisdom of the world" no hilazana azy.Mpanjaka Daniela dia tsy nangataka afatsy ny fahendrena"wisdom". Isika izany dia tsy mila fahaizana na diploma mitory ny filazan-tsara, mijoro vavolom-belona, ahoana no nahatonga antsika nifoha nanara-dia an'i jesosy, Inona no zavatra nitranga talohan'ny nandraisanao azy, nony nandray azy tao am-ponao ianao ka nanankina ny fiainanao aminy? Moa ve ianao mitory ny filazan-tsara ireo namanao, havanao? Olona adala isika eo anatrehan'ny zanak'izao tontolo izao saingy nomen'Atra fahendrena hitory ny filazan-tsara, malemy isika tsy manana hery
na ara-bola na ara-pahaizana fa nomen'Atra hery kosa hatanjaka ka hijoro hitory ny filazan-tsara. Mavomavo isika ka tsy asian'ny olona hasina,manankarena kosa isika satria ato anatin-tsika ny fahendrena nomen'Atra hampifaly antsika, hanome hery sy tanjaka antsika ary fanantenana.

29. LazaDaddy
(
27/11/2006 04:58)
xxx:Iza izany mpanjaka Daniela izany?
Mpanjaka Daniela dia tsy nangataka afatsy ny fahendrena"wisdom".
30. xxx
(
27/11/2006 05:12)
The wisdom of the world is a wisdom that excludes God,
makes humanity the highest authority and refurses to recongnize God's revelation in jesus C.This wisdom God calls foolishness for through it human have failed to find the truth .
makes humanity the highest authority and refurses to recongnize God's revelation in jesus C.This wisdom God calls foolishness for through it human have failed to find the truth .
31. LazaDaddy
(
27/11/2006 05:14)
xxx:Iza izany mpanjaka Daniela izany?
Mpanjaka Daniela dia tsy nangataka afatsy ny fahendrena"wisdom".
32. ikaretsaka
(
27/11/2006 11:59)
LazaDaddy:
ikaretsaka> ela be ny namana tsy hita an! :wink:
ikaretsaka:Misy maharatsy azy angaha raha mirona 100% any @ Kristianisma izy?
ny gasy toko hoa rehefa hoe resa-pivavahana sy finoana dia lasa mirona be any @ Kristianisma e!
raha izay hoa dia tokony natao hoe kristianisma ity zanaka topic ity fa tsy hoe fivavahana sy finoana
LazaDaddy:
ikaretsaka:TSIA, misy ny:
Sa ko @ gasy rehefa hoe "mivavaka sy mino" dia =kristianina izany?
- mivavaka sy mino ny herin'ny haizina
- mivavaka sy mino amin'ilay Fahazavana
na maisina io na mazava...angaha tsy fivavahana sy finoanaadaholo izany???... s
[
[/quote]
33. LazaDaddy
(
27/11/2006 13:31)
inona anefa ny olan'i ikaretsaka raha toa ka tsy mirona any @ ilay fivavahana sy finoana maizina isika eto? :) Tsy tokony ho faly aza ve? :)
34. ikaretsaka
(
27/11/2006 13:35)
ka ny maizina aminao mety mazava amiko ko...vice versa...:idea
na ny mazava amin'ny olona sasany mety maizina @ olona sasany
:
azo?
na ny mazava amin'ny olona sasany mety maizina @ olona sasany
:
azo?
35. majesty
(
27/11/2006 13:36)
ikaretsaka:mety ho marina ihany izany teninao izany ka,fa izay indrindra no hanoroana ny olona miditra ato hoe refa resaka finoana sy fivavahana dia tsy voatery ho ny kristianisme foana izany,ohatra hoe raha mijery any aloha any enao dia mahita fa misy dinika bdb any mikasika ny silamo,ny athé,ny tsy mino an'Atra,ny resaka angatra sns
36. ikaretsaka
(
27/11/2006 13:42)
ka izay lazainao izay mihitsy ry majesty no tiako hidirana:
miverina ary @ hevitra ary ambony indrindra @ zay sika
miverina ary @ hevitra ary ambony indrindra @ zay sika
37. LazaDaddy
(
27/11/2006 13:43)
ikaretsaka:
ka ny maizina aminao mety mazava amiko ko...vice versa...:idea
na ny mazava amin'ny olona sasany mety maizina @ olona sasany
:
azo?
Ka tsy ilaina ny maizina aminao sy amiko fa ny maizina amin'Andriamanitra sy mazava Aminy no idiran'ny fivavahana sy finoana. Sa ve ianao andeha hifaninana aminy hanome famaritana vaovao ny mazava? :)
38. ikaretsaka
(
27/11/2006 13:45)
oadray ry laza... ka isika ange no mivavaka sy mino fa tsy andriamanitra e!!!
39. LazaDaddy
(
27/11/2006 13:52)
Eny, fa Andriamanitra sy ny teniny no inoantsika fa tsy isika akory no miangavy Azy hino izay tiantsika inoana. Sa mifanohitra amin'izay ny hevitrao ry ikaretsaka?
40. ikaretsaka
(
27/11/2006 14:24)
tsy hoe miangavy Azy hino izay tiantsika inoana isika..
isika no mino izay tiantsika hinoana fa tsy misi hidirany mihitsy ko
isika no mino izay tiantsika hinoana fa tsy misi hidirany mihitsy ko