Ny mivavaka sy mino @ gasy

141. ikaretsaka ( 16/12/2006 03:32)
Soanja an..
izay no nahitany anazy sy inoany anazy , ny anao mety hafa fa dia izay izany, hainao ny azy de hainy ny anao .

aza forcena izy hifindra ho ianao fa izay le tsy mety
142. soanja ( 16/12/2006 03:45)
Zah kosa mbola tsy ni-forcer n'iza n'iza an. Izay ny mahasafidy ny finoana.
Manome ny hevitro na fanazavana momba ny maha filozofika azy ve de milaza fa forcer-ko izy? Sady ny ahy tsy misy ifindrana.
143. ikaretsaka ( 16/12/2006 04:36)
izay izany fa azafady e:-*
144. soanja ( 17/12/2006 00:10)
Tsisy fady Karetsaka a.:-*:-*:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0563