Foana ve ny Didifolo ?

81. cutie ( 21/11/2006 17:30)
:roll::roll::roll::roll:
82. prime ( 22/11/2006 09:07)
:-D:-D:-D
83. Achia ( 22/11/2006 11:30)
Miarahaba an'i prile kalongany e ! tongasoa indray e ! ary inona ty mahagaga an'i cutie !? :-D
84. cutie ( 22/11/2006 20:52)
njy no mahgaga ahy e :roll::roll::roll:
85. Achia ( 23/11/2006 05:38)
ino mahagaganjiko aminakahy :°)
86. prime ( 24/11/2006 08:33)
mifampitolagaga an...:-D:-D
87. Achia ( 27/11/2006 13:44)
tsy hita ndray aloha cutie elaela , sa atao @ ilay izy ndray ry prime :-D:-D
88. Zina ( 27/11/2006 22:42)
ka omena kosa nefa tsy mety mandray ko inona hataony eo ? tsy aleony manavo-tena


ka ita fa izany ko :-*
89. prime ( 28/11/2006 12:07)
zina> :)
achia> ianao ihany io...:lol: fa in ndray aloha ity prile ity e?:?:-D:-D:-D
90. Achia ( 28/11/2006 18:14)
inona zany prile zany kay ? sao de plime ary no tianao soratana :-D:-D
91. prime ( 29/11/2006 09:47)
achia:
Miarahaba an'i prile kalongany e ! tongasoa indray e ! ary inona ty mahagaga an'i cutie !?
prile, plime...:-w:roll::roll::-D:-D
92. Achia ( 29/11/2006 11:25)
oay marina tena diso mihitsy aho t@ io fa azafady ry se a ! ilay iray no saika ho soratako kanjo tsy izy zany no nivoaka loza zany marina :oops::lol:
93. prime ( 29/11/2006 13:55)
Achia> zà angaha moa sarotiny fa mba te hanaitra anao fotsiny...:-D:-D:-D
94. Achia ( 30/11/2006 15:19)
ye ianao aloha mahafinaritra e ! tsy mba sarotiny izany fa ilay anakiray zay a ! draidray tonga de manjavona raha vao mifandiso kely :-D:-D:-D
95. Zina ( 30/11/2006 21:10)
Achia [ Valio ] 30-11-2006 16:19:47
Lohateny : Re : Foana ve ny Didifolo ?
ye ianao aloha mahafinaritra e ! tsy mba sarotiny izany fa ilay anakiray zay a ! draidray tonga de manjavona raha vao mifandiso kely

:-D:-D
96. Zina ( 30/11/2006 21:11)
adiniko, ka mila patience be anie aky ity e...
97. prime ( 01/12/2006 11:04)
:-D:-D... ny inona no mila patience ry zina?:lol:
98. Zina ( 01/12/2006 18:16)
tsy mba sarotiny izany fa ilay anakiray zay a ! draidray tonga de manjavona raha vao mifandiso kely

ity ka
99. Achia ( 02/12/2006 06:09)
fa nga zina izany e ! :-D:-D:-D:-D sady zany nge tonga de mamaly boribory be fotsiny e ! :°)
100. Zina ( 03/12/2006 04:23)
achia a fantatro fa ho an'i Prime io ka.. fa za no mba mamaly eo @ toerany...
mamaly bory2 ve za? Azafady ooooo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4012