Foana ve ny Didifolo ?

61. Achia ( 14/11/2006 18:20)
eny oa fa minoa an'i Jesosy de mangalara e ! :-D:-D
62. mbelotavao ( 15/11/2006 03:20)
Rom 7:7
63. Zina ( 16/11/2006 05:34)
marina izany satria i satana indray ho ao am-po sy saina.
Jacques 4.
4.7Soumettez-vous donc à Dieu; résistez au diable, et il fuira loin de vous.
4.8
Approchez-vous de Dieu, et il s'approchera de vous
64. prime ( 16/11/2006 11:23)
achia> enao kosa e... sao dia minomino foana aza ny olona tianao resahina... fa ny tena mino anie ka olona nibebaka, natao batisa, manatona ny latabatry ny Tompo, miasa ao aminy sy amin\'ny anaran\'i Jesosy e... Olom-boavonjy... ka ny fanajàna ny didy sy ny lalàna dia fanehoam-pitiavana an\'Andriamanitra noho ny soa vitany tao amin\'i Kristy namonjeny ny mpanota... fa na efa ao @ Jesosy aza tsy midika hoe dia tsy manota intsony ilay olona... fa na dia tezitra kely fotsiny aza dia efa manota, misaina ratsy kely fotsiny (miahiahy ohatra) dia efa manota... ary izany no maha-mpisolovava ny Fanahy Masin\'Andriamanitra amin\'ny anaran\'i Jesosy... ny nofo sy ny filàny dia efa voaozona, ka raha mbola mitafy izany na ny mpino na ny tsy mpino dia mbola manota ihany... ny mahasamihafa azy dia ny iray manana an\'i Kristy miaro azy ny iray dia mijanona @ fahotany ka mbola antsoina hoe mpanota...
65. Achia ( 16/11/2006 15:59)
:°) de tsy foana zany ny lalana :-D:-D fa eo foana io e ! ary raha didy folo no resahana , raha tena mahatsapa ilay olona fa tempolin'ATRA dia dia tokony ao io didy folo io satria fan tao @ efitra masina indrindra
66. Achia ( 16/11/2006 16:05)
azafady fa tany @ tsy izy no voatsindry dia lasa e ! fanaka no tiako lazaina eo @ ilay hoe (fan ) ary ao anatin'ilay Taberinakely no misy azy dia ilay vato fisaka izany misy ilay didy folo koa ireo dia tsimaintsy mipetraka ao anaty tempoly mandrakizay koa meteza ho tempolin'ATRA e ! mbola maro ny fanaka ao fa io aloha no homena :-D
67. prime ( 17/11/2006 12:51)
Ka ny lalàna angaha moa foana? fa ny filazàna eto @ sera2 toy itony hoe ilaina ary tsy maintsy hajaina ny didy folo no mila fitandremana fa tsy mpino kristiana avokoa akory ny olona eto ka azo fehezina toy izany...

Ka raha olona mbola tsy mibebeka akory, mbola tsy resy lahatra akory ny herin'ny fitiavan'Andriamanitra dia tsy dia hitako loatra ny antony amelomana ny didy folo fa vesatra fotsiny izany...
68. Achia ( 17/11/2006 15:20)
hehehe ka didy folo nge no lohaevitra eo ry prime r !:-D . Ye ra nbola tsy mahalalan'ATRA aloha izy de izay ahafantarany an'izany ATRA izany no otao e ! fa eto nefa efa maro no mahalala dia manafoana na manova sasany ao @ io didy folo io de ahoana indray zany no hatao @ dreo :roll:
69. Zina ( 17/11/2006 15:34)
fa eto nefa efa maro no mahalala dia manafoana na manova sasany ao @ io didy folo io de ahoana indray zany no hatao @ dreo

mora fotsiny Achia a efa mipetraka eto doly ny antony ka an-drizareo sisa no mieritreritra. Tsy afaka misolovava ho an'ny hafa isika. Ny famonjena dia personel.. samy manao Izay mahavonjy ny tsiray2
:-*
70. cutie ( 17/11/2006 22:08)
samy manao Izay mahavonjy ny tsiray2

tsy fitiavan-tena ve zany :lol::lol::lol:
71. Achia ( 18/11/2006 05:20)
cutie:

samy manao Izay mahavonjy ny tsiray2

tsy fitiavan-tena ve zany :lol::lol::lol:

ka omena kosa nefa tsy mety mandray ko inona hataony eo ? tsy aleony manavo-tena :-D:-D

72. cutie ( 18/11/2006 19:44)
:-@:-@:-@:-@:-D:-D:-D:-D
73. Achia ( 18/11/2006 20:14)
mba soraty moa fa tsy hainay ny dikan'ireo sary kely reo e ! :°)
74. cutie ( 18/11/2006 20:17)
ka omena kosa nefa tsy mety mandray ko inona hataony eo ? tsy aleony manavo-tena

zao ary e e
Fa ahona anefa ny nampianarin'i Kristy anareo e :)
75. pimaso ( 20/11/2006 07:32)
vao maika niampy, didy faha iraikambinifolo : Aza mianahana
76. Achia ( 20/11/2006 08:54)
pimaso a ! tsy azo ampitomboana ary tsy azo analana e ! cutie a ! enao ve aloha Kristiana e !?
77. cutie ( 20/11/2006 11:58)
cutie a ! enao ve aloha Kristiana e !?

oui and non:-D:-D:-D:-D
78. Achia ( 20/11/2006 16:16)
de tsa haiko zany fa ny fahazoako azy de mahalala ihany fa mody fanina a ! :-D:-D
79. cutie ( 20/11/2006 16:18)
ka zay no mbola mampa non azy:-D
80. Achia ( 21/11/2006 08:56)
hitako no :°) fotsiny :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3525