Foana ve ny Didifolo ?

101. Achia ( 03/12/2006 20:41)
fa izany eo ihany fa nankaiza daholo ary ireny mpanafoana sy mpanova didifolo ireny e ! nefa anie ny didifolo dia A B D ny tenin'ATRA e !
102. Zina ( 03/12/2006 23:38)
Achia, angaha tsy itan-ndry ry zareo any @ size hafa any manondrana fotsiny ny ataony...Tano ny finoana izay itanao fa misy ny fahamarinana :-*
103. Achia ( 04/12/2006 07:37)
tsay marina e ! toutou zina :-*:-*
104. prime ( 04/12/2006 10:15)
:-D:-D:-D... mitakoritsika sisa an...:-D
105. Achia ( 04/12/2006 15:50)
:-D:-D:-D ary prime mitsikilo a !:-D
106. prime ( 05/12/2006 13:15)
koa nareo mitakoritsika mafy be kooo... manaitra zaza matory...:-D:-D
107. Achia ( 05/12/2006 20:27)
eo ary e ! dôdô zaza ô :-D:-D:-D ary taiza tokoa hoa i prime ela2 tsy hita e !
108. prime ( 07/12/2006 07:39)
achia> teo ihany zà koo... fa kely d tsy hitanareo...:-D:-D
109. Fiffi ( 07/12/2006 07:58)
Zina:
Achia, angaha tsy itan-ndry ry zareo any @ size hafa any manondrana fotsiny ny ataony...
zany ve ? hivavao ary izy raha manondrana fotsiny ! sa ahoana ozy ndry ?


110. prime ( 07/12/2006 08:27)
tonga soa fiffi... ny hevitrao ny amin'ny didy folo?
111. Fiffi ( 07/12/2006 10:31)
prime: misaotra anao....

efa nomeko ary efa namaly hiany aho tery ambony fa mety tsy voatsikaritrao angamba ......
112. prime ( 07/12/2006 11:16)
azafady... misaotra
113. Fiffi ( 07/12/2006 12:14)
:) prime: tsy misy fady akia an ! :)
114. Zina ( 08/12/2006 15:38)
zany ve ? hivavao ary izy raha manondrana fotsiny ! sa ahoana ozy ndry ?


odryyyyyyy zano tokoa moa ry fiffi, isakin'ny miditra ato @ sera2 aho dia mahita an'ireo sasany izay tsy miraharaha ny fivavahana, na andriamanitran na ny teniny dia mivavaka ho an-drizareo tokoa moa...
"mamela ny helony fa tsy fantany izay lazainy, na ataony"
115. Zina ( 08/12/2006 15:40)
adiniko,
tena mampalahelo mihitsy, tena ita fa tena fetsy ilay devoly ka mitady izay harapany...ka zany no nilazaiko an'i Achia sy Prime oe tano tsara ny finoana...
116. Achia ( 08/12/2006 16:09)
Ny finoana an'i Kristy aloha dia tazomiko mandrakizay fa ny fanompoana azy no mba tiaba ho zaraina amitsika tsirairay avy e !
117. Fiffi ( 08/12/2006 16:18)
Zina:
odryyyyyyy zano tokoa moa ry fiffi, isakin'ny miditra ato @ sera2 aho dia mahita an'ireo sasany izay tsy miraharaha ny fivavahana, na andriamanitran na ny teniny dia mivavaka ho an-drizareo tokoa moa...
Zina: @ fomba ahoana moa akia no ahafantarandry fa tsy miraharaha ny fivavahana na Andriamanitra na ny teniny ry zareo ? Satria ve tsy miditra sy mamaly eto @ fivahana sy finoana ? :roll::roll:
Tsara zany raha mivavaka ho azy ndry . Na zah koa aza , na ny hafa . saingy hoy aho hoe na iza na iza , tsy misy mahafantatra zay hataon'ny sasany ka tsy afaka ny hitsara azy velively isika .

Fotoan'ny Avent isika zao , fotoan'ny fieheritreretana sy fihomanana ka de mazotoa daholo ary ny Tompo anié Homba sy Hitahy antsika lalandava.


118. Achia ( 08/12/2006 16:38)
aleo fa ho valiako kely fotsinyy fifi , ny tian'i zina ho tenenina eto dia tsy ny ol any ivelan'ny fivavahana sy finoana fa isika ato mihitsy e ! ohatra omeko raha misy tenin'ATRA omena eto dia ny fanoherana izany no betsaka fa tsy ny fandinihana azy hoe tena izny tokoa ve no tian'ilay baiboly ho lazaina sa ahoana
119. Fiffi ( 08/12/2006 16:51)
Achia: ny tenin'Andriamanitra nomeny antsika olombelona , zay voasoratra anaty baiboly io ...anjaran'ny tsirairay no mandray azy , heu....marina aloha fa samy manana ny interprétation'ny tenin'Andriamanitra ny tsirairay , ka zay no nolazaiko hoe tsy anjarantsika no.....
Raha diso moa akia zah de hialako tsiny an !
120. Achia ( 08/12/2006 18:53)
fa nga kosa aza efa nisy nilaza fa diso ary njiko e ! :-D:-D ary eo @ ilay hoe samy manana ny fandraisany azy a ! de raha amiko manokana otran'ny tsy dia mety loatra satria i Kristy anie iray ihany e! ka ny sitrapon'io Kristy io no hataontsika miaraka mitovy fa tsy oe ny ahy zao no tiako hanompoana azy e ! asa raha azon'i fifi ny tiako lazaina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2334