Foana ve ny Didifolo ?
122. Fiffi
(
08/12/2006 21:41)
Achia:Achia: azoko tsara akia an ! saingy hoy aho hoe:
ka ny sitrapon'io Kristy io no hataontsika miaraka mitovy fa tsy oe ny ahy zao no tiako hanompoana azy e ! asa raha azon'i fifi ny tiako lazaina
-Marina fa ny sitrapon'Andriamanitra no tokony hataon'ny zanany miaraka mitovy saingy hoy aho hoe samy manana ny fomba fanompoany an'Andriamanitra ny tsirairay.
-Marina fa tsy mora ny fanarahana zay voalazan'Andriamanitra , enao zao @ nao mora zany fanarahana zany , saingy ny hafa kosa manana ny fombany ry zareo.
123. Achia
(
09/12/2006 06:18)
ka izay indrindra ary ilay hoe fomban'ny hafa ka raha ato hoe tsy mahatanteraka ny fomba tian'ATRA hatao ary tsy tokony hanitsy azy ve ny mahalala hoy ianao , ary tadidio fa sarotra sy tery ny lalana mankany @ fiainana mandakizay , koa raha misy ny namana na eto @ sera2 na any @ fiainanao any milaza zavatra @ nao de henoy aloha de diniho tasara fa oanaty baiboly ny referansy hanamarinana na marina na diso
124. prime
(
13/12/2006 09:36)
zina> misaotra sy mankasitraka hatrany... Hazonina mafy tokoa izay ananana...
achia> zà zao mihaino an\'i achia...:wink:
achia> zà zao mihaino an\'i achia...:wink:
