Fisarahana
82. fasaly
(
28/10/2006 21:05)
kanto10: izany veuh???enjana be iny kou! aleo de mihonona zany????zà kalou raha adaboka de malahelo mandavataona angamba:cry::wink::°)
86. fasaly
(
29/10/2006 08:02)
fiffi: aza de adaboka mafy lotra ny tenanjy zany sao marary eo:?:wink::-D:-D
88. Fiffi
(
29/10/2006 21:30)
fasaly: tsy zah ange no hadaboko eh ! fa zay manadala ahy :-D:-D:-D zah ve akia de hankarary tena @ tsy misy antony eo kosa klé ! hehehehe :-D:-D:-D:-D
91. vale
(
30/10/2006 00:12)
cutie:rehefa mandreraka aky ny toetrany de adaboka any koh:°):wink::-*:-*
96. fasaly
(
30/10/2006 06:48)
fiffi: klapé-na ny tongony havia toundé midaboka 100°/° izy veuh????:?:-D:-D:-D
98. cutie
(
30/10/2006 21:45)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 30-10-2006 07:00:12
Lohateny : Re : Fisarahana
tsy misy moramora zany fa tondé adaboka be zao fotsiny kah !
moramora ve wa ny manadaboka:lol::lol::lol:
