Fisarahana
70. fasaly
(
27/10/2006 15:19)
zà alou efa nanadaboka foana taloha fa manenina be de migogogo mitomany be ravy eo! de te hanangana ny nadaboka de tsy taf tsony de zay ny tsy itiavako ny manadaboka aleo mieritreritra tsara vao manadaboka:°):wink:
lay adaboka njay de mankarary fo no mahalasa saina hoe fa ninona aza zà no nadaboka fa zà refa hadaboka de mi venge be mitsy ravy eo fa azoko am tournant foana:wink::-D:-D:-D

71. Fiffi
(
27/10/2006 17:43)
caprio:caprio: aiza zany ? nefa toa mbola velona eto sady mamaly eto daholo ny rehetra ?
Beresaka daholo ndray reto kanefa refa tena adabokilay olon-tiana dia ny mamono tena aza vita hahahahahah:D
72. colar
(
27/10/2006 17:59)
aleo adaboka fa tsy mapandry saina le manadaboka,fa tsy maintsy manao adidy zay, fa ra otrana alo efa zatra nadaboka ka tsy taitra am zany ntsony,ny ato antsaiko de we ataoko manenina daol zay nanadaboka ana,aoka tsy ho ny tenanao no hanenina ra misy fisarahana, zay ihany,fa za alo zao ra manadaboka mety efa madio b nysaiko e,hahahahhha,nde hiodina am zay, ra misy ho adaboka ko nefa e
74. cutie
(
27/10/2006 19:23)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 27-10-2006 16:36:57
Lohateny : Re : Fisarahana
glass minou zany
mahazo aina mitsy manararaotra:-D:-D:-D:-D
77. xxx
(
28/10/2006 09:07)
fasaly:enao ange izany no nanao faute matoa migogogogo fa le olona tsy nanin anao akory de nisarahanao e,hum , fa hafa indray ny fipetrany rehefa hoe efa hitsakitsahina enao sy atao tsinontsinona dia mbola hifikitra be eo ihany, mandeha no mety koa, naman'ny manadaboka ihany izany:!:
zà alou efa nanadaboka foana taloha fa manenina be de migogogo mitomany be ravy eo! de te hanangana ny nadaboka de tsy taf tsony de zay ny tsy itiavako ny manadaboka aleo mieritreritra tsara vao manadaboka:°):wink:
lay adaboka njay de mankarary fo no mahalasa saina hoe fa ninona aza zà no nadaboka fa zà refa hadaboka de mi venge be mitsy ravy eo fa azoko am tournant foana:wink::-D:-D:-D
78. xxx
(
28/10/2006 09:12)
colar:tsy mampandry saina raha ohatra ka olona tsy naninona no adabokao, fa raha olona ratsy loha sy ratsy toetra, koa tsy aleo ve izay toy izay hiatsara velatsihy e? :-*
aleo adaboka fa tsy mapandry saina le manadaboka,fa tsy maintsy manao adidy zay, fa ra otrana alo efa zatra nadaboka ka tsy taitra am zany ntsony,ny ato antsaiko de we ataoko manenina daol zay nanadaboka ana,aoka tsy ho ny tenanao no hanenina ra misy fisarahana, zay ihany,fa za alo zao ra manadaboka mety efa madio b nysaiko e,hahahahhha,nde hiodina am zay, ra misy ho adaboka ko nefa e
79. fasaly
(
28/10/2006 09:33)
izay alou e! raha ratsy toetra lay partenera de ny adaboka no milay aminy:wink:8)
80. fasaly
(
28/10/2006 09:35)
kanefa ndraindray zay tia adala ka miandry fotoana foana hoe mety hiova lery ka aleo tsy hadabo kalou na hoe mety hiova i kala ka aleo tsy hadaboka:°)