Fisarahana

141. vale ( 02/11/2006 14:08)
sasa:

fasaly za aloha sady efa nanadaboka no efa nadaboka fa mafimafy kokoa amiko le nanadaboka hihihhhihi satria le olona nanadaboka tena tonga d mafy be milaza ny hamono tena
gravy rehefa tratran'ny chantazy otran(zay, ie, ihihihihihi:):-*:-* njy sasa:wink:


142. vale ( 02/11/2006 14:11)
fasaly:

ratonga: zay lay hoe sam nanadaboka:wink: fa zà raha am tena izay tokou de tsokoloviko raha ni pointe tao marina klou izy:-D:-D:-D:-Damzay zà fa sur hoe voadaboko izy:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D:-D


143. Fiffi ( 02/11/2006 16:26)
adaboy any hoa de vita ! :-D:-D:-D
144. fasaly ( 02/11/2006 16:44)
fiffi: " ne me laisse pas tomber":-D:-D:-D:-D
145. fasaly ( 02/11/2006 16:45)
sasa: zà kou efa nanadabka no nadaboka fa marary marina refa nanadaboka fa malahelo foana njay avy eo!

fa aza mbo tratranreny hoe oul mitady hamono tena reny klou fa tena loza mitsy e:?
146. sasa ( 03/11/2006 04:29)
andry08 diso frapy le izy fa le olona nadaboko no milaza ny hamono tena, tena za indray no tsy nahita ambara fa za avy no nitaintaina teny fa vita ihany iny rehefa taty afara, fa za le nanadaboka no tena tsy vitako tsony amzao d aleoko indray adaboka
Vale sy fasaly grave akia refa sendran'ny bandy milaza hamono tena izay, tena tsy mahita lazaina tsony fa tonga matahotra na d miseho ho mafy loha aza
147. andry08 ( 03/11/2006 12:12)
sasa: matetika anie ka tsy mamono tena akory ny lehilahy e(matetika hoy aho an!), na dia noho ny "fierté de mâle fotsiny ihany aza.
Fa na izany aza dia izaho manadaboka rehefa tsy mety ary tsy misy remord io an!Misaraka tsy misy maratra dia izay.:)
148. vale ( 03/11/2006 13:29)
sasa::wink:tena mampijaly saina, ary fetsy be :-D:-Dle oul an:twisted:, nefa nge izy tsy hamono tena akory e, za efa sendra io cas io koa, teo izy tsy hita ze nataony rhf hiala enao fa nahita mety2 de zany ny hataony, grrrrrrr....;:-D:-D:wink:
149. fasaly ( 03/11/2006 13:42)
non! fa tandremo an! ny vazà tena mora mamono tena refa ziy hilaza zay fa hamono tena indrindra fa resaka fitiavana io! na sipa na bandy, nisy sipa zay moa d'efa maty izy zao de lay bandy fatako tsy maty fa nijaly be mitry teny am hopitaly:?
150. vale ( 03/11/2006 17:53)
fasaly: marina izany aloha e! :?
151. Fiffi ( 04/11/2006 09:13)
mampalahelo zany !fa tena misy tokoa io an!
152. titis ( 09/11/2006 21:44)
Zah efa voadaboka de nanadaboka,fa tena ratsy be aloha le voadaboka e!indrindra le hoe mbola tsy nahita solony iny.
153. fasaly ( 11/11/2006 12:21)
titis::) enjana be iny ka!:-D:-D manjary mitady hano ny tsy fanao njay rzefa tratran'iny adaboka iny!:roll::roll: lay manadaboka mba eo ho eo ihany na anenjika aza ny eritreritra.....:?
154. oniarilala ( 23/11/2006 12:10)
araka ny hevitro
raha manadaboka ianao dia mila manana raison tsara fototra ary tokony tsy anenina amin ny décision raisina

raha adaboka indray ianao de aza kivy fa raha iray no lasa dia 10 manantona

mahereza daholo ary e!
155. ratonga ( 28/11/2006 02:10)
Dé nidaboka teo ny tantaraaaaaaaah!!!:wink:
156. tsimatimanota ( 28/11/2006 08:11)
Raha mbola azo atao dia aleo mifanaraka:
- fa raha tsy maintsy hisafidy, aleo mandao dia miova lasy tanteraka,
- toy izay "tratran'ny tsy nampoizina nefa izao izao mbola tia e, tsy nanampo anao havita fihetsika raha iny.......là là là " tsy haiko intsony le tohin'ny le hira,
Bon courage e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087