Fisarahana
105. Fiffi
(
31/10/2006 21:41)
zany hoa no hatao hoe "tsy taitra tsy maika , vikavika tsy mba zaitra" :-D:-D:-D:-D:-D
109. andry08
(
31/10/2006 22:00)
=))=))=))injy ry Fiffi an!
Mahay poezia be injy!Tsy taitra, tsy maika nefa tsy tara =))=))=))
Mahay poezia be injy!Tsy taitra, tsy maika nefa tsy tara =))=))=))
111. Fiffi
(
31/10/2006 22:07)
tsy tara
tsy maka kara
tsy mihazakazaka
sady tsy manaraka !
fa iny aho no lasa
ny hiverenako ....sao manofy eo an!!!!! :-D:-D:-D
tsy maka kara
tsy mihazakazaka
sady tsy manaraka !
fa iny aho no lasa
ny hiverenako ....sao manofy eo an!!!!! :-D:-D:-D
116. fasaly
(
01/11/2006 09:29)
omeko rdv de in aho no tsy mi pointe de midaboka rery ao izy:°):{:-D:-D:-D
117. Fiffi
(
01/11/2006 09:38)
de ho voarebirebiny foana ange ndry avy eo eh ! nga izy hijanona @ zao fotsiny ?
118. ratonga
(
01/11/2006 09:48)
fasaly:
omeko rdv de in aho no tsy mi pointe de midaboka rery ao izy:°):{:-D:-D:-D
dé ra tsy tonga ko izy dé ahoana8):P
120. fasaly
(
01/11/2006 15:54)
ratonga de samy nanadaboka zany vao maika mandry ny saina:-D:-D:-D:-D
