Fisarahana

1. fasaly ( 26/10/2006 18:44)
raha sendra ny olana ny mpifankatia andeha hatao hoe amin'ny plasy-nao ilay izy.....de aiza ho aiza ny plasy tianao????.... ilay adaboka sa lay manadaboka?
raha amiko manokana tsy vitako ny manadaboka anefa marary ahy ny adaboka de henjana iany:wink::°):°):°):°)
2. cutie ( 26/10/2006 19:18)
ilay adaboka:lol::lol::lol:
3. vale ( 26/10/2006 19:26)
fasaly: moramora kokoa hono ny manadaboka noho ny adaboka:wink:
4. vale ( 26/10/2006 19:27)
hihih, heuuu le faharariny izany io teneniko io an!!:°):wink:
5. kelly13 ( 26/10/2006 19:30)
le manadaboka azo atao iany nefa mety anenenana, le adaboka indray mankarary fo b! fasaly, tsissy tiko reo situation reo ka, aleo tsy misaraka kle! hihii
6. vale ( 26/10/2006 19:44)
:wink::wink:
7. xxx ( 26/10/2006 19:46)
fasaly: ny ah le mikôty no tiko, he he...:-P:-P:-P:-D
8. belaza ( 26/10/2006 20:13)
le manadaboka no tsara koukou e, afaka mandalondalo ammanaraka!!:@:@
9. fijo ( 26/10/2006 20:28)
fasaly an,za tsy mba manadaboka izany raha tsy eo ampandriana ka.za tsy mba misaraka izany fa mangina fotsiny eny.ary raha tonga ny fotoana hilana azy dia miverina eo indray
10. cutie ( 26/10/2006 20:29)
fijo:-D:-D:-D:-D
11. dailynews ( 26/10/2006 20:40)
aleoko ilay adaboka, ilay manadaboka mampahatonga ahy hiveitra hoe ratsy fanahy be zaho. fa ilay adaboka dia hoe izay zany. izy no nial afa tsy izaho.
12. MTN ( 26/10/2006 20:55)
ilay iray ny ahy
13. Fiffi ( 26/10/2006 21:05)
ny ahy tsy misy tiako !
14. MTN ( 26/10/2006 21:06)
ny an'i fiffi izany ilay atsangana sa ilay amin'ny sisiny
15. andry08 ( 26/10/2006 21:22)
plouf!plouf,ny ahy manadaboka
16. xxx ( 26/10/2006 21:29)
ilay manadaboka mazava fa ilay plouf plouf tsy mazava. Pile ou face fotsiny ve? soyons serieus kely an
17. toki81 ( 26/10/2006 21:31)
arakaraky ny cas nisy no mahatsara na maharatsy an'zany ra fjeriko azy,raha hita v fa tokony hadaboka tsy aleo adaboka,fa tsy mlay kosa aloha le firan'jo e...manjary mampite hitapy
18. xxx ( 26/10/2006 21:35)
sy hiampy
19. andry08 ( 26/10/2006 21:49)
Raha hifidy ihany ve tsy aleo manadaboka?
Ilay plouf,plouf dia tena serieux
20. cutie ( 26/10/2006 21:50)
in zany plou plouf:roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0706