Fisarahana
21. caprio
(
26/10/2006 22:19)
Ilay sady tsy manadaboka no tsy adaboka no tsara ka.Ary mitady hisy anadaboka ndray nga ry fasaly zany sa mitady anadaboka no mitady hevitra eto?za mantsy efa vonona andray ny toerana raha ............
28. ratonga
(
27/10/2006 00:06)
tsy misy pbl daholo zany é!
adaboka: ko efa tsy tiany ko inona indray no mbola antenaina, mitediava hafa, mety ho tsara² nohon'teo aloha
manadaboka:refa tsy mifanaraka @ saina dé aza mitady aretin'andou.
:lol::lol::lol:

31. cutie
(
27/10/2006 00:12)
adaboka: ko efa tsy tiany ko inona indray no mbola antenaina, mitediava hafa, mety ho tsara² nohon'teo aloha
ohtran'ny we mandefitra be le adaboka:lol:
35. ratonga
(
27/10/2006 00:36)
cutie:
adaboka: ko efa tsy tiany ko inona indray no mbola antenaina, mitediava hafa, mety ho tsara² nohon'teo aloha
ohtran'ny we mandefitra be le adaboka:lol:
tsy madefitra fa tsy mitamby kà
36. MTN
(
27/10/2006 00:49)
ye le hoe tsy maintsy.
Ny mandefitra mantsy ohatra ny hoe misy sitraponao ao anatiny, fa ilay tsy maintsy midika na tianao na tsy tianao dia tsy maintsy mangina ianao.

39. xxx
(
27/10/2006 01:34)
Aleoko aloha le adaboka e! au moins fantatro hoe tsy tia ahy intsony izy. Raha mbola tiako izy dia avelako aloha iaina tsy misy ahy. rehefa avy eo izaho miverina de après izaho amizay no manadaboka.