Fisarahana

41. ratonga ( 27/10/2006 01:39)
ary rà tsy tafaverina tsony dé tena lasa midabodaboka:-D:-D:-D
42. cutie ( 27/10/2006 01:42)
:-D:-D:-D:-D
de lasa manadaboka tena
43. ratonga ( 27/10/2006 01:46)
midaraboka mianjera nefa tsy maharitr'ela
lasa pety ny farany=))=))=))
44. ratonga ( 27/10/2006 02:00)
ratonga:

lasa pety ny farany=))=))=))

poéty no izy fa bé vanivany lotra dé vôtela ny é:-D:-D:-D

45. fasaly ( 27/10/2006 06:18)
ary i cutie sy ratonga reto hidabodaboka ny farany am fihomehezana:?:-D:-D:-D
46. fasaly ( 27/10/2006 06:20)
caprio: aiza kosa e! ekena fa refa vodaboka zà zany d'efa misy mpitaty e!:lol:

belaza: hummmmm! efa tsy vao tsony nge ndry zan ka mitady hanadaboka e!:?:-D:-Dmiaraka am sigara be


fijo::-D:-D:-D:-Dany ampandrina kosa ve ny tsy hanadaboka hisy hidaboka eo:-D:-D:-D
47. Fiffi ( 27/10/2006 07:47)
MTN:
ny an'i fiffi izany ilay atsangana sa ilay amin'ny sisiny
MTN: raha manangana aho de hataoko izay azoko hatao rehetra mba tsy ho voadaboka ary tsy handaboka koh!


48. xxx ( 27/10/2006 09:14)
caprio:

Ilay sady tsy manadaboka no tsy adaboka no tsara ka.Ary mitady hisy anadaboka ndray nga ry fasaly zany sa mitady anadaboka no mitady hevitra eto?za mantsy efa vonona andray ny toerana raha ............
:roll:fasaly zaza henjy koh! sady tsy efa vita borne VE ê :!:


49. cutie ( 27/10/2006 09:51)
poéty no izy fa bé vanivany lotra dé vôtela ny é

:-D:-D:-D:-D
50. vale ( 27/10/2006 10:54)
fijo:

fasaly an,za tsy mba manadaboka izany raha tsy eo ampandriana ka.za tsy mba misaraka izany fa mangina fotsiny eny.ary raha tonga ny fotoana hilana azy dia miverina eo indray
:-D:-D:-D:-D


51. andry08 ( 27/10/2006 11:11)
Izaho indray tsy hiandry ho adaboka eo!
Raha vao manomboka ho ratsy dia hadaboko!
Tsy te handefitra @ izay tsy tokony tsy ho zaka ny marina e!
52. sonwin ( 27/10/2006 11:20)
le tonga dia rava ho azy tsy misy resaka no manja
53. Mija ( 27/10/2006 11:25)
ka manin zany raha sady tsy manadaboka no tsy adaboka ka!:roll::roll:
54. cutie ( 27/10/2006 11:26)
Mpandefa : Mija [ Valio ] 27-10-2006 13:25:15
Lohateny : Re : Fisarahana
ka manin zany raha sady tsy manadaboka no tsy adaboka ka!
Miverina ery ambony
Hamaly ny hevitra

de tsy nisy niaraka raha zany :-D:-D:-D
55. caprio ( 27/10/2006 11:55)
Beresaka daholo ndray reto kanefa refa tena adabokilay olon-tiana dia ny mamono tena aza vita hahahahahah:D
56. vale ( 27/10/2006 13:22)
andry08:

Izaho indray tsy hiandry ho adaboka eo!
Raha vao manomboka ho ratsy dia hadaboko!
Tsy te handefitra @ izay tsy tokony tsy ho zaka ny marina e!
hihihihi mitovy tsika sy njy ry Andry, nenah kou rhf itako fa hafa2 de zay zany koh!!:°)


57. vale ( 27/10/2006 13:23)
caprio:

Beresaka daholo ndray reto kanefa refa tena adabokilay olon-tiana dia ny mamono tena aza vita hahahahahah:D
ouay, hihihihihihi, caprio, tssss:roll:


58. kelly13 ( 27/10/2006 13:26)
efa hoe aza misaraka hoa fa mampalahelo b :cry:
59. sonwin ( 27/10/2006 13:29)
ka io ange, indraindray ,
..na dia tiana aza na hiaraka dia tsy maintsy misaraka , eny mafy izany hifandao nefa tsy misy azo atao...hoy ilay hira izay.
60. ratonga ( 27/10/2006 13:38)
sonwin:

ka io ange, indraindray ,
..na dia tiana aza na hiaraka dia tsy maintsy misaraka , eny mafy izany hifandao nefa tsy misy azo atao...hoy ilay hira izay.



mihirahira angé éfa manao zavatra zany é!o^oo^oo^o:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091