Lalao : Ny teny malagasy sy ny aterineto.
81. vale
(
17/10/2006 10:32)
Tokinao, angah manahirana e, fa in no tena tsy tian'toi @ le ny eh!...iza ary ny mora soratana koukou e? n'ny sa ny? pfffffffff:x
82. vale
(
17/10/2006 10:41)
:twisted: Tokinao le faingo eo ambany fa le faingo miatona mbola lavitra koukou eh!!shhhhhh:x
85. Tokinao
(
17/10/2006 17:46)
pissoa:
Marina ve hoe bebe no fiteny gasy fa tsy hoe betsabetsaka ?
Raha ny fahalalako aloha ry pissoa de samy fanoratra ireo e. nefa asa tokoa aloha e. :roll: :roll: :roll:
86. cutie
(
17/10/2006 17:47)
bebe ve tsy mitovy @hoe lehibe
de betsabetsaka mitovy @ eo maro :roll::roll::roll:
de betsabetsaka mitovy @ eo maro :roll::roll::roll:
87. lapino
(
17/10/2006 17:49)
ie, toa samy fiteny daholo ireo. Ohatra ny misy "nuance" koa ny heviny, fa tsy haiko manazava :roll:
92. pissoa
(
17/10/2006 18:14)
bebe ve tsy mitovy @hoe lehibe
Lehibebe no hitako mitovitovy fa tsy mitovy amin'ny lehibe fa tsy bebe :-D:-D:-D ... Sady lasa voafehin'ny volume ny zavatra resahina, nefa misy miteny ohatra hoe Bebe olona ihany tany.
...
de betsabetsaka mitovy @ eo maro
Ilay hoe maro indray dia lasa mampieritreritra zavatra dénombrable fotsiny.
Dia rehefa ohatra hoe ambin-daoka ohatra no resahina dia inona no mety hoe fiteny ? bebe ihany sa betsabetsaka ihany ? :-D:-D:-D
93. cutie
(
17/10/2006 18:16)
anjaran-jy no mieritreritra :-D:-D:-D
efa nolazaiko ny fahitako azy :lol::lol::lol:
efa nolazaiko ny fahitako azy :lol::lol::lol:
94. pissoa
(
17/10/2006 18:17)
simplex:
nenibe k :-P
:-D:-D:-D:-D:-D
cutie:
ny bebe ngamba ilazana qualite
Tsy azoko ny tianjy tenenina amin'ny hoe qualite bebe :roll:
96. Tokinao
(
17/10/2006 18:22)
cutie:
ny bebe ngamba ilazana qualite
Tsy dia voatery ho marina kosa zany ry cutie a : raha miteny ve za oe : bebe vola ihany i cutie de midìka ve izany fa tsara qualité ny volanao ? :lol: :lol: Ra ny fandinihako dia sady afaka ilazàna "qualité" io no afaka ilazana "quantité" koa.
cutie:
de ny betsabetsaka ilazana quantite
Ity kosa no tô hitako ho marina. :-*
97. pissoa
(
17/10/2006 18:23)
cutie:
anjaran-jy no mieritreritra :-D:-D:-D
efa nolazaiko ny fahitako azy :lol::lol::lol:
Tsy anjarako irery kosa e :cry::-D:-D:-D fa anjaran'izay tia ny teny gasy no mieritreritra ka :wink:
cutie:
za koa tsy mahazo :-D:-D:-D:-D
Iny njay no tsy hitako kle =))=))=))
98. lapino
(
17/10/2006 18:28)
Ary raha atao hoe izao ary e:
bebe : milaza quantité, zavatra concret na abstrait
betsabetsaka : milaza quantité, zavatra concret ihany
maromaro : milaza quantité, zavatra concret ary azo isaina (dénombrable)
Izany hoe ny bebe izany mety ho tsy azo tsapain-tanana :-D:-D
bebe : milaza quantité, zavatra concret na abstrait
betsabetsaka : milaza quantité, zavatra concret ihany
maromaro : milaza quantité, zavatra concret ary azo isaina (dénombrable)
Izany hoe ny bebe izany mety ho tsy azo tsapain-tanana :-D:-D
100. lapino
(
17/10/2006 18:36)
Pissoa : betsabetsaka .... :roll:
Kay le! inona angaha no azo tsapain-tanana amin-dry ? :roll::-D:-D:-D
Kay le! inona angaha no azo tsapain-tanana amin-dry ? :roll::-D:-D:-D