Lalao : Ny teny malagasy sy ny aterineto.
21. Tokinao
(
15/10/2006 17:14)
fasaly:
tokinao: ohatra izao zà vao nitsaty teto de nanao hoe:bonnap : bonne appetit na maztou: mazotoa:°)
atao ahoana re fa efa lasa raikitapisaka sahady lay izy e!:-D:-D:-D
betsaka ny tokony hahitsy fa efa zàtra loatra de mandeha ho azy ny hakamoana sy ny fahazaran-dratsy :wink:
ouppsss! manao diso foana ary izaho io kou!
de: dia;-)
Ka ao anatin'ilay "azo leferina ange ireo ry fasaly e : Satria ny "phonetique"-n'ny hoe "mazotoa" dia "maztou". Ary ny "phonétique" dia azo leferina hoy aho etsy ambony. Ary momba an'le "bonnap" de aleo tsy asiako resaka satria ny teny gasy aza tsy haiko tsara. :-D
23. Tokinao
(
15/10/2006 17:19)
Fiffi:
ka zao kosa aloha an! rehefa eto @ forum na karajia de mamaly heu...manao "abréviation" fa tsy midika kosa ange zany hoe hadino ny tena fanoratana an'le teny eh !
Fa tsara aloha de @ zay ho an'tsy de mahay loatra de hahazo lesona zany koh ! :)
Marina izany ry Fiffi a! :-* Ny "abreviation" ange "permis" e! Fa ny olona tsy mahay mihitsy izany no tokony mba atoro e. :)
24. cutie
(
15/10/2006 17:19)
tokinao
raha mitsaty sy ny sisa alou de za tsy mivaky loha @ fomba fanoratana , fa raha manoratra ttsy za de miezaka be mitsy tsy handiso teny e.
Ahona ny fanoratana an'ty: "vohary" sa "voahary"
raha mitsaty sy ny sisa alou de za tsy mivaky loha @ fomba fanoratana , fa raha manoratra ttsy za de miezaka be mitsy tsy handiso teny e.
Ahona ny fanoratana an'ty: "vohary" sa "voahary"
25. lapino
(
15/10/2006 17:22)
Tokinao:
1°- ireo teny diso azo leferina : sokajìko ato:
a- ireo teny diso "frappe".
b- ireo teny lava fanoratra nefa mora tononina.
d- ireo teny vazaha nogasìna sady notsoritsorina.
e- ireo teny nasiana "exagération" ny fanononana azy.
2°- ireo teny diso izay hita tokoa fa vokatry ny tsy fifehezana tsipelin-teny (na angamba koa fanadinoana)
=D=D=D
Misaotra an'i Tokinao, milay be io fanasokajian'i Tokinao io!
26. lapino
(
15/10/2006 17:34)
cutie:
"vohary" sa "voahary"
voahary no izy.
voahary = voa - hary
Fototeny: hary : Teny iray fototra amin'ny mahary, nohariana, ... io
Tovona voa- : ohatra ny hoe: voadona, voasambotra, sns ...
(misy an'izany tovona izany tokoa moa ?)
27. cutie
(
15/10/2006 17:40)
misaotra ry lapino a
zay koa ny eritreretiko
de atao ahona ny manitsy tononkira, fa io vohary io no nampidiriko tany hihihi. Refa tafiditra le izy vo lasa ny saiko :-D
misy ny tovona satria misy ny tovana:lol:
zay koa ny eritreretiko
de atao ahona ny manitsy tononkira, fa io vohary io no nampidiriko tany hihihi. Refa tafiditra le izy vo lasa ny saiko :-D
Tovona voa- : ohatra ny hoe: voadona, voasambotra, sns ...
(misy an'izany tovona izany tokoa moa ?)
misy ny tovona satria misy ny tovana:lol:
28. fasaly
(
15/10/2006 19:13)
zà kalou tia anlay fitsipi-pitenenana io mitsy tam taloha tany ampenarana am taranja malagasy e!:wink:ka otran'ny mahatsiaro anzany fotoana izany zà mahita an'ity dinika iray an'i tokinao ity
tokinao:-*:-*:-*:-*
tokinao:-*:-*:-*:-*
29. Tokinao
(
15/10/2006 19:29)
fasaly:
zà kalou tia anlay fitsipi-pitenenana io mitsy tam taloha tany ampenarana am taranja malagasy e!:wink:ka otran'ny mahatsiaro anzany fotoana izany zà mahita an'ity dinika iray an'i tokinao ity
tokinao:-*:-*:-*:-*
Na za koa aza ange ry fasaly de mahatsiaro ny tany @ "terminales" reefa miresaka tsipelina ôtran'zao e. Tany moa de betsaka ny tsipelina natao tsianjery, satria hanao "famakafakàna" sy "famelabelarana" @ malagasy hono.
30. vale
(
15/10/2006 19:36)
ka manomboka @ klasy de 6è aza dia efa mianatra ny tsipelin-teny koa, fa tsy ho hary ho hay dôly e!!
32. Fiffi
(
15/10/2006 20:26)
Tokinao:eka ouzy :)
Marina izany ry Fiffi a! :-* Ny "abreviation" ange "permis" e! Fa ny olona tsy mahay mihitsy izany no tokony mba atoro e. :)
33. Tokinao
(
15/10/2006 20:36)
vale:
ka manomboka @ klasy de 6è aza dia efa mianatra ny tsipelin-teny koa, fa tsy ho hary ho hay dôly e!!
Tsy ary ho hay daholo tokoa aloha e. Izay no mahatsara ny mifampianatra na de samy efa lehibe aza e. :)
35. Tokinao
(
15/10/2006 22:08)
Fiffi:
vale: 6ème ve akia vao mihanatra an'io ?
Tratrako i Fiffi : "mianatra" fa tsy "mi[size=14px]h[/size]anatra" no fiteny. Sa de diso "frappe" ndray hoe. :-D
mianatra > m/h/n - i - anatra fa tsy m/h/n - i - hanatra
37. Fiffi
(
15/10/2006 22:19)
ary hono hoy aho ? raha hatao passé ange le izy de lasa hoe nihanatra ? :roll:
38. Tokinao
(
15/10/2006 22:37)
Fiffi:
raha hatao passé ange le izy de lasa hoe nihanatra ? :roll:
diso akia zany a : nianatra, mianatra, ary hianatra no fiteny :) .
nianatra > n/m/h - i - anatra
fanazavana :
n / m / h : mari-potoana
i : tovona
anatra : fototeny
39. lapino
(
15/10/2006 22:40)
cutie > ny tovona voa- no anontaniako hoe misy an'izany tokoa ve moa? :D
40. cutie
(
15/10/2006 22:44)
hay :lol::lol::lol:
tsy tadidiko tsony :-D:-D:-D
mety tovona special io :lol::lol::lol:
satria eo alohan;'ny fototeny.
tsy tadidiko tsony :-D:-D:-D
mety tovona special io :lol::lol::lol:
satria eo alohan;'ny fototeny.