Lalao : Ny teny malagasy sy ny aterineto.
68. Tokinao
(
16/10/2006 21:59)
vale:
Tokinao: pisitif be nge le dinikao eh, fa aza de omena tsiny re rehefa mba misy diso e, dia mba hampianaro ary moa fa aza tsikilovina izany zay eee!
Ka tsy natao ifanomezan-tsiny ange ilay izy fa mba lalao hahalanan-javatra fotsiny e :)
Sady za koa anie ka tsy mpampianatra e. Hoy aho tetsy ambony hoe "ity misy lalao "hifanaovantsika" fa tsy hoe lalao "hampanaoviko anareo" akory. izany hoe ny tenako dia mpandray anjara toa antsika rehetra. Izay mahay tsipelina no aoka mba hanazava e.
69. Tokinao
(
16/10/2006 22:08)
vale:
Tokinao a, toléré ny fônetika hoy toi, de mba tolereo kou le "ny" au lieu dé "n'ny" e,..marina fa manome asa saina:lol: ho any :lol: mpamaky le izy fa mba manoratra araka ny fandre azy kou zay koooo,.. kamovavy angamba!:lol::-D:-D:wink:
Ka de aza avela hiasa saina loatra ary 'zahay fa mba kamolahy koa e. :-D
70. vale
(
16/10/2006 22:10)
Tokinao::roll:
.. ka hoe tsikilovy koh, ohatran,ny mpanao ratsy izany izay mandiso @ le hoe tsikilovy!! fa hay moa lalao izany e:°), ka le izy koa ange tsy any @ hatsikana sy lalao e :?
.... ny fiainana fianarana fona m/faty:wink:,ary tsy ny namanao no hifaninananao fa : NY TSARA VITANAO OMALY!!:wink:

71. vale
(
16/10/2006 22:13)
Tokinao: kamolahy:roll:...tsara fa tohizo:lol:, eny fa na dia tsy maika aza!:-P ihihihihi:wink:
72. cutie
(
16/10/2006 22:15)
ny fiainana fianarana fona m/faty,ary tsy ny namanao no hifaninananao fa : NY TSARA VITANAO OMALY!!
manao pub a :lol::lol::lol::lol:
73. vale
(
16/10/2006 22:17)
Tokinao: eny e, rehefa izahay dia tsy hampianatra enao, fa in reo nahitsinao bdbeee ireo? :?,hummm
75. Tokinao
(
16/10/2006 22:19)
[center]ANTSO AVO ! hihihi[/center]
De izay hono zany zareo a : rehefa manoratra hoe n,ny hono i vale de efa haintsika izay ny tiany hotenenina :-D : n'ny. sahirana be hono izy mikaroka an'le faingo miantona, fa le faingo tsotra no mora hitany :-D
De aôna koa ry vale ny manaraka ? Nanahirana mpampianatra mihitsy angamba ry vale itony tany am-pianarana. Mahita "question piège" fônafôna :-D
vale:
... ty ve azo leferina fa tena lavabe marina le "n'ny" e>> n,ny ? (ndray2 io kou no fataoko:)):-*
De izay hono zany zareo a : rehefa manoratra hoe n,ny hono i vale de efa haintsika izay ny tiany hotenenina :-D : n'ny. sahirana be hono izy mikaroka an'le faingo miantona, fa le faingo tsotra no mora hitany :-D
De aôna koa ry vale ny manaraka ? Nanahirana mpampianatra mihitsy angamba ry vale itony tany am-pianarana. Mahita "question piège" fônafôna :-D
76. Tokinao
(
16/10/2006 22:23)
ninih:
:oops: tojkony mba leferina ihany le abreviation fampiasa fa manjary sahirana be ny mpandray anjara refa maika sy tsy mana a fotoana lava anie e! za aloha tena mpmpiasa ireo retra ireo e! indrindra mo ka refa eto @ forum! :wink:
ka azo leferina ange akia ny "abreviation" e :-*
77. Tokinao
(
16/10/2006 22:40)
vale:
Tokinao: eny e, rehefa izahay dia tsy hampianatra enao, fa in reo nahitsinao bdbeee ireo? :?,hummm
:) apetraho ary ze tianao fantarina e ? Fa rehefa tsy haiko kosa de tsy valiako a! :wink:
78. cutie
(
17/10/2006 01:30)
Mpandefa : vale [ Valio ] 17-10-2006 00:19:13
Lohateny : Re : Lalao : Ny teny malagasy sy ny aterineto.
cutie:, (cours arcade ve? hihihihi)
pub t@ radio efa elabe :lol::lol::lol:
79. lapino
(
17/10/2006 09:45)
Ireto fahadisoana ireto ohatra ny matetika hitako, (namana mahafatifaty kely izay no mpanao azy, nefa tsy izy irery)
toa sy tao
- toa : ilazana zavatra tsikaritra
oh: Toa maty ilay voninkazo
- tao : mpisolo toerana
oh: Tao an-dakozia
Foana
foana no izy fa tsy faona
:)
toa sy tao
- toa : ilazana zavatra tsikaritra
oh: Toa maty ilay voninkazo
- tao : mpisolo toerana
oh: Tao an-dakozia
Foana
foana no izy fa tsy faona
:)