Lalao : Ny teny malagasy sy ny aterineto.

101. xxx ( 17/10/2006 18:38)
lapino:

bebe : milaza quantité
betsabetsaka : milaza quantité, zavatra concret ihany
maromaro : milaza quantité, zavatra concret ary azo isaina (dénombrable)


ary ny hoe "bobaka", "bobabobaka", "vitrakiny" sy "vitrakitrakiny" ry lapino ? :-D :-D




102. cutie ( 17/10/2006 18:39)
Mpandefa : Tokinao [ Valio ] 17-10-2006 20:22:42
Lohateny : Re : Lalao : Ny teny malagasy sy ny aterineto.
Hoy i cutie:

ny bebe ngamba ilazana qualite


Tsy dia voatery ho marina kosa zany ry cutie a : raha miteny ve za oe : bebe vola ihany i cutie de midìka ve izany fa tsara qualité ny volanao ? Ra ny fandinihako dia sady afaka ilazàna "qualité" io no afaka ilazana "quantité" koa.

ngamba wa, za nga niteny we marina io :-D:-D:-D
103. cutie ( 17/10/2006 18:39)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 17-10-2006 20:38:30
Lohateny : Re : Lalao : Ny teny malagasy sy ny aterineto.
Hoy i lapino:

bebe : milaza quantité
betsabetsaka : milaza quantité, zavatra concret ihany
maromaro : milaza quantité, zavatra concret ary azo isaina (dénombrable)



ary ny hoe "bobaka", "bobabobaka", "vitrakiny" sy "vitrakitrakiny" ry lapino ?

:-D:-D:-D:-D
104. lapino ( 17/10/2006 18:41)
xxx:
ary ny hoe "bobaka", "bobabobaka", "vitrakiny" sy "vitrakitrakiny" ry lapino ? :-D :-D
Boobs no fantatro, booboo manko e! :wink:
105. pissoa ( 17/10/2006 18:42)
lapino:

Pissoa : betsabetsaka .... :roll:
Kay le! inona angaha no azo tsapain-tanana amin-dry ? :roll::-D:-D:-D

lapino : bebe ... :roll::-D:-D:-D

Ngah izany hoe hevitra azo tsapaina tanana otran'ny mofo ? :roll::-D:-D:-D
106. cutie ( 17/10/2006 18:42)
:-D:-D:-D:-D
107. cutie ( 17/10/2006 18:43)
ilazana toetra zany le bebe e :-D:-D:-D:-D
108. lapino ( 17/10/2006 18:44)
ka raha "betsabetsaka" dia zavatra azo tsapain-tanana ko.

pissoa : betsabetsaka mofo :°):-D:-D:-D
109. cutie ( 17/10/2006 18:45)
reto koa raha hampime :-D:-D:-D:-D
110. pissoa ( 17/10/2006 18:48)
cutie:
ny bebe ngamba ilazana qualite

pissoa:
Tsy azoko ny tianjy tenenina amin'ny hoe qualite bebe

cutie:
za koa tsy mahazo


...

cutie:
ilazana toetra zany le bebe e


Mitovitovy ve ilay hoe qualite sy toetra resahin'i cutie sa tsia ? :roll:
111. cutie ( 17/10/2006 18:49)
ngamba:roll::?:
112. pissoa ( 17/10/2006 18:51)
lapino:

ka raha "betsabetsaka" dia zavatra azo tsapain-tanana ko.

Hihihi - ary tsy azoko le teo ... Neveriko fa nanitsy an'ilay noteneniko oe
pissoa:
Lapino : bebe hevitra an

ilay notenenin'lah hoe
lapino:
Pissoa : betsabetsaka ....

:-D:-D:-D

lapino:
pissoa : betsabetsaka mofo
:-$:-D:-D:-D:-D:-D
113. lapino ( 17/10/2006 18:53)
:wink::-D:-D:-D
114. xxx ( 17/10/2006 19:08)
Ity izao mba nisy teny diso hitako : "lahantsoratra" hoy ilay olona iray izay raha tokony ho "lahatsoratra".
115. Tokinao ( 17/10/2006 23:32)
Misaotra ry xxx a!
Tena lasa tsena be ilay forum zany!Ilaozan'dry zalah sy zavavy mampiady smileys sisa. :)
116. cutie ( 17/10/2006 23:34)
:-D:-D:-D:-D
tm @ zay tokinao :lol::lol::lol:
117. ninih ( 18/10/2006 09:34)
Tokinao: ka tsy sady mi-forum kosa ary ve no mitsiky e! otranao ihany kosa e!
118. Tokinao ( 18/10/2006 20:26)
ninih:

Tokinao: ka tsy sady mi-forum kosa ary ve no mitsiky e! otranao ihany kosa e!

ekany ary e :)

119. Fiffi ( 19/10/2006 05:50)
zah indray aloha de manaraka lesona eto hihihihi
120. Tokinao ( 21/10/2006 22:23)
Fiffi:

zah indray aloha de manaraka lesona eto hihihihi

hihihi
fa ny mahagaga ho'ahy r'zareo de izao a: rehefa karohina le "fautes d'orthographe" de tsy mety hita, fa reefa tsy karohina de ôtran'ny be de be ery :)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3134