Lalao : Ny teny malagasy sy ny aterineto.
42. fasaly
(
16/10/2006 06:07)
ary lay hoe : milatsa ny "a" misolo faingo mihantona! hummmmm
milatsaka ny "ka" misolo fitsipi-panohizana:°) tiko beuh e!:-D:-D
milatsaka ny "ka" misolo fitsipi-panohizana:°) tiko beuh e!:-D:-D
43. vale
(
16/10/2006 09:24)
cutie::lol: cutie, ie marina :lol::lol::lol:;-):-*
va;le 6e ve ?? tsy any @T3 ny de efa mianatra ve?:roll::roll:
44. vale
(
16/10/2006 09:28)
Tokinao: pisitif be nge le dinikao eh, fa aza de omena tsiny re rehefa mba misy diso e, dia mba hampianaro ary moa fa aza tsikilovina izany zay eee!
46. vale
(
16/10/2006 09:31)
Fiffi:12ème aky ah, any @ 12è de efa miana-manoratra kanoooo:lol:, oay, maternelle aza :lol::lol:, tsika mandiso reo zany tokony alefa any @ maternelle :lol::lol::lol::-P:wink:
vale: 6ème ve akia vao mihanatra an'io ?
47. vale
(
16/10/2006 11:56)
Tokinao a, toléré ny fônetika hoy toi, de mba tolereo kou le "ny" au lieu dé "n'ny" e,..marina fa manome asa saina:lol: ho any:lol:mpamaky le izy fa mba manoratra araka ny fandre azy kou zay koooo,.. kamovavy angamba!:lol::-D:-D:wink:
49. booboo
(
16/10/2006 12:08)
Vale > hihihihihihi. aaa kosa e ! manova be ny dikan'ilay fehezanteny ange ireo na ekeko aza hoe phonétique.
Ohatra : Tiako ny hiran'ny Mahaleo tsy mitovy @ hoe Tiako ny hirany Mahaleo = tsy miteny mihitsy ary na ny tsindri-peo rehefa mamaky an'ireo raha roa ireo aza tsy mitovy mihitsy.
Ohatra : Tiako ny hiran'ny Mahaleo tsy mitovy @ hoe Tiako ny hirany Mahaleo = tsy miteny mihitsy ary na ny tsindri-peo rehefa mamaky an'ireo raha roa ireo aza tsy mitovy mihitsy.
50. vale
(
16/10/2006 12:08)
Fiffi::lol: Fiffi: zaza hendry!!:lol: ihihihihi
Tokinao:eka ouzy :)
Marina izany ry Fiffi a! :-* Ny "abreviation" ange "permis" e! Fa ny olona tsy mahay mihitsy izany no tokony mba atoro e. :)
51. vale
(
16/10/2006 12:13)
booboo: hihihihihihi,:-D:-D:°), ...marina aloha izay eh, fa le hakamoana mihintsy :-D:-D:oops::-*
Tokinao a: ao fa hitandrina aza e!:):-*...mbola misy kely:-D:-D... ty ve azo leferina fa tena lavabe marina le n'ny e>> n,ny? (ndray2 io kou no fataoko:)):-*
Tokinao a: ao fa hitandrina aza e!:):-*...mbola misy kely:-D:-D... ty ve azo leferina fa tena lavabe marina le n'ny e>> n,ny? (ndray2 io kou no fataoko:)):-*
53. vale
(
16/10/2006 12:21)
cutie::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D cutie:°)
hay :lol::lol::lol:
tsy tadidiko tsony :-D:-D:-D
mety tovona special io :lol::lol::lol:
satria eo alohan;'ny fototeny.
54. vale
(
16/10/2006 12:25)
cutie: voa-njobory:-$:-$ ve ohatra?:wink: ..:roll: toa sarotra zaraina koa izy izany :lol:,hihihihihihi:oops:
55. ninih
(
16/10/2006 13:53)
:oops: tojkony mba leferina ihany le abreviation fampiasa fa manjary sahirana be ny mpandray anjara refa maika sy tsy mana a fotoana lava anie e! za aloha tena mpmpiasa ireo retra ireo e! indrindra mo ka refa eto @ forum! :wink:
56. cutie
(
16/10/2006 13:56)
Mpandefa : vale [ Valio ] 16-10-2006 14:21:17
Lohateny : Re : Lalao : Ny teny malagasy sy ny aterineto.
Hoy i cutie:
hay
tsy tadidiko tsony
mety tovona special io
satria eo alohan;'ny fototeny.
cutie
aza hihomehezana wa zahay refa tsy mahay :-D:-D:-D:-D
57. cutie
(
16/10/2006 13:57)
vale [ Valio ] 16-10-2006 14:25:26
Lohateny : Re : Lalao : Ny teny malagasy sy ny aterineto.
cutie: voa-njobory ve ohatra? .. toa sarotra zaraina koa izy izany ,hihihihihihi
ka tsy fototeny le njobory-njy io e :-D:-D:-D:-D