Fihaonana Aout 2007 Mahajanga
101. colar
(
01/11/2006 07:50)
efa io alo no daty fa tsy azo ovaina tsony e,afaka manao fotoana alohan io ange na aorina an io zay te hifampiresaka manokana e,ao am planette no rdv mikaly b,na milahatra lasopy eny am 67 oh
103. colar
(
01/11/2006 21:48)
aleo eny am loks behoririka fa za no mampirevy e,mety tsy ahalany 20eu tsika retra ra eny,hahahha
105. fijo
(
01/11/2006 22:54)
aiz ale planette????
cutie tsy hangatsiaka indry rehefa tonga any e.minoa ahy fotsiny
cutie tsy hangatsiaka indry rehefa tonga any e.minoa ahy fotsiny
106. watafon
(
02/11/2006 06:02)
fijo: zany mitsy wa ! :-D:-D:-D eo mbohijatovo lesy le planete an , ao @ "la marquise" taloha !!
cutie: ndry nga mahita an'zany planete zany zao ? :-D:-D:-D, d inona kou moa ze hatsiaka aty mihoatra ny any e!
cutie: ndry nga mahita an'zany planete zany zao ? :-D:-D:-D, d inona kou moa ze hatsiaka aty mihoatra ny any e!
107. sasa
(
02/11/2006 08:04)
watafon ohatra hoe chelet de rose koa mety hi hi hihhi =))=))=))=))=))=))=)) fa tsy hitan'i fijo koa zao io
108. watafon
(
02/11/2006 08:52)
sasa: =))=))=)) io mety hitany k ! efa elaela ihany mantsy izy io ! fa le eny @ arcade no tsy hitany ! :-D:-D:-D:-D:-D
109. mimich
(
02/11/2006 08:59)
sasa, wata> tsy mazava :idea::idea: :-D:-D:-D:-D:-D
sasa, wata> misy resaka kaly ato zany fa za ko anisany , mety amiko foana na planète , na chalet des roses, njinja moa fa le eny am arcade hummmmm, fa le eny am looks ihany no tsy mety amiko, tsy mahadio vilia za raha eny. :-D:-D:-D:-D, mety tsy hiandry roahina akory aza fa lasa ho azy.

110. watafon
(
02/11/2006 09:04)
mimich: =))=))=))=)) inn le tsy mazava ? efa misy jiro kely io fa ampireheto ftsn e! :-D:-D efa haiko k ! hahaha !
colar: efa eo ampefiloha ndray zao lesy no malaza raha resaka louks an ! : "AMPEFILOUKS" efa hitako eto sahady zany fiarahana e!
colar: efa eo ampefiloha ndray zao lesy no malaza raha resaka louks an ! : "AMPEFILOUKS" efa hitako eto sahady zany fiarahana e!
111. cutie
(
02/11/2006 19:00)
cutie: ndry nga mahita an'zany planete zany zao ? , d inona kou moa ze hatsiaka aty mihoatra ny any e!
Fa nahona za no tsy hahita :-D:-D:-D:-D
Mpandefa : sasa [ Valio ] 02-11-2006 09:04:07
Lohateny : Re : Fihaonana Aout 2007 Mahajanga
watafon ohatra hoe chelet de rose koa mety hi hi hihhi fa tsy hitan'i fijo koa zao io
de sakamanga koa :-D:-D:-D:-D:-D
112. cutie
(
02/11/2006 19:01)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 01-11-2006 23:54:08
Lohateny : Re : Fihaonana Aout 2007 Mahajanga
aiz ale planette????
cutie tsy hangatsiaka indry rehefa tonga any e.minoa ahy fotsiny
io ndray le teny minoa ahy fotsiny :-D:-D:-D:-D
113. fijo
(
02/11/2006 22:26)
planette ve le eo ambohijatovo eo akaikin'ny fiandrasana taxi be?
chalet de rose haiko ka.eo akaikin'ny us embassy
fa le arcade io koa misy inona?
chalet de rose haiko ka.eo akaikin'ny us embassy
fa le arcade io koa misy inona?
115. watafon
(
03/11/2006 06:24)
cutie, fijo,:-D:-D:-D hay tena hitanareo marina le planète k ! fa le arcade ndray tsy fisakafoanana fa filalaovana e: billard et karaoke ! :-D:-D
116. mimich
(
03/11/2006 11:53)
wata> samy manana an'ilay arcade eritreretiny koa kay tsika zany:-D:-D:-D:-D, fa nga tsy sakafo no resaka teo ee!!! to lasa billard sy karaoke tampoka. za zao ilay eny am arcade 1 no eritreretiko fa tsy le eny amin'ny 1 , azo ve ilay ankamantatra. de za aza mbola saika hiteny we , de ioo v de tsy ho hitan'i fijo , zavatra efa tamtany gasy io
118. fijo
(
03/11/2006 22:53)
mimich,le mpanao lelaka ve????le mangatsiaka lelafina io an.
za mpakeny anala ,fa ny ahy alina no tena tiako
za mpakeny anala ,fa ny ahy alina no tena tiako
119. watafon
(
04/11/2006 16:01)
mimich : tonga d hain'i fijo le izy k ! :-D:-D:-D
fijo: hazavao fa tsy mazava :idea: :-D:-D:-D
mbaliana : hoavy koa nga njy ?
fijo: hazavao fa tsy mazava :idea: :-D:-D:-D
mbaliana : hoavy koa nga njy ?
120. colar
(
05/11/2006 01:08)
akoho sy crevette eny am RAKALA eny antaninarenina fa eny no mora e,avy eo mivazo b eny analakely,avy eo mijery entana eny am indra,sa efa nihidy,avy eo eldorado,avy eo katsaka any rn1 na ambatofotsy,any mora b fa aty ny katsak 3eu v ranga ny 1,asina mayon sy sira sy ketchup,zany no finanana katsaka aty ,mila ampenarina any antanana wa ty kty,avy eo carting any am rn1,avy eo folpointe sy tamatave,avy eo MATORY MIREVY,hahahhahahhha,ho an zay nahazaka