Fihaonana Aout 2007 Mahajanga

361. melody ( 03/05/2007 22:37)
marina fa mazava ry ratonga sa hasina jiro aloha hanazava lalana?:-D:-D:-D
fijo: tsy ratsy mihintsy k, mampahatsiaro ny fahiny, ngoma za laoul:(
362. fijo ( 04/05/2007 21:14)
kaia ngoma zeny anao viavy ,fa somao fo donia zeny misy nanao.kila olo samby faly amy misy nanazy
363. melody ( 08/05/2007 19:44)
fijo, :-D:-D:-D:-D:-D:-D very zà kity
364. fijo ( 09/05/2007 20:41)
kaia very zeny anao ,fa misy koragna fo tsy lavitry nanao eo
365. melody ( 09/05/2007 21:22)
inou moa io koragna tsy lavitra-kay io?
366. fijo ( 10/05/2007 05:24)
izy ndraiky tsy haiko tsara be,fa zao matoky koragna tsy lavitry heinnn
367. rapala ( 10/05/2007 15:09)
manakory enao mikoragna aminakay e, tsy lavitra iou:wink:
368. melody ( 10/05/2007 20:07)
rapala, slt indry.. taiza fona no tsy hitahita e!!!
fijo:izao mboko ti mivoulagna fa tsy misy oulou afaka mikoragna aminakà
369. fijo ( 10/05/2007 21:50)
kay manano zany anao ,fa misy fo olo afaka mikoragna eo.antsika mboko tsy mandeha raiky fa mila namana fo ,ke kaza malahelo fa jereo justa ankilanao ,fa misy vonony hikoragna eo
370. melody ( 11/05/2007 14:35)
fijo: iza? mila mitandrina mboko mikoragana amanoul tsy haintegna, manjary misy 'gera'fo:-D:-D
371. fijo ( 11/05/2007 21:10)
ahannnn ataovy tsaratsara korana fa mandeha hoazy la vie
372. melody ( 11/05/2007 21:20)
hihihihi
marina izany babako o!:-D:-D:-D:-D
373. fijo ( 15/05/2007 21:57)
zao kony tsy mavandy heinn
374. melody ( 16/05/2007 20:46)
:-D:-D:-*
375. fijo ( 16/05/2007 21:33)
eka drako ôo^^o
376. melody ( 18/05/2007 22:45)
lasa eka indray anga izy ity ry fijo fa tsy ewa:wink:
377. fijo ( 23/05/2007 22:54)
eka io ny ao antsohihy no mampiasa azy ary miaraka amin'io drako io ka
na koa hoe eka baba eeeee
378. melody ( 24/05/2007 20:37)
zà manko gaga, hay ve antsohihy no mpanao eka.. zà mbola tsy tany, aiza moa io?:oops:
drako koa izany antsohihy ihany koa, dia inona no dikany?:)
379. fijo ( 29/05/2007 22:12)
antsohihy lalana mankany diego ka.
le drako hoatriny hoe havana no dikany.
eka drako ô=eka havako e
380. melody ( 30/05/2007 22:58)
novainareo tampoka tao ilay 'lingo'dia very ity 'drakonao' ity e!:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5322