Fihaonana Aout 2007 Mahajanga

341. ratonga ( 01/05/2007 20:14)
inn jay ary ty resak'adalan'i melody ty leretsy é!:wink:
ngà tsy resaka djangil izy ty klé:-D:-D:-D
342. melody ( 01/05/2007 20:56)
:-D:-D:-Dtena tsy nifankahazo ilay resaka kity, inn ary ity lazainy ratonga ity indray?
343. fijo ( 01/05/2007 21:01)
kalma nareo magnafo fa ,korana mandeha eee;amboary zeny tsy mety fa mila misosa malo eto
344. melody ( 01/05/2007 21:10)
kalma fôna nay babako o :-D:-D:-D
345. ratonga ( 01/05/2007 21:30)
melody: dry ty mampi=))=))=)), ra hijery toi efa ao lé izy:wink:
346. melody ( 01/05/2007 21:35)
ok, hay tadidy ihany noheveriko fa tena very zà:wink:
347. ratonga ( 02/05/2007 16:04)
melody::*:*:*
348. melody ( 02/05/2007 18:13)
telo fotsiny ve mba foin-twa?:-D:-D:-D, izaho mahafoy bdb:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:-D:-D:-D
349. ratonga ( 02/05/2007 19:44)
ka tsy omby eto ra izay rehetra heritreretina tsinn:-D:-D:-D
350. melody ( 02/05/2007 20:08)
nga bdb ilay eritreretina?:lol::lol:
351. ratonga ( 02/05/2007 20:53)
bobakabeuuuh:-D:-D:-D
352. melody ( 02/05/2007 21:48)
zarao ary e, maivana ny entana @ izay=))
353. fijo ( 02/05/2007 21:52)
zayyyyy kara io tsara fa tsy mifagnolana
354. melody ( 02/05/2007 21:58)
mifagnolana manakory moua fijo?
355. fijo ( 02/05/2007 22:29)
ke nareo mboko tambony teo karaha tsy nilaminy zeny,ke zay ndro nivolagnako fa mila kalma tsika
356. melody ( 03/05/2007 10:58)
zahay mboko kalama fogna, milamy fogna raha io:wink:
357. ratonga ( 03/05/2007 19:40)
:roll::roll::roll:
358. melody ( 03/05/2007 20:03)
maninona ratonga, tandremo so marary maso eo:-D:-D
359. fijo ( 03/05/2007 22:12)
ratonga e;karaha masona ndro nisoma magnafo???ambilao zeny fa koragna ataova
360. ratonga ( 03/05/2007 22:13)
zay vô mazava ka:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1449