Fihaonana Aout 2007 Mahajanga

1. Angie ( 26/09/2006 09:36)

Nataoko mitokana mihintsy ity ho an'ireo namana avy aty ivelany la mikasa ny hanatrika io fihaonana Aout 2007 io toa ahy.

Araky ny progs efa vitan'ireo namana mpikarakara any an.toerana zany dia toy izao no tapaka:
"- Vacance août 2007 : semaine du 13 au 19 août 2007
Io zany ilay herinandro natao hiharahana any amoron dranomasina ho antsika namana rehetra ary defa nalefa aloha be izy ity mba hahafahan ny be sy ny bobaka mihomana.Ny fandehan izy io dia toy izao :
Toerana : Mahajanga
Fotoana laniana any : herinandro
Ny sarampitanterana + fiantranoana + sakafo
frais de transport + hébergement + sakafo dia eo amin ny 20 000 ariary isaky ny olona iray eo na 400 000 fmg/pers rah tsy misondrotra ny frais.
Efa tomobana ary efa vita omana ny fandraisna any eo amin ny lafiny trano sy ny logistique mikasika ny sakafo;fatoriana sns...
...Ho antsika namana rehetra tsy anakanavaka ity fihaoana ity ary raisina ampanajana ihany koa ireo namana avy any ampitan dranomasina raha mandalo eto ka hiaraka hanao ny hetsika miaraka amitsika eto Dago satria namana serasera iray ihany iska rehetra e"

Sao mba afaka manao miara-mirona isika rehetra avy aty? Ohatra iray avion, na au moins mba manao zavatra entintsika hanohanana io fihaonana io @ lafiny maro samihafa.
Izaho manokana alou dia aleoko lavitra debut Aout lay fihaonana saingy akory atao mou fa efa io no tapaka. Hihezaka ny ho avy ampitiavana be.



novalian'i melody ny 30/05/2007 22:58
2. Angie ( 26/09/2006 09:43)

fanontaniana kely ho an'i mpikarakara:

- Afaka tonga manomboka alarobia ve ny tenanay? (antony: mety 10 jrs fotsiny ohatra zahay no any Dago mety sarotra be @ fiankams ny hanao une semaine any)
- Aiza any Mahajanga kay lay toerana hipetrahana ary aiza koa ilay plage tsara? Mba tena liana ny tenanay.
- Afaka mi-organiser soirée Serasera ve ny Vendredi manifika na Samedi jolie. Afaka atao cabaret io na we dj, na koa tena artiste e.
- Fiaraha mivavaka tsy hadino ny alahady mou o

Tena efa any ny tongotro ilany.

:-*

Dia manasa ny namana rehetra aty ampita mba hiomana dieny zao zay afaka e. Mety mbola aloha loatra @ reservation na izany aza.

3. booboo ( 26/09/2006 10:39)
Efa miomana ô.
4. rhaingo ( 26/09/2006 11:29)
Angie:
20 000 ariary isaky ny olona iray eo na 400 000 fmg/pers
20 000 ariary sa 400 000 fmg samy hafa be ireo Misaotra
5. Samoana ( 26/09/2006 13:41)
Angie:


Sao mba afaka manao miara-mirona isika rehetra avy aty? Ohatra iray avion



Tsy ratsy indray io pré-fihaonana anaty avion io ! Saingy mety ho bedin'ny sôfera-piaramanidina isika raha maro be tabataba kouh !!:D
6. Fanja1 ( 26/09/2006 13:49)
raha mandeha par groupe de mety mahazo prix kou :-*
7. mimich ( 26/09/2006 13:57)
rhaingo:

Angie:
20 000 ariary isaky ny olona iray eo na 400 000 fmg/pers
20 000 ariary sa 400 000 fmg samy hafa be ireo Misaotra



tena marina fa misy diso io ka !!! ilay mpanoratra azy taruy ambadiko no nandiso de efa nahitsy ilay izy tany.

400 000 fmg na 80 000 Ariary no izy
8. fijo ( 26/09/2006 19:29)
angie an,ny avy aty frantsa dia hafaka miaraka,fa ianareo avy ao atsimo ao ve hafaka hanantona anay aty?ny avion broussenay mantsy tsy mandray olona ao atsimo ao,ka izay no olana.
9. colar ( 26/09/2006 21:15)
za ande lakana ka, fa amzany alo mety efa misondrotra b ny fiainana a,mety tsy io prix io nntsony,milay zany e, ho avy za ra misy spons ,hahah
10. fijo ( 26/09/2006 21:56)
tongava letsy de any mikiakiaka be an.de entina avy aty ny glita,sady za hianatra mantsy
11. sasa ( 27/09/2006 05:01)
colar manao demande de sponsoring fa betsaka ny hanampy anao :-D:-D:-D:-D:-D
12. Angie ( 27/09/2006 17:37)

Ka ny tena hevitra dia lay voyage de groupe alou e raha possible.
Zahay afaka mandray avion any France kou, satria mitovy ihany aminay na any na aty satria eto @ nay tsy misy vol direct.

13. Angie ( 27/09/2006 17:46)

Fijo> mba anontanio dieny zao sao mba misy azo atao @ lay voyage de groupe any @ nareo any e
14. fasaly ( 27/09/2006 19:55)
mba himakomana ihany kou zahay e!:wink:
15. colar ( 27/09/2006 20:44)
defa ataovy ny rakitra ho an colar fa ho avy izy e,hahhhahahhha,tsssss sao tsy tafa eontsony kle,hihih
16. fijo ( 27/09/2006 21:32)
angie an,ndao ary homanina izay azo atao e.
-tokony milaza izany izay tena sura fa handeha.
-dia homanina hoe inona no daty mety amintsika.(alohan'ny 10 aogositra)
-corsaire no resahana fa io mora.
de hita eo ny hanaovana ny fiaraha mandeha.
17. mimich ( 28/09/2006 05:55)
angie, fijo sns, > tsara be ilay hevitra fa tanteraho eee
Miandry aty izahay eeee.
18. booboo ( 28/09/2006 06:32)
Ho an'izay hikarakara ilay raha nolazain'i Fijo sy Angie io, afaka lazaina ve rahoviana ny daty farany ahafahana milaza ny fahafahan'ny tsirairay ?
19. cutie ( 28/09/2006 13:52)
Efa any Dago za @ io fa de any mifankahita e :lol::lol::lol::lol::lol:
20. dailynews ( 28/09/2006 15:18)
hody angaha i cutie sa hanao vakansy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5658