Fihaonana Aout 2007 Mahajanga
41. glou
(
04/10/2006 14:47)
salut daolo indray, raha ny momba ny organisation ny fandehanana any mahajanga aloha h@ izao dia efa hita hita daolo na ny transport na ny toerana amantanana ary ny plage azo aleha; ny transport dia refa akaiky ny fotoana vao confirmena satria mbola tsy fantatra ny isan' ny olona tena andeha, efa misy namana eto @ serasera manao transport mankany manko ka mino aho fa tsy dia probleme iny , raha ny amantanana indray dia efa misy olona fantatra manana pension de famille sady tsy tena lafo moa ao tsara na ny fahadiovana na ny resaka sanitaire ,fa io kosa dia mila comfirmena 2 mois d'avance ka mila fantatra avant an' io ny tena isatsika, raha ny resaka plage indray dia misy azo isafidianana fa saingy lavidavitra ny ville 15 a 17 km ka io miankina @ organisation tsika ny fandehanana any misy ny atao hoe petite plage un peu calme tsy dia be olona refa periode des vac , ary grand pavoie be olona fa saingy madio ihany aloha moa misy mivarotra izay ilaina rehetra eny @ plage ary farany raha mankeny katsepy dia mandeha bacc pendant 2 heures fa saingy plage desert be ny any moa misy fadifady fa raha mahatandrina dia mety , izay angamba fa raha mila fanazavana fanampiny dia lazao eto ihany dia valiana araky izay azo atao , :wink::wink:
42. fijo
(
05/10/2006 09:51)
angie ,efa tany amin'ny corsaire aho,fa raha mahatratra 20 isika dia mahazo prix de groupe;ka ilaina hofantatra aloha izany.decembre hono vao hay ny frais aout 2007.
glou any katsepy milay ka(raha tsy miakatra betsiboka,fa raha miakatra io,dia mena be ny rano),aza matahotra fa raha any mahajanga indray dia tsy hovery isika,
glou any katsepy milay ka(raha tsy miakatra betsiboka,fa raha miakatra io,dia mena be ny rano),aza matahotra fa raha any mahajanga indray dia tsy hovery isika,
43. booboo
(
05/10/2006 10:18)
fijo > raha manao io raha iraika io ve dia tsy maintsy mitovy aby ny daty hiverenana ? Dia rahoviana no farany tokony hilazana amin'ingahy izay tena handeha tokoa ?
44. fijo
(
05/10/2006 21:08)
mbola hoanontaniako mihintsy tokoa io resaka daty fodiana io,dia hilazako eto ihany nareo.
45. colar
(
06/10/2006 05:07)
f aona alo ny surprise,tsisy zany v,tsy maintsy misoratra anarana aiza,za matsy nefa t hanao surprise,hahahhahh
46. mimich
(
06/10/2006 06:39)
glou> tsy adin 2 zany kos ny mankeny katsepy fa 45 mn eee!!! hihihi fanitsiana kely fotsiny io an!!de misy lerany ny fitàna (maraina am 6h 30 de midi de am am 15h angamba )
sady tsy miakatra ny rano am zany mois d'aout zany en general
tsy azo itondrana voanjo, voanjobory , tsy azo anasana vilany (ny ranomasina itàna io an hihih) , zay aloha no fantatro momba ny fadin'ny katsepy eeee
Ataoko angamba fa tsy misy ny olana ny fandehanana eny rehefa vonona amin'ny dépenses rehetra ny tsi-1-1
sady tsy miakatra ny rano am zany mois d'aout zany en general
tsy azo itondrana voanjo, voanjobory , tsy azo anasana vilany (ny ranomasina itàna io an hihih) , zay aloha no fantatro momba ny fadin'ny katsepy eeee
Ataoko angamba fa tsy misy ny olana ny fandehanana eny rehefa vonona amin'ny dépenses rehetra ny tsi-1-1
47. booboo
(
06/10/2006 16:36)
Ataoko angamba fa tsy misy ny olana ny fandehanana eny rehefa vonona amin'ny dépenses rehetra ny tsi-1-1
mimich > ny frais de transport mandroso sy miverina Antananarivo-Mahajanga ihany zany no tafiditra @ ilay " frais de transport " voalaza @ saran-dasy ? dia raha misy déplacements hafa (tahaka io ohatra hoe Katsepy io) dia samy miantoka ny tsirairay ? sa akory fa tsy azoko tsara :oops:.
48. colar
(
06/10/2006 17:37)
autodidaka fona no milay e,ny sasany v t hisotro coco ny sasany dite d aona zany,hahahhahah,ny sasany t hande boite ny sasany t hatory,tsy ary hitovy wa io revy io,ra za alo no tonga any an,defa miomana zay hiaraka amiko fa revy hafa mintsy a, vazo b,dite b,boite b,tennis b,billard b,coco b,efa itako daol ny trasy ale am reo, saingy indrisy mantsy fa to revingadra fotsiny ny ana zany kty,hahahhahahah,mazotoa daol e, aza hadino ny midinika fa za eto midinika eto fona e,manome sopapa
49. sasa
(
09/10/2006 05:06)
booboo le 400000fmg io an! Frais de transport aller retour Tana-Majunga, ary ny hebergement sy ny sakafo fa raha misy programme miforona hafa ohatra hoe katsepy d mbola miantoka ny tsirairay, izay hoe tsy maintsy mitondra vola surplus izany.
50. mimich
(
09/10/2006 06:21)
booboo> araka io efa voalaza n'i sasa io : frais a/r m/ga-tanà +hebergement + sakafo ilay 400 000 fmg (ampahatsiahiviko kely fotsiny fa 125 000 fmg ny frais m/ga , zany we 250 000 fmg a/r ny minibus aloha io an, fa ny car mety latsaka kely am io), araka ny voalaza teo aloha dia misy namana sera2 manana fiara mitatitra m/ga-tanà , dia mbola hifampiresahana aminy io sy ny dplct local. dia izay koa ny mahatonga ilay hoe tsara raha mba fantatra farafahakeliny 2 volana mialoha ny isan'izay tena handeha hahamora ny fandaminana.
51. fijo
(
10/10/2006 22:34)
izay fa samia miomana tsara ,dia mifanome vaovao eto foana e.raha misy fanontaniana,dia izao dia apetrao fa tsy andrasana volana jolay.
52. Angie
(
11/10/2006 09:22)
Za alou dia efa ao anaty lisitra e, raha sitrapon'i Tompo dia efa any efa ela @ io.
fijo> mety io resaka groupe io fa lay retour marina no mila fantarina. raha samy afaka maka 20 jrs na minimum 15 jrs dia tena milay...
53. fijo
(
11/10/2006 20:34)
za aloha 20 j izany tsy ampy ahy e.za iray volana no any,fa dia jereko eo ihany dia ita raha hiaraka ihany na ahoana.
54. colar
(
14/10/2006 10:10)
za njay am io hiantso kil ho eto roma,hahahhahha,mety milay ko zany an,defa alefaso ny reservation dieny zao e,ra vo tsy mankany za defa ho avy ny annonce njay e,defa miomana dieny zao ozy dedesse
56. cutie
(
16/10/2006 14:39)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 11-10-2006 22:34:45
Lohateny : Re : Fihaonana Aout 2007 Mahajanga
za aloha 20 j izany tsy ampy ahy e.za iray volana no any,fa dia jereko eo ihany dia ita raha hiaraka ihany na ahoana.
ny ahy koa tsy ampy zany , ny ahy 3 mois any ho any :lol::lol:
57. colar
(
18/10/2006 18:25)
ny ahy ko tsy ampy ana ra tsy any daol ny sipa ty vazo retra,za alo tsy ho any e,fa anaraka akaiky n revy any de manao revy milay ko,hahhahaha,fa tsy hay ko nefa we mety tonga iany ko,ra mitovy ny revy,dite ihany no ady eo e,zay tsy mirevy dite tokony tsy mankany,hahahhahahah,eo atsika mahita izy,aoeee
58. fijo
(
18/10/2006 22:06)
tongava letsy fa fa sady ny toaka gasy anie hono efa azo handefasana fiara e.asa izay ampiasana azy aloha na ny mpamily na ny fiara