Fihaonana Aout 2007 Mahajanga

81. watafon ( 24/10/2006 11:09)
Fiffi: njy ngah tsy hoavy ?
82. Fiffi ( 24/10/2006 17:13)
83. cutie ( 24/10/2006 18:45)
fa manin:cry:
84. colar ( 24/10/2006 20:33)
mbola misy pro hafa zany ko
85. vale ( 24/10/2006 21:21)
cutie: tena kôzy ve ky nenjy io?:D za kou manko ho any dago @ io de aleko atao mitontona @ io date io zany de mba mahita anjy kou:D:*:*:*
86. cutie ( 24/10/2006 21:30)
tena kozy wa:lol::lol::lol:
87. watafon ( 25/10/2006 07:28)
d mbola wééé kou fa hoavy kou zany vale e! :-*:-*
fiffi: mahazo congé njy amin'io e!
88. Fiffi ( 25/10/2006 08:57)
:oops::oops::oops: tena diso zah an! hay ve mbola @ 2007 eh !!!! anjekaky ooo :{:{:{ noheveriko fa le @ sabotsy zao ange io eh! :oops::oops:
Raha izany de hummmmm !! raikitra zany io satria tsy ho Juillet fotsiny ny congé halaiko fa Août de mety hihihihihi :)
89. vale ( 25/10/2006 16:21)
cutie: :D hay ve eh:wink:
wata: :D:-*:-*:-*
Fiffi: ohatra ny hitako sahady ny ambiansy @ io:D
90. cutie ( 25/10/2006 19:25)
Mpandefa : vale [ Valio ] 25-10-2006 18:21:37
Lohateny : Re : Fihaonana Aout 2007 Mahajanga
cutie: hay ve eh

any mifankahita e , raha tsy misy ny sampona :lol:
91. fijo ( 25/10/2006 22:41)
de manantena ny ahita an'i cutie sy vale izany aho an.
92. cutie ( 25/10/2006 23:28)
ie :lol::lol::lol::lol:
93. watafon ( 26/10/2006 09:52)
cutie: raha tsy misy ny sampona marina an ! :wink:
94. cutie ( 26/10/2006 09:56)
tsy voatery we @ io fihaonan'ny namana io koa ange no afaka mihaona e :lol::lol::lol:
95. vale ( 26/10/2006 13:47)
cutie: ndry ty hoà an! ihihihi!!
watafon, fijo: aleo hanaraka an'i cutie koa za; raha tsy misy ny sampona:^)hihihi:wink:
96. cutie ( 26/10/2006 14:28)
vale manin:roll::roll::roll:
ahiako hisy sampona manko @aout io e :-D:-D:-D
Fa za tsy maintsy any fa tsy sur @ volana fotsiny.
between juillet, aout , sept , oct , nov :lol::lol:
97. fijo ( 26/10/2006 22:10)
cutie an sao between january ,febroary mars avrily mai juna julay septembre octobre novembre decembre aza,manahy aho kle
98. cutie ( 27/10/2006 00:10)
:-D:-D:-D:-D:-D fijo
reo efa nolazaiko reo e :-D:-D:-D:-D:-D
99. watafon ( 28/10/2006 17:05)
cutie: rehefa tonga aty d zay no zava-dehibe e! fa aout no tsara indrindra akia an !:-D
100. cutie ( 28/10/2006 17:46)
Fa manin no aout, mangatsiaka be ange @ zany e :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1792