Fihaonana Aout 2007 Mahajanga

121. mbaliana ( 07/11/2006 19:29)
watafon raha sitrapon'i Avo e ho hita eo ihany fa tsy mi promettre
122. fijo ( 07/11/2006 23:03)
wata,ry mimich mantsy tia lelaka glace ka izay ny azy ny arcade tiany
123. cutie ( 08/11/2006 00:36)
:-D:-D:-D:-D:-D
124. watafon ( 08/11/2006 07:02)
fijo: :-D:-D:-D
colar: masaka mihitsy zany pgm là zany an!
mbaliana: miandry e!
125. mimich ( 08/11/2006 13:29)
wata> ka i fijo anie raha vao resaka kaly zany tsy mitsoaka mihitsy ee, de zany no ahafantarany ilay eny am arcade ilany
fijo>:-D:-D:-D (efa henonao ve ilay hoe" ohatrinonana ny kileladelaka? , averina va ny kaopy???), i wata zao oh efa namerina kaopy tamin'izy nihinana kileladelaka ndray mandeha zay , sa tsy zany wata:-D:-D:-D:-D:-D
126. watafon ( 08/11/2006 13:53)
mimich: hihihi! tsy tadidiko zany ! :-D:-D:-D
127. fijo ( 08/11/2006 21:53)
mimich tsy mbola arako izany ka
128. mbaliana ( 09/11/2006 02:52)
kileladelak zany ve glasy e? sa inn?
129. watafon ( 09/11/2006 08:51)
mbaliana: zany mihitsy akia an ! :-D:-D:-D
130. mimich ( 09/11/2006 08:55)
mbaliana> ie gilasy ilay kileladelaka, de ilay cornet no kaopy anontaniana we averina ve.
ka nisy oll hono avy any atsimotsimo tany niakatra an-drenivohitra . Mafana moa ny andro tamin'izay ka dia be ny oll nihinana gilasy. Variana izy mijery ny manodidina azy toa mihinana zavatar hafahafa a; min'izay indray ity fomba fihinana azy toa tsy tsakoana oh ny mofo na tsetsafina toy ny bonbon fa lelafina. Amin'izay indray ity fonony , toa misy mihinana misy tsy mihinina fa mamerina (ilay atao ao anaty fanariam-pako io averina io an).Teo de nieritreritra izy hoe nde mba hanandrana hihinanna ilay zavatra tsy fantatra anarana ity aho. Ny anarany moa izany tsy fantany fa ny fomba fihinana azy no nilazany azy, dia hoy izy hoe : ohatrinona ny kileladelaka???? , de amin'ny hoe tokony hampiasa fahalalam-pomba ny amin'ilay ivelany na tokony haverina na tsia de nametra-panontaniana izy we " averina va ny kaopy"; de izay ilay tantara
131. fijo ( 09/11/2006 22:28)
mbaliana indray ve no tsy ahalala kilelaka e
132. watafon ( 10/11/2006 17:13)
:-D:-D:-D
fijo: efa hitanlà nileladelaka angah i mbaliana io lesy ? :-D:-D:-D
133. mbaliana ( 10/11/2006 18:34)
mimich misaotra akia fa nazava iny a...
watafon & fijo
way tena mileladelaka be mihitsy za .. anga tsy hainareo roalahy fa aty aminay aty no tena misy ny fileladelahana malaza eto antany... zany hoe ny anarany fotriny no tsy mitovy... anontanio zay rehetra taty italie fa nasainay nileladelaka daholo ...tamàna wa ry zalah =))=))=))
134. colar ( 10/11/2006 20:01)
fa ny glasy ao am pavillon analakely ko alo milay e, hilaharana ko ny ao refa mafana, ho an zay avy any andafy d mba mandehana ao fa milay b ao,otran le any risorsimento mintsy zany an,sady mora,tsy otran honey sy blanche n,ho entiko ao daol nareo e,mbola za ihany no mampirevy hahahhahhahha
135. fijo ( 10/11/2006 22:09)
wata mahay io ka
136. mbaliana ( 10/11/2006 22:29)
fijo presk specialiste..
137. watafon ( 11/11/2006 07:13)
mbaliana : hummmm!hay v e! :-D:-D:-D:-D
colar: ok fa d miandry anareo zany e! hahaha !
138. mbaliana ( 11/11/2006 15:43)
watafon hihiihi kileladelaka io koa :wink::wink:
139. watafon ( 12/11/2006 17:35)
mbaliana za v moa akia nahalala !:-D:-D:-D
140. mimich ( 13/11/2006 05:39)
hay ve mbola mitohy foana ny resaka kileladelaka ato zany ee. ary mitatra.

colar> hummmmm , na mangatsiaka aza ny andro am zay de miandry foana zany zay eee.

wata> de ho hitan'i colar am zay le oll tendan-gilasy eee.:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2812