Fihaonana Aout 2007 Mahajanga

161. watafon ( 18/11/2006 09:57)
:-D:-D:-D zay ny anlà fa nitsoaka anie izy e!
162. colar ( 19/11/2006 21:47)
fmg v sa eurro le resaka e
163. watafon ( 20/11/2006 10:05)
Ariary k ! :-D
164. mbaliana ( 20/11/2006 11:18)
Za mi-payer-na amin'ny euro ihany ka, zay ihany no ananako.. tsy haihay ity alina alina ity :-w:-w:-w
165. watafon ( 20/11/2006 19:29)
:-D:-D:-D d ôtrinn ary e?
166. mbaliana ( 20/11/2006 20:29)
za koa mba manontany koa.. fa iza no tena tompon'andraikitra e? 8-)8-)8-)
167. sasa ( 21/11/2006 11:29)
Ralay:

:lol:Tena mba misy fanontaniana manitikitika ny saiko kely ity: Azo atao ve ny mandeha @ io pour 2 na 3jours fa tsy herinandro?. Dia ohatrinona ny fandraisana anjara @ fatoriana sy ny sakafo @ zany ho an'ny olondehibe sy ho an'ny ankizy. Misaotra mialoha. :lol:

za moa izany no tonga voalohany ato d valiako le izy
azo atao tsara mintsy, afaka mandé amin'io foana ianao,fa le fandraisana anjara aloha tsy mbola voavaliko androany fa tsy maintsy dinihana fa raha hiaraka depart amin'ny besinimaro d tsy maintsy mandoa frais allé aloha, raha hiverina mialoha izany d mijanona any aminao ny frais retour, ny sakafo sy ny trano indray d miankina amin'ny jour hijanonanao any ka io tsy mbola voafaritra mazava fa ampitaina miandalana eto ihany, satria mety ho betsaka mantsy ny namana hanana cas toa anao.
168. sasa ( 21/11/2006 11:30)
mbalina Fmg hi hihihihi hi zay tsy mahay euro izany lol
169. mbaliana ( 21/11/2006 21:22)
sasa ataovy fmg zany akia fa ny alina alina zany tsy hampande anay mihitsy :?:?
170. fijo ( 21/11/2006 22:20)
mbaliana an,azo atao alina eros anie e.
ralay an,asa soa letsy e.alohavo le 70€ fa tsy olana io e.heritrereto hoe nandoa autoroute vichy elahy e
171. mimich ( 22/11/2006 05:33)
euros, alina , fmg , efa tara train efa ela za zany!!!!
172. Ralay ( 22/11/2006 09:49)
fijo: ô lety e! zah anie letsy ka tsy seul fa famille nombreuse koa tsy ho lasa 4ams ve @zany kle :lol:
173. watafon ( 22/11/2006 10:26)
Ralay, aiza koa e! hahaha!
mbaliana ::-D:-D
174. sasa ( 22/11/2006 10:32)
ralay aiza kosa e! hi hihihih mampmé be le hoe 4ams=))=))
175. mbaliana ( 22/11/2006 11:01)
fijo> alina éros??.. vola aiza zany no miasa? tsy manana an'izany za koa...
mimich> dia tara train koa akia za.. aleo mijery train mandalo zany koa :-D:-D
176. mimich ( 24/11/2006 08:24)
ko ry fijo aza ity efa mamorona anaram-bola vao2 hafa koo , tena tara aky ry mbaliana ah!!
177. watafon ( 24/11/2006 15:50)
tara amin'iza nareo roa kay ? :-D:-D:-D
178. mbaliana ( 24/11/2006 19:50)
wata tara train e...tsy mahalala ze vola miasa amin'io fitsangatsaganana io koa...:roll::roll:
179. fijo ( 24/11/2006 22:20)
aza tara izany fa ndao hiaraka amiko e
ralay an,ka ny zaza tsy mandoa anie e
180. colar ( 24/11/2006 22:30)
fa to ny revingadra sahady alo no mande e,le pro to tsy d misy resaka,ny vola ho laniana,ny trano hatorina aiza,sao d trano b moka b,sns e,zay mila zavatra milay an,hhaaahhahhaha,lasa za mirevy seul ra vo fopla ny orga eo an,hahahahhaha,laingako zany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2153