Fihaonana Aout 2007 Mahajanga
221. mbaliana
(
06/12/2006 12:30)
watafon> ka za malahelo raha vao tsy miombona-nareo koa... miombona wa nareo fa aza rarahina zany sekre zany...
fijo sy mamzely mazotoa amin'ny alina alina ao foana e .. mba ataovy hita amin'ny atoandro nefa manjary tsy mifankaheno intsony isika :-D:-D
fijo sy mamzely mazotoa amin'ny alina alina ao foana e .. mba ataovy hita amin'ny atoandro nefa manjary tsy mifankaheno intsony isika :-D:-D
222. mimich
(
06/12/2006 15:51)
mbaliana> efa mimbona ka!!! izy aza efa nilazana le sekre :-*:-*:-*:-*
fijo> nga moa tsy tokony harovana izy io no entinao am alina any , ko raha misy manao sinto-mahery dia ahoana
fijo> nga moa tsy tokony harovana izy io no entinao am alina any , ko raha misy manao sinto-mahery dia ahoana
224. fijo
(
06/12/2006 22:01)
za koa tsy mahalal aka;
mimich an,ka za no miaro azy ko.avy dia afeniko mihintsy
mimich an,ka za no miaro azy ko.avy dia afeniko mihintsy
225. sasa
(
07/12/2006 05:47)
2 izany ianareo no tsy mahalalala :-D:-D:-D
fijo aza entina am alina i mamzely fa bediko elah an!
mimich :-*:-*:-*:-*:-*
fijo aza entina am alina i mamzely fa bediko elah an!
mimich :-*:-*:-*:-*:-*
227. mbaliana
(
07/12/2006 21:13)
fahasalamana daholo zany rehefa tsemboka izy .. tsy misy mahamenatra....:lol::lol:
231. colar
(
08/12/2006 21:56)
ento lesy mbaliana ho any dago ra fijo fa ela b ange izy io tsy tany e,sady mangataka any ela am zay,hahahahhh,sa aona ry mbaliana,hihiihi
232. mbaliana
(
08/12/2006 23:49)
colar> za raha te hande dia mande any...tsy mila mpitondra fa efa ampy taona.. tongako rery koa io ka
233. mbaliana
(
08/12/2006 23:52)
fijo> rehefa tiana hangatsiatsiaka dia ampandroina sady le kopakopaka koa ange vao maika mampiseho be an'le affection ho an'le olona .. kamo be tenda hozy i mimich zay
234. watafon
(
09/12/2006 19:24)
mbaliana : tongava mitsy aty d lazaiko le sekre e!:-*
fijo: k mety ho tsemboka koa anie raha izao mafana b zao na @ alina aza e !:-D:-D
sasa, mimich : isika moa efa niombona รด ? :-:-*:-* :-D:-D
fijo: k mety ho tsemboka koa anie raha izao mafana b zao na @ alina aza e !:-D:-D
sasa, mimich : isika moa efa niombona รด ? :-:-*:-* :-D:-D
236. mbaliana
(
11/12/2006 19:10)
watafon> bitsibitsiho amiko eto fa tsy atao henon'ny hafa e
fijo be resaka fa tsy mahavita na inona na inona =))=))
za tsy nahita hoe niombona nareo .. tantarao eto hoe ahona no niombonanareo ?:-w:-w:-w
fijo be resaka fa tsy mahavita na inona na inona =))=))
za tsy nahita hoe niombona nareo .. tantarao eto hoe ahona no niombonanareo ?:-w:-w:-w
237. fijo
(
12/12/2006 21:02)
colar an,izay letsy tsy mety hoentina ,fa aleo hovery any an.
wata ,raha tsemboka homeko sirop ka
wata ,raha tsemboka homeko sirop ka
239. fijo
(
13/12/2006 05:43)
za tsy mety very raha any ka.na mikipy aza ny maosko itako foana ny aleha
240. mbaliana
(
13/12/2006 19:45)
iza no matokitoky an'izany mety misy fiovana kely foana mantsy ny toerana...nisy arabe tampoka na trano niorina tampoka ecc...