Fihaonana Aout 2007 Mahajanga

241. watafon ( 13/12/2006 20:42)
mbaliana: pssstttt : henondry v ? :-D:-D:-D:-D
242. fijo ( 13/12/2006 20:57)
na misy inona niorina tampoka aza itako foana e
243. mbaliana ( 13/12/2006 22:23)
watafon soa fa nisy anao fa raha tsy zany very raha i fijo no andrasana :-D:-D:-D
244. colar ( 14/12/2006 06:24)
zaraina 2 ny revy am io,zay mitaiza d matory,zay mpirevy dite d lasa zao ,zay tsy manana sipa miresaka mangina,zay somary hangalatra kely d maka sisiny kely,avy eo samy mody fanina,inn ko,eny am maskita fona no kaly hariva,eny am kimho fona no kaly maraina,feu de camp mandramaraina,tokony mijery toerana azo hivazavazana tsara am io an,zany ry zareo staff a,
245. fijo ( 14/12/2006 22:12)
mbaliana an,minonoa ahy fotsiny wa
revy izany ra colar
246. mbaliana ( 15/12/2006 11:23)
io ndray raminono... mbola tsy nahazo nono foana ve ianao e =))=))=))
247. fijo ( 15/12/2006 22:13)
mbola mila mpinono ka
248. mbaliana ( 16/12/2006 21:02)
fa anga wa ianao manana nono?
249. watafon ( 18/12/2006 07:26)
mbaliana: :-* aza mapme wa fa tsss! :-D:-D:-D:-D
250. mbaliana ( 18/12/2006 12:28)
watafon fanontaniana ny ahy koa :-D:-D:-D:-*:-*
251. sasa ( 19/12/2006 05:35)
=))
252. fijo ( 19/12/2006 22:28)
iza ny olombelona tsy manana nono??????
253. mbaliana ( 20/12/2006 11:26)
nono ohatry ny an'ny vhv ve ny nonon'i fijo? bokona ve zany sa nasiana nono plastika?
254. fijo ( 20/12/2006 23:07)
ny abehany no tsy mitovy sa samy manana ka
255. mbaliana ( 21/12/2006 21:10)
sssss hay ve ....inona no inonoana an'izany kely loatra
256. fijo ( 21/12/2006 22:28)
handramo aloha fa mety kely be tsirony
257. mbaliana ( 21/12/2006 22:33)
sao dia heverinao fa tsy efa nanandrana ary za...
258. fijo ( 22/12/2006 20:45)
annnnnn?de akory?
259. mbaliana ( 24/12/2006 12:20)
tsy misy tsirony
260. watafon ( 29/12/2006 06:29)
=))=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4832