Fihaonana Aout 2007 Mahajanga

321. fijo ( 19/04/2007 22:10)
izany ve,????tsararano letsy lalana mankany amin'ny CUR an.ngezabe io tanana io,ka ny tsena tsy avy any amin'ny ilan'ny pont blanc fa avy aty anaty tanana.
hay elahy avy any koa.zay lehibe tany mihintsy ka.
322. melody ( 19/04/2007 22:37)
ié, marina izany, efa ela ange dia tsy tadidy intsony:(alefaso ary ny fofon'ilay mahabibo e!:D
323. fijo ( 19/04/2007 23:00)
hi hi i ao fa alefako e
324. melody ( 19/04/2007 23:08)
aza hadino ary an:wink:
325. fijo ( 20/04/2007 21:57)
ewa
326. melody ( 23/04/2007 12:21)
:-D kay mbola tsy hadino ilay mirouky ry fijo?
327. Ralay ( 23/04/2007 13:20)
basy
328. melody ( 24/04/2007 12:23)
ralay: :lol:
329. fijo ( 24/04/2007 21:17)
melody an,efa aoanaty io tsyhafaka intsony
330. melody ( 25/04/2007 14:04)
:-D:-D, mitovy fa tsy sahala isika izany klé:-D:-D
331. fijo ( 25/04/2007 21:47)
miramira fô zeny
332. melody ( 26/04/2007 11:23)
:-D:-D:-D
333. fijo ( 26/04/2007 23:20)
ke tsy zeny moa izy io????
334. melody ( 30/04/2007 21:03)
ewa:-D sa mavandy enao ty???
335. ratonga ( 30/04/2007 21:32)
ity zany lé vaovao paritany:-D:-D:-D mlay kosa ny miheno azy klé:lol::lol::lol:
336. mbaliana ( 30/04/2007 21:50)
ratonga< mihaino sa mamaky soratra e
337. ratonga ( 30/04/2007 23:04)
ka refa vakina angé hotran'ny miheno ihany é! misy feo mangina ao an-do :P saaaa!! diso vé:(
338. melody ( 01/05/2007 09:45)
ratonga:
ka refa vakina angé hotran'ny miheno ihany é! misy feo mangina ao an-do

marina mihintsy io k,azo halaina say an-tsaina fa tandremo sô diso tafahôtra indray zay vô lasa any @ 19 any vô gravy eo:-D:-D
339. ratonga ( 01/05/2007 13:42)
8O8O 19 ahona ko zany, tsika angé zao mbôla vô prémié androany é!!!
340. melody ( 01/05/2007 17:07)
ratonga a, 18 sa moa 19 ilay 'adala':oops::oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2294