fiteny tsy fantatra
82. pissoa
(
18/08/2006 20:43)
Mikasika ny fiteny tsy fantatra dia teny an'ny hafa firenena no tena dikany (sady tsy jiosy, no tsy grika, no tsy rômana t@ fotoan'andro)... Ka ny olona tsindrian'ny Fanahy Masina dia miteny @ fiteny tsy hainy mihitsy ary koa teny tsy hain'ny mpiara-mivavaka manatrika eo, ary ny filazantsara no manambara, fa raha misy ny mahazo fanomezm-pahasoavana miteny @ fiteny tsy fantatra (satria ny teny tsy fantatra dia faminaniana mivantana avy amin'Andriamanitra no ambara eo fa tsy démonstration akory) ao @ fiangonana iray dia tsy maintsy misy koa omeny fanomezam-pahasoavana handika ilay teny tsy fantatra, fa tsy mandeha ho azy hoe teny tsy fantatra dia hibadabada eo ilay olona dia tsy misy mahazo mihitsy ny lazainy... Ara-tsoratra masina dia miaraka ireo fa raha tsy izany ny devoly koa mahay teny maro amitahana ny olona...
84. Achia
(
19/08/2006 15:55)
le ol nolazaina niteny t@ teny tsy fantatra nefa izy tsy nahalala akory . I Paoly nefa nanambara hoe : raha misy miteny @ teny tsy fantatra de aoka ho roa na telo ih
85. Achia
(
19/08/2006 15:59)
tapaka fa azafady : ihany ary raha misy miteny @ teny tsy fantatra ka tsisy mandika de aoka izy hangina ; izany hoe ny ol zay mahazo io teny io zany de ol mahatsiaro tena le ol lazainao nefa tsy nahalala mihitsy hoe niteny t@ teny tsy fantatra , ka tsy ohatrahy hahafa ihany ve zany ?
86. rakaroka
(
20/08/2006 05:59)
Ho ahy dé "parlé sans rien dire", tsy hita 'zay hevitra andraisana azy!
Ohatran'ity "émoticone" alefako ity :lol:

87. diamondra27
(
20/08/2006 07:23)
achia: ka raha miteny le olona 1 de mangina ny rehetra , de avy eo misy mandika iny , de zay vao miteny Amen ny rahetra satria zay vao fantatra le teny voalazan'ilay olona teo.
88. Achia
(
20/08/2006 08:16)
ye tena mety zay nefa ra tsy misy mahay mandika daholo inrday ary ny ol de ahoana ? fa hono hoa ry diam ny ol ve tsy maraha tsy miteny @ teny tsy fantatra ary teny tsy fantatra ihany ve no ahafantarana ny ol oe nahazo fanahy masina ?
89. rakaroka
(
20/08/2006 18:23)
eo @ fotoana ahazoan'ny oul azy no maha lasa fiteny fantatra izy! soi misy interprete soi misy fanahy masina fa raha toa ny ingénieur mampiasa ny mot_clé-ny @ tantsaha sns...na ny sinoa miteny sinoa amintsika dé tsy hita izay andraisana azy
91. prime
(
21/08/2006 12:56)
Miala tsiny fa izao vao tafiditra, tena efa lasa lavitra an...
Indray andro, nisy vondrom-bavaka, dia olona mpiara-mivavaka tany ho any no nandroso tao @ ity tokantrano iray ipetrahana mpitandrina hono (teny ambohibao no niseho izy ity)... nanomboka ny hira sy ny dera, nanomboka ny ranom-bavaka, tsy nijanona intsony ny hira rehefa niha-nafàna ary dia nitsangana ilay hoe mpitandrina dia nanomboka nanondranondraka rano voahasina hono, ny hira nitohy fa izy kosa nitokana nivavaka, fa nihetsika ny tovovavy 3 tao @ ilay mpanatrika ary niteny zavatra tsy nisy nahafantatra...
Fa taty aoriana, nisy olona niteny fa teny nôrvezianina ilay notenenin'ilay vehivavy iray t@ izy nanatrika tao, izy no mahay2 kely kanefa fantany tsara fa teny ratsy avokoa, nanompa sy niteny ratsy an'Andriamanitra no teny nambaran'ilay notsindrian'ny fanahy... Nanomboka teo dia tsy nisy nankany intsony ny olona, fa taty aoriana aza, na dia hira ffpm no ataon'izy ireo dia misy tsindrina fanahy @ mpanatrika dia miresaka toy ny @ tsindrin'ny tromba ny olona izay manana olana ka resahina toy ny miresaka amin'andriamanitra...
LOZA no fahaizan'ny devoly mamitaka...

92. Achia
(
21/08/2006 17:31)
ye tena tsy mazava marina ilay fanontaniana fa ny tiako lazaina de zao e ! ny ol ve tsy masina raha tsy miteny @ teny tsy fantatra ary io teny tsy fantatra io ihany ve no ahafantarana fa nandray ny fanahy masina ilay ol ?
93. diamondra27
(
22/08/2006 05:24)
Achia: raha ny fahalalako azy aloha dia tsy afaka mahalala izaho hoe: ito masina na tsy masina, satria tsy manana fahefana @izany
tsy voatery hoe: miteny @ fiteny tsy fantatra vao ho masina, fa io ho'aho don
hazavaiko: raha manana don mahay manasitrana ianao de tsy misy idiran'ny hoe: masina sa tsia
de ny miteny @ fiteny tsy fantatra koa tahaka izay ihany, don mitovy @ fonctionnement ny dons rehetra saingy ny azy misy particuliers toy ny rahetra ihany koa.
Ny fitenenana @ fiteny tsy fantatra dia azo antsoina fa nahazo batisa ny Fanahy Masina ianao
Fa ny Fanahy Masina de ny olona rehetra afaka mahazo Azy daholo rehefa manaiky ny hotarihiny sy manaiky ny Fanahy Masina.
Samy hafa ireo, fa aza afangaro

94. prime
(
22/08/2006 11:29)
Fanomezam-pahasoavana - jereo azfd rehefa mba manam-potoana kely : I Korintiana toko 12-13-14
95. miranto
(
23/08/2006 08:24)
Misaotra ankia Diam sy soanja fa mazava tsara le fampianarana sy fanazavana an,
mino aho fa izay tian'Atra sy mangetaheta azy, de liana sy maniry ny mba homena an'io fanomezana avy @ Atra io dahôly ,
za zao tena maniry mafy ny ahazo de mangataka @ Atra mba homeny , satria fantatro hoe tena zvt lehibe indrindra eto antany izany hoe miresaka @ Atra direct izany ,

97. diamondra27
(
23/08/2006 11:10)
miranto: tsy misy fisaorana
de mivavaka ho anjy aho zany
sois sincère fotsiny fa na inona na inona no angatahinareo @ anarako hoy Izy de ataoko izany raha manao ny sitrapony ianao.
De tsara le hataka ataonjy ka mino za fa hahazo ianao.
Raha sanatria ka tsy mahazo de tsy maninona akory izany fa aza bloké oe: iny no zava-debe fa araka ny teniny hoe: zarazaraina samy manana ny fanomezampahasoavana.
Raha tsy mahazo ianao de mivavaha hoe: ampahafantaro ahy Tompo inna ny don nomenao ahy.
Za taloha manko tsy nahalala fa mahita olona intelligent, tafita, , mahay miresaka etc.... de ozy za oe: za zany eo anatrehan'ireo tsy manana don mihitsy, de nivavaka aho , ary nampahafantarin'i Tompo fa manana dons aho de: miteny @ fiteny tsy fantatra, manasitrana, manome conseils olona, ireo aloha no haiko ka de ataoko araka izay azoko atao ireo.
Mazotoa aza kivy , ary mahareta ao @ Tompo na inona hiseho , na de mandia fizahantoetra mahamay aza ianao.
Matokia Azy tanteraka hatr@ farany fa tena tsy very e! Efa tao @ lalina aho no indro tonga nisarika ahy tao Izy. Et que plus rien au monde tsy misy hahasakana ny firaisako amin'i Jesosy(ami fidel, qui me comprend, mihaino ahy sy manoro ahy ny lalana alehako)
miranto::-*:-*

99. miranto
(
24/08/2006 08:33)
diamondra27:

de mbola misaotra andry ankia Diamondra an, tena naharesy lahitra ahy ny tenin-dry rehetra , hany ka te hanantona bebe kokoa an'Andriamanitra ,ary mba te hanana toempanahy tahaka andry an,:-*:-*
100. LazaDaddy
(
24/08/2006 09:24)
diamondra27:hitako avy hatrany fa tsy nahazo valim-bavaka ianao satria fitsiriritana olon-kafa no nanosika anao hivavaka.
Za taloha manko tsy nahalala fa mahita olona intelligent, tafita, , mahay miresaka etc.... de ozy za oe: za zany eo anatrehan'ireo tsy manana don mihitsy, de nivavaka aho
diamondra27:araka izay azonao atao? :-D:lol::):wink:
ary nampahafantarin'i Tompo fa manana dons aho de: miteny @ fiteny tsy fantatra, manasitrana, manome conseils olona, ireo aloha no haiko ka de ataoko araka izay azoko atao ireo.