fiteny tsy fantatra
61. diamondra27
(
17/08/2006 16:10)
miala tsiny raha mametraka fanontaniana:
inona aloha no atao hoe: mirediredy aminareo ze miteny hoe: mirediredy izy ireo, sao de tsy mitovy ny zavatra lazaina
sao de mbola tsy nahita olona nirediredy aza ianareo fa miteny fotsiny manaraka ny tenin'olona hoe: mirediredy ireo e!

64. diamondra27
(
17/08/2006 17:30)
fanja1: tsy io akia no atao hoe: tromba a!
efa nazavaiko etsuy ambony etsy le oe: tromba
io no atao hoe: olona misy tromba
misy karazany maro le tromba
efa nazavaiko etsuy ambony etsy le oe: tromba
Lazadaddy:fantako tokoa ary misy karazany maro ny tromba fa aleo size manaraka iny
Marina tsy azo kianina fa ny tromba de miteny @ fiteny tsy fantatra, fa ny ahalalana ireny de mbola mivory eo le olona aloha= le misy tromba sy mpanotrona azy, de hoe: itondray toaka sy sigara sy ny forongony vao mivoaka le tromba, dia fantatra avy hatrany izany fa tsy avy amin'Andriamanitra
io no atao hoe: olona misy tromba
misy karazany maro le tromba
65. booboo
(
17/08/2006 17:52)
diamondra27 > dia tsy mahazo mi-verifier araka ny Baiboly ve zany rehefa mandre na mahita mpino manambara raha momba an'i Jesoa ? sa inona no fatao mba hampiorina mafimafy kokoa ny finoana fa tsy ho mora voasarika @ raha tsy marina ndraindray ohatra ?
66. chipie1
(
17/08/2006 18:49)
hono oa , fantatr'Andriamanitra ve ilay lazaina raha aminy teny tsy fantatra ? :roll:
68. cutie
(
17/08/2006 19:06)
chipie1 azafady fa tafamehy tampoka za:oops:
tokony ho fantany raha izy no nampiteny an'le oul :lol:
Mpandefa : chipie1 [ Valio ] 18-08-2006 05:49:30
Lohateny : Re : fiteny tsy fantatra
hono oa , fantatr'Andriamanitra ve ilay lazaina raha aminy teny tsy fantatra ?
tokony ho fantany raha izy no nampiteny an'le oul :lol:
73. Achia
(
17/08/2006 21:49)
tena tara aho marina fa ra azoko tsara ne zany le voalaza ao @ asan'ny apostoly teo de ilay teny tsy fantatra dia tenimpirenena hafa e fa @ zao mantsy @ reny fiangonana oe miteny tsy fantatra ireny toa hafa mihitsy le teny lazain'ilay ol miteny azy . Ary ilay ao @ koritiana 1 : 14/22 indray le manao hoe ny teny tsy fantatra di famantarana ho an'ny mino fa tsy an'ny tsy mino , de ra ny fahazoako io zao de zao : ireo ol mino reo de tsy mahalala mihitsy oe ito ol iray tsy mino ito dia efa noraisin'ATRA ihany koa ka mba ho famantarana sy fanamporofoan'ATRA ho an'ilay mino fa ilay tsy mino koa dia noraisiny ho isan'ny vahoakany dia nomeny fanahy mba hiteny @ tenimpirenena hafa
75. diamondra27
(
18/08/2006 07:20)
fanja1: somary ahitsiko kely le teniko etsy ambony etsy. Tsy io no tromba fa fomba fiantsoana ilay tromba,
ka refa tonga le izy ao @ le olona de mihetsika @izay ny trombany ary raikitra ny hirahira sy tehaka sy dihy , de misy vera avec rhum iny ampandehandehanina @ rehetra de samy misotro azy avy le manotrona
Le olona voan'ny tromba @io izany de mihifikifi-doha sns...
Io no karazana tromba fantako (fony mbola 6ans aho no nahita an'io @ le curiosité-ny ankizy ary izay no tadidiko fa raha diso aho de miala tsiny fa mémoiren-jaza ny ahy)

76. diamondra27
(
18/08/2006 07:23)
booboo: miala tsiny fa tsy voavaliko izao ny question-nao mais c'est notée
chipie1: ie fatatr'Andriamanitra, de sady efa novalian'i cutie io le izy
chipie1: ie fatatr'Andriamanitra, de sady efa novalian'i cutie io le izy
77. diamondra27
(
18/08/2006 07:56)
Mpandefa : Achia [ Valio ] 18-08-2006 08:49:37
Lohateny : Re : fiteny tsy fantatra
ra azoko tsara ne zany le voalaza ao @ asan\'ny apostoly teo de ilay teny tsy fantatra dia tenimpirenena hafa e fa @ zao mantsy @ reny fiangonana oe miteny tsy fantatra ireny toa hafa mihitsy le teny lazain\'ilay ol miteny azy
Ie izay indrindra , izany hoe\" parler en langue inconnue\" fa le olona ao @ firenenao no tsy mahazo azy de lazainy fa mirediredy ianao, de izay no maha-don azy satria tsy ny olona rehetra no afaka mampiasa an\'le izy sy manana azy.
Mpandefa : Achia [ Valio ] 18-08-2006 08:49:37
Lohateny : Re : fiteny tsy fantatra
Ary ilay ao @ koritiana 1 : 14/22 indray le manao hoe ny teny tsy fantatra di famantarana ho an\'ny mino fa tsy an\'ny tsy mino
, de ra ny fahazoako io zao de zao : ireo ol mino reo de tsy mahalala mihitsy oe ito ol iray tsy mino ito dia efa noraisin\'ATRA ihany koa ka mba ho famantarana sy fanamporofoan\'ATRA ho an\'ilay mino fa ilay tsy mino koa dia noraisiny ho isan\'ny vahoakany dia nomeny fanahy mba hiteny @ tenimpirenena hafa
Ary ilay ao @ koritiana 1 : 14/22 indray le manao hoe ny teny tsy fantatra di famantarana ho an\'ny mino fa tsy an\'ny tsy mino
Amiko indray io de oe:mitovitovy @ hevitrao ihany , saingy ny maha samy hafa azy de oe: raha misy mpino sy tsy mpino ao @ le eglise de ho fantatry ny mpino avy hatrany fa hoe: Andriamanitra no nanome don an\'iny olona iny. Fa le tsy mpino kosa de mbola misalasala sy mametraka question. Ao anatin\'ireo mpino ireo aza de misy ihany koa ny maniry mba hahazo io don io.
Toy izay indrindra no niseho: nisy olona iray efa mpino sy nandray an\'i Jesoa tao ampony ary nisalasala be t@io fiteny tsy fantatra io. Dia nilaza rehefa mahita ireny olona miteny @ fiteny tsy fantatra ireny hoe: cinéma fotsiny io e! efa ianaranjareo par coeur ze lazaina de efa mifanaiky ry zareo hoe: i ranona no handika ilay(= mianatra verset par coeur)
fa rehefa nande le fotoana nangatahina le Fanahy Masina mba hiasa , de lasa niteny t@ fiteny tsy fantatra le olona io, ary tsy nahalala oe: hay izy ity ni-parler en langue, de nivoaka ny culte izany izy sy le namany de noarahabain\'ny namany izy hoe: arahabaina njy nahazo don , fa tsy fantany akory le izy, de nanomboka teo no nahafantarany oe: miteny @ fiteny tsy fantatra izy sy ni-pratiquer-ny azy.
78. booboo
(
18/08/2006 08:52)
diamondra27 > tsy valianao ve nama ny fanontaniako nefa mbô tiako ho fantatra :(. tokony tondé hino ankitsirano zay raha mahagaga misy ve ny mpino, tsy tokony ho mailo sns ?
79. diamondra27
(
18/08/2006 09:18)
booboo: miala tsiny fa tsy de azoko loatra akia le fanontanianjy de zay no mampieritreritra ahy ange e!
an an , tsy tokony hino ze mahagaga izany ny olona ka!
mila midinika hoe: avy amin'Andriamanitra ve io sa tsia? Dia mandinika baiboly ianao ka raha tsy voalaza ao de tsy izy izany fa asan'ny satana
tsy haiko na mahavaly ny fanontanianao io na tsia
hitanao , nisy nilaza teo hoe: tahaka izao ny voalaza ao @ baiboly ( achia no nilaza an'io ) kanefa de tsy zay intsony le ataon'ny tanora ao ankehitriny. Donk tsy ny baiboly no ratsy fa ny olona mampiasa azy, manao fitaovana ny Baiboly
Raha samy mpino koa ange ny olona ry Booboo de mbola miasa satana satria samy mitifitra tenin'Atra ao @ baiboly le kristiana 2 e!refa tsy tarihin'ny Fanahy Masina na de oe: kristiana aza ny tena.
DE zay le oe: mila mandinika baiboly satria misy teny mifanohitra ao.
miala tsiny booboo a!