fiteny tsy fantatra

41. soanja ( 17/08/2006 15:00)
Inona ary no tsy azondry ry cutie e?
Lazadaddy> Tsotra fotsiny ahy ny teniko hoe Mino ve ianao fa misy ny fanomezam-pahasoavana atao hoe Teny tsy Fantatra ao amin'i baiboly ary avy amin'Andriamanitra ve io sa tsia? mainkina amin'io no anohiazako na tsia?
42. cutie ( 17/08/2006 15:01)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 18-08-2006 02:00:32
Lohateny : Re : fiteny tsy fantatra
Inona ary no tsy azondry ry cutie e?

azoko wa
fa aleo tsy hiteny betsaka sao we mirediredy :-$
43. diamondra27 ( 17/08/2006 15:02)
cutie: no pb zany ka! rtefa kopy fotsiny njy d'efa joli zay

ndàna aloha nareo mianatra cours kely:wink:

LD: ie mirediredy amin'ny mpanota fa tsy amin'Andriamanitra satria tsy maharaka le code

44. cutie ( 17/08/2006 15:03)
ndàna aloha nareo mianatra cours kely

za efa mahay :wink:
45. soanja ( 17/08/2006 15:04)
Ny atao hoe "mirediredy" ve miteniteny foana sa hoe miezaka mamoaka ny hevitra ka mety diso ilay hevitra.
Io teny io mihitsy no tsy mety azoko. Satria ny olona mamo no mirediredy sy ny olona efa somary misy voa ny sainy. Fa raha olona OK, tsy azoko ny ampiasaina io teny io. :?::?::?:
46. LazaDaddy ( 17/08/2006 15:05)
diamondra27:
LD: ie mirediredy amin'ny mpanota fa tsy amin'Andriamanitra satria tsy maharaka le code
Mirediredy @ tenany koa voalohany indrindra. Ary io no tena ratsy indrindra satria tsy hay na fanahy inona no mampiteny azy na fanahy inona!


47. cutie ( 17/08/2006 15:05)
soanja
blablabla fotsiny ngamba zany :roll:
48. cutie ( 17/08/2006 15:11)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 18-08-2006 02:05:26
Lohateny : Re : fiteny tsy fantatra
Hoy i diamondra27:
LD: ie mirediredy amin'ny mpanota fa tsy amin'Andriamanitra satria tsy maharaka le code
Mirediredy @ tenany koa voalohany indrindra. Ary io no tena ratsy indrindra satria tsy hay na fanahy inona no mampiteny azy na fanahy inona!
:-D:-D:-D:-D
49. LazaDaddy ( 17/08/2006 15:13)
Diamondra> Fantatrao ve fa ny tromba miteny @ fiteny tsy fantatra?

Fa izao Diamondra a: ny vokatry asan'ny Fanahy Masina dia ireo nomen'i Zina ao @ lohahevitra ambony io (Galatiana 5:23 izy izay raha tsy very tadidy aho). Tsy hampikorontana na hampisavorovoro olona mihitsy ny Fanahy Masina, ary satriny hahazo izay ambarany sy hafatr'Andriamanitra avokoa isika rehetra. Diniho kely 1 Kor 14:19-20 :-*
50. booboo ( 17/08/2006 15:15)
-Dia zao aby aby miteny @ fiteny tsy hay hay zao ve ( mandritra ny culte ) dia nilatsahan'ny FM aby ? :roll:.


Amiko, na natao famantarana ho an'ny tsy mpino aza io raha iraika io, mila manao tahaka ny kristiana tsy tadidiko hoe taiza moa ? ...verifier-na tao @ Baiboly aby ny fandehan-draha hoe tena araka ny sitrapon'i Jesoa aby ve na ny bla bla bla, na ilay dikan-teny sns fa tsy avy dia mino hoe tena noho FM tokoa io...ny devoly koa mantsy mahay raha zay ihany

51. cutie ( 17/08/2006 15:20)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 18-08-2006 01:14:31
Lohateny : Re : fiteny tsy fantatra
Cutie a, efa voalaza fa

1 Korintiana 14:2 "Fa izay miteny amin'ny teny tsy fantatra dia tsy miteny amin'ny olona fa amin'Andriamanitra fa amin'ny fanahiny no itenenany zava-miafina, ka tsy misy olona mahalala."

Izay ilay fahasambarana fara-tampony volazako taminareo tary ambadika tary momba ny fahasambarana. Ny firesahana amin'Andriamanitra manokana ary Izy hilaza aminao ny FAHAMARINANA izay katsahintsika rehetra eto ambonin'ny tany. Mahasoa ve izany ry cutie sa tsia hozy indry?

booboo vakio io lazain'i soanja io :wink:
52. LazaDaddy ( 17/08/2006 15:24)
cutie> nanesoran'i Soanja ilay izy fa vakio tanteraka ny 1 Kor 14.
53. cutie ( 17/08/2006 15:26)
tsy mahavita mamaky an'zany za fa io no hitako de io no azoko :lol:
54. LazaDaddy ( 17/08/2006 15:28)
cutie:

tsy mahavita mamaky an'zany za fa io no hitako de io no azoko :lol:
Mampalahelo ahy indry raha izany fa ho mora ambakaina :?


55. cutie ( 17/08/2006 15:30)
zany ve :-D:-D:-D:-D
ka tsy tohizana eto ny tohiny raha zany
56. soanja ( 17/08/2006 15:34)
cutie:

zany ve :-D:-D:-D:-D
ka tsy tohizana eto ny tohiny raha zany


Lazadaddy a. raha manampotoana ise dia tohizo eto dia omeo eto ny mampivoana ny hevitro amin'ny lohahevitra.


57. Fanja1 ( 17/08/2006 15:40)
sao zany ilay atao we "tromba"?
58. booboo ( 17/08/2006 15:40)
cutie > een, fa ahoana no ahafantarana fa tsy misozy @ be sy ny bobaka ilay oul na tena miteny @ fiteny tsy hay mihitsy izy nefa kay teny ratsy manimbazimba an'A/tra aby kay ity raha lazainy ? hihihihihi
59. cutie ( 17/08/2006 15:48)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 18-08-2006 02:40:45
Lohateny : Re : fiteny tsy fantatra
cutie > een, fa ahoana no ahafantarana fa tsy misozy @ be sy ny bobaka ilay oul na tena miteny @ fiteny tsy hay mihitsy izy nefa kay teny ratsy manimbazimba an'A/tra aby kay ity raha lazainy ? hihihihihi

hummmm tsy haiko njay ny @ iny fa ny fahazahoako le lazain'i soanja de le Fanahy ao anatin'le oul no mifandray azy @Atra fa tsy voatery we hitany eo ka , asa aloha :-D
60. diamondra27 ( 17/08/2006 16:08)
mahafinaritra fa liana de liana tokoa ianareo @ity resaka ity.
Midika izany fa miasa ao anatintsika ao ny Tompo fa le:evil: devoly kely no misakana antsika tsy hazava saina @io na hi-respecter azy.

Lazadaddy:fantako tokoa ary misy karazany maro ny tromba fa aleo size manaraka iny

Marina tsy azo kianina fa ny tromba de miteny @ fiteny tsy fantatra, fa ny ahalalana ireny de mbola mivory eo le olona aloha= le misy tromba sy mpanotrona azy, de hoe: itondray toaka sy sigara sy ny forongony vao mivoaka le tromba, dia fantatra avy hatrany izany fa tsy avy amin'Andriamanitra

booboo: marina izany , fa tsy anjarantsika no mitsara hoe: ity tena miteny @ fiteny tsy fantatra na tsia fa azy ho azy izany manoloana an'Andriamanitra
na hisy hifosika ao na tsia de tsy aferako izay fa azy sy Atra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084