fiteny tsy fantatra
22. diamondra27
(
17/08/2006 13:28)
aleo ary hilaza izay kely fantako aho e! raha misy diso dia ahitsio
fanja1, cutie, sy ny namana hafa:
raha mandeha @ireny fiangonana sasany ireny isika dia mahita olona toy ny mirediredy sy miteny mafy ary tsy hay izay teneniny. Hatreo aloha de normal izany satria voalaza ao @ baiboly fa toy ny olona mamo ireny olona ireny raha tsy mazava aminao hoe: fa ahoana?
asan'ny apostoly 2:1-24
1 Ary nony tonga ny Andro Pentekosta, dia teo amin'ny fitoerana iray izy rehetra.
2 Ary nisy feo tonga tampoka avy tany an-danitra, toy ny rivotra mahery mifofofofo, ka nanenika ilay trano niangonany.
3 Ary nisy lela maro mitarehin'afo niseho taminy, izay nizarazara; ary nipetraka tamin'izy rehetra isan-olona izany.
4 Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka dia niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa, araka ny nampitenenan'ny Fanahy Masina azy.
5 Ary nisy Jiosy, mpivavaka tsara, nitoetra tany Jerosalema, avy tany amin'ny firenena samy hafa rehetra ambanin'ny lanitra.
6 Ary nony re izany feo izany, dia niangona ny olona maro ka very hevitra, fa samy nahare azy ireo niteny tamin'ny fiteniny avy izy rehetra.
7 Dia talanjona sady gaga izy rehetra ka nanao hoe: Indreo, tsy Galiliana va ireo rehetra miteny ireo?
8 Koa ahoana no andrenesantsika amin'ny fitenintsika avy izay nahabe antsika--
9 dia Partiana sy Mediana sy Elamita, ary mponina any Mesopotamia, sy Jodia sy Kapadokia sy Ponto sy Asia
10 sy Frygia sy Pamfylia, sy Egypta sy ny tany Libya izay manodidina an' i Kyrena, ary vahiny avy any Roma, na Jiosy na proselyta.
11 Kretana sy Arabo--koa ahoana no andrenesantsika ireo miteny amin'ny fitenintsika avy ny asa lehibe ataon'Andriamanitra?
12 Dia talanjona izy rehetra ka niahanahana sady niresaka hoe: Ahoana no tokony ho hevitr'izany?
13 Fa ny sasany nihomehy ka nanao hoe: Leon-divay mamy ireo.
14 Fa nitsangana Petera sy ny iraika ambin'ny folo lahy, dia nanandra-peo izy ka nanao taminy hoe: Ry lehilahy Jiosy sy izay rehetra monina eto Jerosalema, aoka ho fantatrareo izao, ka henoy ny teniko:
15 Tsy mamo araka ny hevitrareo tsy akory ireo, fa vao ora fahatelo ihany izao ny andro.
16 Fa izao ilay nampilazaina an' i Joela mpaminany hoe:
17 "Ary amin'ny andro farany, hoy Andriamanitra, no handatsahako ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra; ary ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo haminany, ary ny zatovonareo hahita fahitana, ary ny lahi-antitrareo hanonofy;
18 ary ny mpanompoko, na lahy na vavy, dia handatsahako ny Fanahiko amin'izany andro izany. Ka dia haminany izy;
19 ary hanisy fahagagana eny amin'ny lanitra ambony Aho sy famantarana amin'ny tany ambany, dia ra sy afo ary zavon'ny setroka;
20 ny masoandro hampodina ho aizina, ary ny volana ho ra, alohan'ny hahatongavan'ny andron'i Jehovah, dia ilay sady lehibe no malaza;
21 ary na zovy na zovy no hiantso ny anaran' i Jehovah dia hovonjena" (Joela.3.1.5).
22 Ry lehilahy Isiraely, mihainoa izao teny izao: Jesosy avy any Nazareta, lehilahy nasehon'Andriamanitra teo aminareo tamin'ny asa lehibe sy ny fahagagana ary ny famantarana izay nampanaovin'Andriamanitra Azy teo aminareo, tahaka ny fantatrareo ihany,
23 Izy efa natolotra araka ny saina niniana sy ny fahalalan'Andriamanitra rahateo, dia nohomboanareo sy novonoinareo tamin'ny tànan'ny olona tsy tan-dalàna;
24 fa Andriamanitra nanangana Azy, rehefa nahafaka ny fanaintainan'ny fahafatesana, satria tsy laitr'izany hohazonina Izy.

23. diamondra27
(
17/08/2006 13:39)
raha mbola tsy mahalala ny olona de mihomehy sy maneso na manaratsy, nefa ny tokony atao de na tsy d'accord @le izy de mijery fotsiny sy mi-respecter
Fa tsy any no zava-debe fa hoe: nahoana ireo no miteny @ fiteny tsy fantatra?
Valiny: rehefa misy fotoambavaka ao anatin'ilay culte, ka miteny le pasitera hoe: izao izany isika de hangataka ny FM hiasa ao anatintsika , de mivavaka ny olona any ampony avy ka rehefa tsindrian'ny Fanahy Masina ilay olona de iny izy no miteny @ fiteny tsy fantatra. De normalement anefa iny mba hampandroso ny mpiara-mivavaka dia misy olona hafa indray afaka mandika an'iny izay tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra ihany.
Mbola hiverina aho hanome ny antoko misy an'io
Io miteny @ fiteny tsy fantatra io anefa de fanomeza-mpahasoavana
ary voalazni Baiboly fa ze miteny @ fiteny tsy fantatra de mampandroso ny tenany ihany fa aleo mangataka faminaniana(size hafa indray io) satria ny faminaniana no mampandroso ny mpiara-mivavaka aminao fa tsy ny tenanao irery.

24. soanja
(
17/08/2006 13:47)
Jerevo tsara ny baiboly ry Lazadaddy fa tena ho anao tokoa ity teny ity.
1 korintiana 14:22 " Koa ny teny tsy fantatra dia FAMANTARANA amin'ny tsy mino, fa tsy amin'i mino...." zany hoe io indrindra no fanomezam-pahasoavana entin'ny Mpino amin'ny tsy mpino , ka ireo tanora voalazanao ery ambony sodoka dia mitombina tanteraka satria efa noheverin'Andrimanitra izany.

25. soanja
(
17/08/2006 13:48)
Ny teny tsy fantatra dia teny misy amin'izao tontolo izao, zany hoe misy firenena hafa miteny azy, fa saingy ilay olona mandray ny Fanahy Masina dia tsy mahazo ilay teny teneniny. Fa araky ny voalazan'i Prime fa hisy koa hahazo Fanahy Masina ka handika ilay teny raha tian'Andriamanitra hampitaina ilay hafatra ho an'ny fiangonana rehetra.
Korintiana 14:2 "Fa izay miteny amin'ny teny tsy fantatra dia tsy miteny amin'ny olona fa amin'Andriamanitra fa amin'ny fanahiny no itenenany zava-miafina, ka tsy misy olona mahalala."
1 Korintiana 14:5 "Tiako raha samy miteny amin'ny teny tsy fantatra hianareo, nefa aleo maminany. Fa izay maminany dia lehibe noho izay miteny amin'ny teny tsy fanattra, raha tsy mandika teny koa izy hahazoan'ny fiangonana fampandrosoana."

26. diamondra27
(
17/08/2006 14:08)
soanja: m'ci fa za koa vao nahita le izy :-*:-*
io fiteny io de tsy natokana ho an'ny tanora ihany fa na antitra na lahy na vavy , refa ao aminy ny Fanahin'Atra de miteny le olona.
Miala tsiny fa averiko eto le korintiana satria misy andininy tsara ho fantatra
I KORINTIANINA 14:1-6
Miezaha mitady ny fitiavana, nefa maniria fatratra ny zava-panahy koa, indrindra fa ny haminany.
2 Fa izay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra dia tsy miteny amin'olona, fa amin'Andriamanitra; fa amin'ny fanahy no itenenany zava-miafina, ka tsy misy olona mahalala;
3 fa izay maminany kosa miteny amin'olona ho fampandrosoana sy ho famporisihana ary ho fampiononana.
4 Izay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra dia mampandroso ny tenany; fa izay maminany kosa mampandroso ny fiangonana.
5 Tiako raha samy hiteny amin'ny fiteny tsy fantatra hianareo rehetra; nefa aleo haminany; fa izay maminany dia lehibe noho izay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra, raha tsy mandika teny koa izy hahazoan'ny fiangonana fampandrosoana.
6 Nefa, ry rahalahy, raha mankeo aminareo aho ka miteny amin'ny fiteny tsy fantatra, inona moa no soa ho vitako aminareo amin'izany, raha tsy fanambarana, na fahalalana, na faminaniana, na fampianarana, no hitenenako aminareo?

29. diamondra27
(
17/08/2006 14:13)
Ny olona sasany raha vao hoe: nandray an'i Kristy de mafana fo be, de te-hanao zao retra zao mba tsy hanatsiny, anisan'izany io miteny @ fiteny tsy fantatra io.
Tsy ny olona rehetra no hahazo azy fa zarazaraina. Ka aza kivy ianao raha mbola tsy nahazo na dia nagataka aza fa mety misy don hafa ao omen'i Tompo anao(ohatra mandika teny)
remarque: misy ihany koa aloha olona mahazo ilay don miteny @ fiteny tsy fantatra no mahay mandika teny
Io miteny @ fiteny tsy fantatra io de tsy voatery ao ampiangonana ihany no hi-pratiquer-na azy fa na de ao an'efitrano fandrianao aza de mety, refa miray @i Tompo ianao de mety, ary tsy hoe: vavaka ihany izy io fa hira ihany koa (louange)

31. soanja
(
17/08/2006 14:14)
Cutie a, efa voalaza fa
1 Korintiana 14:2 "Fa izay miteny amin'ny teny tsy fantatra dia tsy miteny amin'ny olona fa amin'Andriamanitra fa amin'ny fanahiny no itenenany zava-miafina, ka tsy misy olona mahalala."
Izay ilay fahasambarana fara-tampony volazako taminareo tary ambadika tary momba ny fahasambarana. Ny firesahana amin'Andriamanitra manokana ary Izy hilaza aminao ny FAHAMARINANA izay katsahintsika rehetra eto ambonin'ny tany. Mahasoa ve izany ry cutie sa tsia hozy indry?

33. diamondra27
(
17/08/2006 14:24)
cutie: tena tsy azonao le izy angamba
efa mazava be ireo @ Soratra Masina ireo ilay izy sady nasiako fanazavana kely fa araho tsara
Ny vokany: de miteny aminao Atra , directe , mampandroso anao @ fanarahana ny Tompo. Mety hanana an'io ianao nefa tsy hananan'ny hafa ary ny don-ny hafa mety tsy hanananao
Tsy mahasoa ve ny miresaka direct @ Atra?
Ny Fanahin'Andriamanitra de tsy miditra ao anatin'ny ota, koa raha toa izany ianao ka mbola tsy nahazo an'io de tsy mampaninona izany tsy hisakana ano tsy hiditra ny fanjakan'Atra
Ny tiako lazaina dia raha mivavaka ianao, mangataka mafy oe: mba omeo ahy Tompo zany fanomezam-pahasoavana izany nefa le izy tsy tonga de mbola tsy tian' Tompo ho azonao le izy

34. diamondra27
(
17/08/2006 14:33)
raha mivavaka aloha ianao dia tokony hivavaka @ fo madio tsy misy fitaka
de mangataka pardon @ze tsy nety nataonao ary manenina @ fo manontolo
de raha hitan'i tompo fa tena sincère enao ka voadiony tsara le ota , de zay vao afaka miditra le Fanahin'Andriamanitra , raha mbola tohizanao ny vavakao
dia misaora Azy @izay ,
KANEFA indro kely: mety ho faty io don io raha tsy ampiasaina
Dia izay no mahatonga ny fiangonana manokana fotoana kely ao anatin'ny culte hi-pratiquer-na azy;
Hafa indray raha ohatra ka ataon'ny antoko-mpinoana fitaovana fotsiny le oe: miteny @ fiteny tsy fantatra
De zay no azoko ambara
soanja:m'ci:-*:-*

35. soanja
(
17/08/2006 14:50)
Aza miala amin'io hoa fa io mahasoa vatana sy fanahy mitambatra.:-*:-*:-*:-*. Io ilay Fahasambarana!
36. LazaDaddy
(
17/08/2006 14:52)
Soanja> jereo tsara tokoa ny Baiboly 1Kor14:1-25(aza vakiana tapatapany) dia ho hitanao fa mirediredy izay miteny @ teny tsy fantatra raha tsy adikany ho fantatr'olona izay ambarany :-*
cutie>ahoana ilay arcade teo? lol
cutie>ahoana ilay arcade teo? lol
37. cutie
(
17/08/2006 14:55)
Mpandefa : LazaDaddy
cutie>ahoana ilay arcade teo? lol
non za tsy te hiteny @ teny tsy fantatra
sao de we mirediredy :-D:-D:-D
38. cutie
(
17/08/2006 14:56)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 18-08-2006 01:24:37
Lohateny : Re : fiteny tsy fantatra
cutie: tena tsy azonao le izy angamba
azoko le izy fa ny fanazavan'i soanja no azoko fa tsy ny an-jy :wink: