fiteny tsy fantatra

141. cutie ( 01/09/2006 21:03)
ndraso alou hojereko :lol::lol:
142. diamondra27 ( 03/09/2006 13:45)
achia: aleo akia averina @ilay resaka "vrai size" ny resaka fa hanokafy size vaovao raha tianao a!

Miala tsiny indrindra.
143. Achia ( 04/09/2006 09:30)
efa nanokatra aho fa tsy nivoaka e tsy haiko hoe nahoana sa za ngamba no donto e :-D
144. prime ( 04/09/2006 10:46)
:lol:
145. cutie ( 04/09/2006 18:37)
Mpandefa : Achia [ Valio ] 04-09-2006 11:30:29
Lohateny : Re : fiteny tsy fantatra
efa nanokatra aho fa tsy nivoaka e tsy haiko hoe nahoana sa za ngamba no donto e

:-D:-D:-D:-D
146. mika117 ( 05/09/2006 05:03)
inn no mampihomehy anjiko anzany sa tsy fantatra le teny :lol:
147. diamondra27 ( 05/09/2006 07:48)
mika117:ankoatran'ny fomba fiteny normal
dia misy ny miteny tsy fantatra,
dia misy ny miteny par morse toy ny skoto,
dia misy ny manao code
...
148. prime ( 05/09/2006 11:01)
dia misy ny...:lol::-D:-D
149. xxx ( 05/09/2006 13:23)
aiza ary i dadabe mba hanome ny heviny eto ?
150. nikopol ( 05/09/2006 13:34)
Nisy tovovavy izay niaraka tamiko dia nisy fotoana izy niteny tamin'ny teny tsy fantatra. Asa marina lahy izay mahatonga izany ?
151. cutie ( 05/09/2006 13:55)
Mpandefa : mika117 [ Valio ] 05-09-2006 07:03:30
Lohateny : Re : fiteny tsy fantatra
inn no mampihomehy anjiko anzany sa tsy fantatra le teny

ie tsy fantatra :-D
152. diamondra27 ( 05/09/2006 14:39)
prime : inon no tohin'io ?
153. Achia ( 06/09/2006 07:47)
xxx:

aiza ary i dadabe mba hanome ny heviny eto ?

lasa any amindry nenibe ngamba izy ka :-D

154. diamondra27 ( 07/09/2006 06:52)
prime: sahirana be ve รด
155. prime ( 07/09/2006 11:01)
diams> dia misy ny miteny @ maso...:wink:
156. Achia ( 07/09/2006 19:51)
prime:

diams> dia misy ny miteny @ maso...:wink:


lalina izany nefa toa mora takarina ihany :lol:
157. prime ( 08/09/2006 11:15)
:wink:
158. diamondra27 ( 11/09/2006 11:06)
Achia: takarina @inona indray e
159. Achia ( 11/09/2006 11:33)
takarina @ hevitra ko inona njay aza sa @ tanana :-D
160. prime ( 11/09/2006 13:45)
:lol::-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.3486