fiteny tsy fantatra

121. Achia ( 28/08/2006 17:43)
ye ny ahy koa ny hevitro ry prime de io lazainao io sady hevitry ny soratra masina ihany koa moa izany fa atao ahoana tokoa moa ny ahalala ny zvt ho avy eny fa na dia ny handinika ireo izay faminaniana efa voalaza ao @ baiboly
122. diamondra27 ( 28/08/2006 18:00)
prime, achia,soanja: ilay faminaniana aloha dia tsy haiko loatra ny momba azy e!
mba azonareo hazavaina ve?Ahoana ny fisehony, ahoana no nahazoan'ny olona azy? sns...
na dia HS kely aza de tsy maninona fa averiko ihany ny size rehefa lasa lavitra tokony hotapahina ny resaka
123. prime ( 29/08/2006 13:53)
Efa kely sisa ny fotoanako izao fa amin'ny manaraka aho hitondra izay mba hitako sy fantatro...
124. Achia ( 29/08/2006 14:14)
omeko ohatra kely ianao jereo ny bokin'i Daniel rehetra ary jereo koa ny asan'ny apostoly toko 10 vakio daholo io asan'ny apostoly io de mety ahita fahazavana kely ianao e ! dia ohatra ireny ny faminaniana de mazotoa ary mandinika azy e !
125. diamondra27 ( 29/08/2006 20:44)
mahaliana tokoa izy izany
126. cutie ( 29/08/2006 21:07)
Achia ve adventista:lol:
oups hors size :-D
127. diamondra27 ( 30/08/2006 08:45)
cutie: hum, ié hs ndry:-D

fa na dia tsy adventiste aza dia samy mahalala fa ny bokin'i daniela dia milaza momba ny faminaniana

achia: averiko ihany fa raha azo atao dia mba izarao ny @io, kamaky an'io boky io aloha dia avy eo izany mety hanampanontaniana zahay
128. prime ( 30/08/2006 10:50)
diams> rehefa manam-potoana ianao dia ity koa mbola manazava feno ny mikasika ny faminaniana sy ny fiteny tsy fantatra...
I Korintiana 14 (manontolo)
I Korintiana 12-13 (manontolo)
129. cutie ( 30/08/2006 11:56)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 30-08-2006 10:45:14
Lohateny : Re : fiteny tsy fantatra
cutie: hum, ié hs ndry

Aiza ary Achia :lol::lol::lol::lol:
130. prime ( 30/08/2006 13:23)
:lol:
131. Achia ( 30/08/2006 19:44)
ye kristiana aho ka :-D:-D:-D
mila fotoana lava ny fandinihana ny bokin'i Daniela ry diams a na ny fitantarana azy a ka mila fotoana lava fa diniho aloha ilay asan'ny apostoly 10 fa faminaniana akaiky kely io e de mbo lazao hoe ahoana ny fahazoanao azy
132. cutie ( 30/08/2006 19:45)
Mpandefa : Achia [ Valio ] 30-08-2006 21:44:01
Lohateny : Re : fiteny tsy fantatra
ye kristiana aho ka

:lol::lol::lol::lol:
133. Achia ( 30/08/2006 20:20)
;-)ary cutie kay teto akaiko teto teo a :lol::lol:
134. cutie ( 30/08/2006 22:08)
ie
fa zao Achia tsy hita njay :cry:
135. prime ( 31/08/2006 09:23)
ntsôôô...:(
136. diamondra27 ( 31/08/2006 09:44)
:(:(
137. prime ( 31/08/2006 11:08)
diams> d ahoana ny tohiny?:lol:
138. diamondra27 ( 31/08/2006 12:25)
za mbola mandalina an'le izy ry prime a!
efa vita vaky fa mbola averina vakiana indray

ary ny anao?:D
139. prime ( 31/08/2006 13:51)
Mbola vao mamaky koa...
140. Achia ( 01/09/2006 19:14)
cutie o namako ô ô aiza ary aho ra hitanjiko ô :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1206