Porofo
81. Herimiafina
(
10/08/2006 14:28)
Tsy efa voavaly ve izany ny fanontanian'i Fiffi fa toa mitady hioatra ny vala indray ny sasany! hehehe:-D
82. pissoa
(
10/08/2006 14:31)
Hihihi - efa noteneniko iry ambony iry ny ahy ny hevitro amin'ny hoe resaka mivoana :lol:
Ny sasany eto aza tsy mi-justifier ny vie privee-ny fotsiny fa manangana vie privee eto am'forum mihitsy knou :lol:
Ny sasany eto aza tsy mi-justifier ny vie privee-ny fotsiny fa manangana vie privee eto am'forum mihitsy knou :lol:
83. cutie
(
10/08/2006 14:35)
: Herimiafina [ Valio ] 10-08-2006 19:28:30
Lohateny : Re : Porofo
Tsy efa voavaly ve izany ny fanontanian'i Fiffi fa toa mitady hioatra ny vala indray ny sasany! hehehe
efa voavaly ka
za mbola mamely an'i toi alou :-D
84. Herimiafina
(
10/08/2006 14:38)
Fa inona no itiavan'i toi hamely ahy? :-D
Ao azany e!
Eny moa sa tsia ilay fanontaniana?
ENY aza ny valiny e! hehehehe:-*
Ao azany e!
Eny moa sa tsia ilay fanontaniana?
ENY aza ny valiny e! hehehehe:-*
87. Herimiafina
(
10/08/2006 14:53)
Omeo porofo retsy izy ry Fiffi raha mitady an1 Tsy maninona anie izany e! raha ziay moa no tiany retsy ka inona indry aza! :-*
91. Herimiafina
(
10/08/2006 17:13)
Fiffi:
tsy manana porofo!
Ny sain'ny olombelona anie retsy efa lasa rationnel loatra na mifantoka amin,nyz avatr atsapany hany kah, lasa sarotra ho azy ny mahatoky zavatra tsy hitany na tsy tsapany e.
Ny porofo tsy akory tsy voatery ho volabe na cadeau na fifantsiana eo ambony hazo fijaliana foana fa mety teny mamy iray na hoe vao mifanena dai mba mampiseho ilay soucis kely amin,ny fahasalamana amin'ny fiainana ny olana sy ny sisa.
Ataoko fa ny vehivavy ary no tena mila an'io toky sy porofo io isan'andro ary tena manome importance ny details kely izay matetika tsy raharahian'ny lehilahy aminy.
"be saina":
toy ny voninkazo ny joba ka mila tondratondrahana sy karakaraian isan'andro
92. arson
(
11/08/2006 05:20)
Efa fahazarana eo @tsika olbln matetika io porofo io ka inona2 zavatra atao de mila io fona na fitiavana zany na inona.
Amiko aloha ilaiko le hoe porofo,fa tsy mivantana no tiko ahafantarana azy hoe omeo prorofo za fa tia ahy ianao,tsy izany ny ahy,fa ny fihetsiny sy izay ataony no anaporofoko fa tia ahy izy na tsia.ohatra raha misy fihetsiny miova kely toy ny taloha kosa ve re olona tsy hafa2 ihany zany? Raha taloha izy isaky ny mifankaita zay oh de mifanoroka ary ankehitriny lasa mifanohitra @ zany tsy de efa hisy zavatra hafa zany.
de zay zany hoe ilaina ihany le porofo nefa izany akory tsy hidika mihitsy hoe tsy fifampitokisana velively.

93. pissoa
(
11/08/2006 08:42)
pissoa: ahoana koa akia zany hoe manangana vie privée-ny zany ?Hihihi - manaelo eo i cutie raha tohizana io (fa mivoana) kle =))=))=))
97. Herimiafina
(
11/08/2006 18:35)
Tsy maintsy hoe izay ihany koa, hiafara toy ny tantara gasy izy ity sa drame psykolojika klé? hehehehe:-D
99. Herimiafina
(
11/08/2006 18:45)
Hoe: ho resin'i cutie ihany ve i Bobel sa lanin'i Bobel i cutie? hehehehe:-D