ho an'i vaika
81. cutie
(
09/08/2006 12:00)
Mpandefa : Vaika [ Valio ] 09-08-2006 16:48:36
Lohateny : Re : ho an'i vaika
cutie : de ahoana koa nakia fa intéressant be zany
mampiresaka indray i vaika:-D
83. mamzelkely
(
09/08/2006 12:52)
simplex refa asainao manatitra an le sôkolà i ddb de hafaro i vaika hoe aza adino hono hoe le gateau satri miampy 1 le zvt alazana :-D:-D:-D
vaika alazako am i... njay enao fa manao jeu :°):°):°) omeo petromax alou i kelly fa maizina hono izy :-D

84. Vaika
(
09/08/2006 14:39)
simp : self-control ho'a !:-w
respire tranquillement, zen !
cutie : de t'aiza moa isika no nijanona teo ? hay moa : sady tsy mila jiro no tsy mila sôkôla, ah bon ? De ahoana fa tsy novalian-njy kosa ilay fanontaniako, njy kosa e !
mamz : alazanao amin'i .... ? Efa tsy miteny n'inon'inona intsony aho mbola ampitahorin-njy ihany.
iza indray aza izany i ... zany marina. Bitsibitsio amiko de irahako mihintsy i bedada hanatitra gâteau, chocolat ary bisous-plongeons.:°)

85. cutie
(
09/08/2006 14:41)
cutie : de t'aiza moa isika no nijanona teo ? hay moa : sady tsy mila jiro no tsy mila sôkôla, ah bon ? De ahoana fa tsy novalian-njy kosa ilay fanontaniako, njy kosa e !
tsy nahita an'ty:?: za:lol:
86. Vaika
(
09/08/2006 14:50)
Eisyyyy ! I njy mihintsy kosa izao no mapiresaka ry cutie. Efa nasiko :?: fa lazao amin'izay e !
88. Vaika
(
09/08/2006 15:01)
Tsy mila jiro na dia labozia kely misy parfum d'ambiance aza ve ?:°) Ko tsy maizina be ?:°)
90. Vaika
(
09/08/2006 15:08)
Poikany !
I njy kosa ve dia tsy tia kosa na dia lumière tamisée aza ? Lazao ny marina ! Dia bâton d'encens kely ...:°):°):°)

92. Vaika
(
09/08/2006 15:13)
Sady mijery étoile filante ve ? I njy ty kay romantique be mihintsy an !:D
Tonga de à la belle étoile ve ? Ary raha avy ny orana ?

96. Vaika
(
09/08/2006 15:21)
Fanontaniana iray monja dia fidio tsara fa valiko oui na non ka fidio tsara :-D:-D:-D