ho an'i vaika

121. prime ( 11/08/2006 10:08)
:-D:-D:-D
122. mamzelkely ( 11/08/2006 10:33)
123. prime ( 11/08/2006 10:47)
mifangaro ny akoho sy ny vorona an...:^):-D:-D:-D
124. Vaika ( 11/08/2006 11:54)
alazan'i mamz indray aho zao nefa anie za tsotsa be e !:°)
125. prime ( 11/08/2006 12:12)
mitady hitapô ny sambo...:-D:-D
126. kelly13 ( 11/08/2006 15:30)
prime>sambo samy manana capitaine milay b tsy hifandona zany ka :wink:
127. totofy ( 11/08/2006 16:18)
porte-avion roa ve hifandona !!!! :wink:
mahery vaika ireo :-D:-D:-D
128. cutie ( 11/08/2006 17:59)
:-D
129. kelly13 ( 12/08/2006 18:26)
totofy> lolll d misy piloty milay b kou, mdrrrr
130. Herimiafina ( 13/08/2006 21:27)
Nahazak i toi an! Bandy milay ra-Vaika io an! :-*:-*
131. mamzelkely ( 14/08/2006 06:37)
prime sambo inn njay no mitady hitapô :-w humm alazako mits io vaika io ka ampina inn njay re le izy ee :roll::-D:-D
132. diamondra27 ( 14/08/2006 06:41)
tsy naharaka i diams fa naninona ny jiro no tapaka?:-D
133. kelly13 ( 14/08/2006 07:41)
diamondra27>niady t@ edf kou nga nareo? hihihi! zay sy edf efa niombona njay zao klou!!! hihihi
134. dadabe ( 14/08/2006 12:54)
:roll::roll:ary misy mifandamoro izany ato le

:-w adeha mba hanao eseky aho sao dia mba mahzaka tahaka an'i vaika le:@:@
135. Vaika ( 15/08/2006 21:33)
bedada : raha te-ho tokona mandrak'izay dia mandehana tokoa manao eseky. Mampitsaoka sipa io lalao io ry leiry fa tandremo a !:-D:-D:-D
136. diamondra27 ( 16/08/2006 06:28)
vaika sy dadabe::-D:-D:-D

kozy ve? tsy ny sipa rehetra kosa no mitsaoka ny eseky fa misy sipa milalao ihany ao e!
zany kosa tsy rariny e!, tsy ny lhl ihany no mahay eseky

HM: ary HM hendry be fa tsy mba mihetsika, sa manomana surprise?
137. Vaika ( 16/08/2006 08:39)
diam : tsy hoe ny sipa no tsy mahavoa eseky. Tsy izany mihintsy an ! porofo : "Judith Polgar" : Grand Maître International (indrisy fa mbola au masculin foana ilay titre !) sady efa nanana classement dans le top 10 mondial (MASCULIN !!!!) ary anisan'ny "joueurs" potentiellement "champion du monde" (misy mitomany angamaba ny lhl sasany raha vehivavy ny "champion du monde". :-D:-D:-D
Fa ny tiko lazaina dia : ny lhl rehefa variana amin'ilay eseky dia hadinony daholo ny tany aman-danitra ka mitsaoka ny sipa avy eo vao tonga saina:-D:-D:-D Ka izay no hampintandremako an'i bedada.
138. diamondra27 ( 16/08/2006 09:13)
ahhh! ok zay vao mazava:wink:
tsy maintsy asiana le revolte kely:-D:-D:-D

ié, na tsy eseky fa zavatra hafa , refa variana any nareo de hummmm, lasa rafotsy
139. kelly13 ( 16/08/2006 09:18)
za tsy tia eseky ry vaika a!:D :lol:
140. Vaika ( 16/08/2006 09:53)
kelly13 : efa fantatro ankia ry malala dia izay mihintsy no nanajanonako an'io jeu stupide io:°):-D:-D:-D
Fa inona no jeu mba tian-ndry ? Sa mitsangatsangana eny amoron-dranomasina harivariva mody masoandro, de bras desous bras dessus de ampy ?
Fa tsy console video kosa an !:evil::-D:-D:-D
:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.383