ho an'i vaika
![](https://avatar.serasera.org/a48016e9bf305e2688b09fe3749a20a4.jpg)
1. kelly13
(
06/08/2006 06:15)
joyeux anniversaire ankia ry malala aaaa!!:* :* :* d ho tratra ny ela indrindra!!
novalian'i Fiffi ny 25/10/2006 16:20
![](https://avatar.serasera.org/d072ecf22f8baf89ff78678111df7bc0.jpg)
2. Vaika
(
06/08/2006 06:37)
Kelly13 : waoh !
Dia misaotra indrindra eram-po eran-tsaina nahatsiaro.
(l)(l)(l)
Merci de tout coeur koa ankia ry malala.
:*:*:*

![](https://avatar.serasera.org/0d387426f578f524f21c1bff75f78213.jpg)
3. simplex
(
06/08/2006 08:12)
He he,
Arabaina lesy Vaika a,:°)
Mirary soa sy fahombiazana @ zay retra atao :wink::wink:
mety tsy vitako ny manao an'ity :* fa de aleo ty :-*:-* fotsiny :-D:-D:-D
**Joyeux Anniversaire**
![](https://avatar.serasera.org/0d387426f578f524f21c1bff75f78213.jpg)
4. simplex
(
06/08/2006 08:21)
Ary kay mbola radem le izy =))=))
kelly :-w:-w
Vaika: esoriko doly njay ny souhait ko :-D:-D:-D aleo rampitso :-P:-P
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
5. xxx
(
06/08/2006 09:07)
Zoae non-bday Vaika :-*
Hihihi, kaloo anjoany hanao xxx dia rampitso hanao tsy xxx am'zay :roll::-D:-D:-D

![](https://avatar.serasera.org/4c5589f99fcd82f387bb94d9df05fef6.jpg)
7. diamondra27
(
06/08/2006 10:44)
de bon anniversaire izany vaika e! :-*:-*:-*:-*
tsy aleo nampiarahana ve ny fetinareo sy boubounezy

![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
9. Herimiafina
(
06/08/2006 12:20)
8O
Hay ve e, coupla efa niforoan tany sa teto no niforona i Vaika sy kelly13 io klé.
Bonaniversera leisy ry Vaika an, ary elah manafina partnera an! :-*
Hay ve e, coupla efa niforoan tany sa teto no niforona i Vaika sy kelly13 io klé.
Bonaniversera leisy ry Vaika an, ary elah manafina partnera an! :-*
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
11. Herimiafina
(
06/08/2006 13:48)
Ary tena tsara kadeau kosa nedala klé. :-*
Radem koa mety ataoko aniverserako ihany raha izao no mitohy! hehehehe:-D

![](https://avatar.serasera.org/9617aef4427f40deea8d811371f75dc6.jpg)
15. vale
(
06/08/2006 14:33)
Herimiafina::-D:-D:-D:-D
Ary tena tsara kadeau kosa nedala klé. :-*
Radem koa mety ataoko aniverserako ihany raha izao no mitohy! hehehehe:-D
![](https://avatar.serasera.org/d072ecf22f8baf89ff78678111df7bc0.jpg)
17. Vaika
(
06/08/2006 15:25)
Dia misaotra antsika namana nahatsiaro : misaotra tompoko^:^
Simp, xxx (fantatso njy !), booboo, diams, razokybe, Vale, HM, bedada, misaotra e !
=D=D=D=D=D=D=D
Simp, xxx (fantatso njy !), booboo, diams, razokybe, Vale, HM, bedada, misaotra e !
=D=D=D=D=D=D=D
![](https://avatar.serasera.org/d072ecf22f8baf89ff78678111df7bc0.jpg)
18. Vaika
(
06/08/2006 15:34)
HM : tena milay marina leitsy ilay Kdo kle. Misy sipa tena manana classe manokana mihintsy.
Aza dia lasa saina lavitra loatra leitsy ela fa fiainana dôly zany a !
Za be zeste amin'ilay resaka fitiavana ity kay mbola amatera be fa io nalefan'i kelly io ry zalahy no tena
fomba fanaovana azy a.
kelly13 : révérence et chapeau bien bas ankia ry malala a !:*:*:*
bedada : ;-)
Aza dia lasa saina lavitra loatra leitsy ela fa fiainana dôly zany a !
Za be zeste amin'ilay resaka fitiavana ity kay mbola amatera be fa io nalefan'i kelly io ry zalahy no tena
fomba fanaovana azy a.
kelly13 : révérence et chapeau bien bas ankia ry malala a !:*:*:*
bedada : ;-)
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
19. Herimiafina
(
06/08/2006 15:37)
Kiii, tafa leisy elah ry bainina klé. Tahak'izay anniverserako foana isan'andro klé, hehehehe:-D