ho an'i vaika

41. diamondra27 ( 07/08/2006 10:41)
:-D:-D:-D

vaika: manatalenta de manafina an! hay mahay mihira be toy izany ianao

mamz: aza miteniteny an!
pissoa: ok azany e
42. prime ( 07/08/2006 11:28)
:@:-D:-D:-D
43. Vaika ( 07/08/2006 12:18)
Mamz : Dia alazan-ndry amin'iza aza moa e ? Sa ahoana kelly ?:°):°):°)

diams : Tena efa mihirahira mafy mihintsy aho ato fa i lucifer tena manao be marenina : "Io leitsy ra-Lucifer fa efa hoe : rien qu'une fois fotsiny ho'a e !":evil:
:-D:-D:-D

prime : :@ yes leitsy bandy e !
44. mamzelkely ( 07/08/2006 12:47)
alzako am dadanay sy mamanay :°):°):°)
45. Vaika ( 07/08/2006 13:09)
mamz : hay veeeee e !
Andraso aza fa ho tonga any amin-njy any ilay chocolat e ! Ô ry zalahy a ! sao dia mba misy afaka hindramako tànana leitsy ialahy isany any Tana hanatitra chocolat ho an'i mamzelkely, de sady manatitra ilay bà kely mifotetaka koh hono e ? Atoroko ilay làlana e !
Andraso kely aza ry mamz fa ho avy eo daholo ry zalahy f'aza taitra fotsiny i njy ! Dia aza miteniteny an ?:°):°):°)
46. mamzelkely ( 07/08/2006 13:22)
haingana aza fa ataoko mamay aa :°):-D:-D
47. Vaika ( 07/08/2006 13:29)
Andraso aloha ho'a fa ry zalahy anie mbola be kenokenona dôly e !:-D
48. simplex ( 07/08/2006 14:05)

ka le sokola mety lany eny an-dalana kou ;-)
tsy mety nga ra atao double le ba kely :-D:-D
49. pissoa ( 07/08/2006 15:33)
Vaika:
pissoa : an ?:-D:-D:-D

Efa oe :-$:-D:-D:-D
50. Vaika ( 07/08/2006 20:01)
pissoa : :-$
Dia bitsibitsio ahy hoe e !:-D

simp : tendan-kanina i toi an !:-D:-D:-D

51. mamzelkely ( 08/08/2006 05:15)
jere tedavin simplex hanina njay le izy ko :-D:-D
52. diamondra27 ( 08/08/2006 06:29)
simplex: sao de tsy lany fa nitsonika e!
53. kelly13 ( 08/08/2006 08:02)
lolllllll
54. pissoa ( 08/08/2006 08:18)
Vaika:

pissoa : :-$
Dia bitsibitsio ahy hoe e !:-D

Btsbtsbtsbtsbtsbtsbtsbts
Dia aza ambarambara olon-kafa aloha an :-$:-D:-D:-D
55. dadabe ( 08/08/2006 08:26)
kii ary aleo mba haka kle

mamzelkely :*:*:*:*:*:*:*:*:-$
56. Vaika ( 08/08/2006 08:45)
simp : ialahy ty leitsy ry simp a ! Lanin'ialahy hono le sôkôla an'i mamz:-D
mandehana haingana leitsy ela mividy indray an !

mamz : efa no bedesiko i simp fa hanaterany hono njy, izany an !

pissoa : tsy re-ko tsara fa ahoana hoe e ? Aiza hoe no misy betsabetsa be de be e ? Fety be zany ve ?:-D:-D:-D

bedada : ary zay i toi vao tonga le, ny olona efa any amin'ny sôkôla izao :-D:-D:-D ary tonga dia nifantina an ! F'angaha moa anniversaire-n'i mamz androany : bon anniversaire njy mamz, manafina an !:°)
57. Vaika ( 08/08/2006 08:47)
kelly13 : ma chérie, fa ahoana no hoe lol ?
(l)(l)(l):*:*:*
58. kelly13 ( 08/08/2006 08:56)
vaika> meuuuhhh non tsy annif an'i mamzelkely zany today ka :^) fanina kou njy
59. Vaika ( 08/08/2006 09:18)
Ka tonga de nataon'i bedada ohatran'ny vakana kely be dia be (artiste kosa angamba ela leitsy ry bedada:D ) ka za ve nahalala:-D:-D:-D
60. simplex ( 08/08/2006 10:13)

Vaika: ka sokola efa lany tsy azo averina intsony kou :-D:-D:-D:-D

mamz: ra misy mame zavatsoa anao kinga miteny hoe sotsa tompoko :°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1294